MAFY ADY (Tantara lava Record FM)

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 8 вер 2024
  • Tantara malagasy in-dray miseho, in-dray mihaino
    Tantara gasy

КОМЕНТАРІ • 19

  • @VioletteRAFARASOA-ht9xj
    @VioletteRAFARASOA-ht9xj Місяць тому +4

    Tena tsara bé, mahay mintsy Rayan sy Ravaka Ty,ilay feo tena oe mety b👍👍🙏🙏

  • @AngelitaEdvige-ns3lf
    @AngelitaEdvige-ns3lf Місяць тому +1

    Mankasitrak tompoko merci nizara av regniko tantara ty f TS mahakajo mihenoaz ❤❤😢

  • @hantarajoelisolo3148
    @hantarajoelisolo3148 Місяць тому +3

    Trop ny ataon' ilay olona ka . Nirina aloha dia mahay milalao mihitsy eh .

    • @lucieravololona1865
      @lucieravololona1865 Місяць тому

      😅😅😅😅eeee na dia matimpitia toy inona aza vé dia tsy hanadiady tsara fa mihaino feo tokana????essss e!

  • @sedra.fihononana4941
    @sedra.fihononana4941 Місяць тому

    Misaotra betsaka nizara e! Tsara dia tsara 'lay tantara.
    @D-aly, mba mangataka an'le Tantara an'i Viva Radio Mistery raha mba manana ianao😊 Misaotra mialoha tompoko!

  • @anjaranaivo492
    @anjaranaivo492 Місяць тому +1

    Mankasitraka tompoko❤🙏

  • @NadiaRakotonindrina
    @NadiaRakotonindrina Місяць тому +2

    Otrzao mintsy mahavoa an'le ray rehefa manambady fanindroany. Tsy mihaino akory ze lazain-janaka sady mihaino feon-dakolosy tokana foana satria jamban'ny lango2 sy fitaka

  • @julianatinah3467
    @julianatinah3467 Місяць тому

    Misaotra betsaka e...tena tsara ...mampalahelo be...fa tegna zava-misy @ fiaignana ...mankasitraka e 🙏

  • @alrwparis7566
    @alrwparis7566 Місяць тому +1

    TsaraFeo ity Rayan sy Ravaka, Ireo Mpilalao è👏🏼zava-misy ry ✍🏿✍🏽✍🏿👍🏽👍🏻👍🏽🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @annitahrazafiarisoa3388
    @annitahrazafiarisoa3388 Місяць тому +1

    Ady ny fiainana ozizy Voahangy zay ;nefa mila resehana !mankasitra indrindra ❤😊

  • @lucieravololona1865
    @lucieravololona1865 Місяць тому +1

    Efa tena tafahoatra kosa ilay tantara e!😅...na dia lehilahy mitapimaso nohon'ny fitiavambo.... 😅tanteraka aza ve dia tsy hatsapa fa entina haniliana ireto zaza kamboty....esss e!

  • @jerisoabertinah8678
    @jerisoabertinah8678 Місяць тому +1

    Misaotr eh ❤

  • @MARYMARY-si1yr
    @MARYMARY-si1yr Місяць тому

    Merci beaucoup nizara ❤

  • @rovasoa
    @rovasoa Місяць тому +1

    Misaotra betsaka nizara oo🥰🇲🇬🙋‍♀️

  • @miadanarisoavolatianarovak341
    @miadanarisoavolatianarovak341 Місяць тому

    Ravaka koa rehefa milalao tantara dia reny kely ratsy saina fona na rafozandoza 😂😂

  • @mamisoalantonirina7213
    @mamisoalantonirina7213 Місяць тому

    Hain ravaka aloh ny faharantsian tsaina eh
    Talentany rafozandoza😂😂😂😂😂
    Je rigole😂

  • @hanitriniainaramanantsoa9872
    @hanitriniainaramanantsoa9872 Місяць тому +1

    Tena hoe tantara kosa ti e!
    Sa ve sanatria dia misy miaina toy izao tokoa ny ataon'ireo Ray?marina fa hoe tsy tena rainy zareo Rayan fa nandray azy toy tena zanaka fa le fatim-behivavy no nanimba ny fiarahan'ilay fianakaviana sady ef nanenina sahady Rayan😏
    Ary ts maintsy ho tsapany fa le fatimbehivav io no poizina😔

    • @lucieravololona1865
      @lucieravololona1865 Місяць тому

      @@hanitriniainaramanantsoa9872 hiiii possible aloha ny tranga toy izao e, indrindra fa raha misy tetika ahazoana harembe hiiii

    • @lucieravololona1865
      @lucieravololona1865 Місяць тому

      Misy lehilahy tratry n'y hody ratsy ko a!😬😈👿👹👺