FANOKAFANA NY FANAOVAM BAKSINY FAOBE HIADIANA AMIN'NY KITROTRO SY LEFAKOZATRA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 23 жов 2024
  • Vakinankaratra FANAOVAM-BAKSINY FAOBE HIADIANA AMIN’NY KITROTRO SY LEFAKOZATRA.
    Zaza latsaky ny 5 taona 32 000 any amin’ny faritra Vakinankaratra no ezahina hisitraka ny vaksiny hiadiana amin’ny lefakozatra ary zaza 26 000 no kendrena hahazo ny vaksiny hiarovana amin’ny kitrotro mandritra ny herinandron’ny faovam-baksiny faobe hiadiana amin’ny kitrotro sy ny lefakozatra.
    Azo sorohina amin’ny alàlan’ny fanaovam-baksiny mantsy ireo aretina reo ireo.Natao tany amin’ny distrikan’I Mandoto ny alatsinainy teo ny fanombohana ofisialy an’ity hetsika fanaovam-baksiny faobe ity.
    James Antsirabe
    A propos
    “Ledefi.mg est un site web
    d’information qui vous
    offre des actualités et
    reportage multicolore.
    Restez informé avec nous!”

КОМЕНТАРІ •