Atolotro anao Andriamanitra (Fihirana Katolika)
Вставка
- Опубліковано 20 жов 2024
- Hira fanolorana nalaina tao amin'ny Fihirana Hasina P. 170.
Ny fitaovana nanaovana ny montage video: Cinelerra sy Gimp
Ny resaka momba ity video ity dia ao amin'ny hery.blaogy.com...
Tompo mamela ny helokay ianao
Maro dia maro fahotana vitanay
Mamindra fo amnay ianao ry Tompo ooo
🙏🙏🙏🙏🙏🙏amen
Mamela fahotanay na tsy mendrika aza et Ray Amen 🤲🙏🙏🙏
Atolotro anao naha dia tsy mendrika aza aho Raiko malala amen
Raiso aho, tompo ô amen ❤🙏
Ry tompo ô ianao no heriko. Amen
Tompo o anao no heriko amen
Mankasitraka e
Bonjour raha tsy mahadiso enao ve no manao nyradio vazo gasy???? misaotra nizara!
Amen
Eny, tsy mahadiso ka. :-)
Hira noforonon'ny Pére Jean Louis Ratsimbazafy (Miarinarivo).
Mamindrafo aminay ry tompo, be fitiavana
Tsara ee
@kevinvgl Aty Rome aty Italie io ka
Raha mankany Rome vazahay izany mety hifankahita aminao zahay???