Ca fait réellement plaisir de chanter toutes ces belles louanges qui ont marquées mon enfance et mon adolescence avec mon époux aujourd hui.Gloire a Jésus
mankasitraka tompoko @fizarana ny fitiavana ao aminareo, nataonay tamin'ny mariazinay io ho ahy ianao io, tena mafinaritra, Misaotra ny Tompo noho ny aminareo.
Misaotra Vonjy, Misaotra anareo roa🙏🙏🙏
mbola tsara foana ; ary mankafy hatrany ❤
mankasitraka anareo mivady sy ny Tarika Vonjy ; mirary soa Tahin ny Tompo hatrany 🙏.Mankafy hatramin izay ka hatramin izao 🙏
Ca fait réellement plaisir de chanter toutes ces belles louanges qui ont marquées mon enfance et mon adolescence avec mon époux aujourd hui.Gloire a Jésus
Hira tena mandresy lahatra, na ny feony na ny tonony
Vonjy mon chanteur préféré Dieu te bénisse mon frère 💞😘
Mahafinaritra ny fitahiana ao aminareo mivady, nitaiza ny finoana hatrizay🙏
Tsara loatra, 🤩🤩
hira tsy afaka am-bava, mankasitra e! THT e!
Quel bonheur de vous avoir vu en concert au FLM Paris, vous êtes remplis de Saint-Esprit, que Dieu vous bénisse.
mankasitraka tompoko @fizarana ny fitiavana ao aminareo, nataonay tamin'ny mariazinay io ho ahy ianao io, tena mafinaritra, Misaotra ny Tompo noho ny aminareo.
Mahafinaritra sy tena tsara 🥰
Merci à l'arrangeur
Très belle chansons. Très belle voix💕
Mankasitraka e , (Pharmacie d'Ambanidia taloha e)
❤
mafinaritra ka