Législatives : TSY EFA NOTENENINA VÉ IANAREO MBOLA NILINGILINGY IHANY EH!!!

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 26 чер 2024
  • Analyses prospectives des faits économiques et sociopolitique malgache

КОМЕНТАРІ • 6

  • @billiotte8811
    @billiotte8811 29 днів тому +1

    Ady sy tolona be vao afaka niaro ny vatony i Mily sy reo vahoakany Faratsiho ka tsy mitombina ihany zany resakao zany ! Isika malagasy mihitsy no mila miady miaraka mba tsy ho mpamendrofendro ntsony betsaka !

  • @narindraRalaihova
    @narindraRalaihova 29 днів тому

    Dia mbola tsy tonga saina ihany tsika hoe ilay RAFITRA NO MATY ? ataovy zay ataontsika eo fa ohatran'izao fona io rehefa tsy miova io RAFITRA io, mitabataba , mandania connexion sy rora sns fa ny eo ihany no eo eee

  • @lemamahefa8630
    @lemamahefa8630 Місяць тому +4

    Diso enao fa za zanak i soavinandrina ka mba midina any raha tia ahita n'y usine madinikazo an i mily ary mily tompoko professeur universite ao soavinandrina n'y usine fitotom bary écran i Madagascar ry Mily no micree azy fa aza manavendrana an i Mily kosa a

    • @rakotomalalafleury4080
      @rakotomalalafleury4080  Місяць тому

      MISAOTRA @ fanamarihana

    • @fleurettekobel2490
      @fleurettekobel2490 29 днів тому

      Miarahaba isika Malagasy manerantany rehetra ! Misaotra avo indrindra hoanareo Malagasy rehetra izay tena mbola mitondra ny fanamarinana sy mijoro ny fisian'ny Malagasy naman- tsika @ fahamarinana ! Ny tena mampalahelo sy zava- doza manimba ny Culture - ntsika sy mampirongatra ny olombelona Malagasy lasa ratsy fanahy sy mifamono dia : io toe- tsaina ( fanambaniana ny hafa , tsy fanajana ny hafa ) .Tsy tokony tsaraina ivelany ny olona iray oh:( raha maintimsinty ilay olona , na malotoloto fitafy ilay olona , ns tsy tsy be resaka ilay olona ) koa ny fomba fihetsika sy fijery @ ireo voatanisa ireo tompoko dia zavatra mifanohitra raha ny tena marina ! Koa ny fanovan- tsika ny toe- tsaintsika zanaka Malagasy rehetra io tompoko , no tena zava- dehibe hampandroso ny tanindran- tsika Madagaskar ity !
      Masina ny tanindrazana !

  • @billiotte8811
    @billiotte8811 29 днів тому +1

    Anao mahay mitolona fa modia e ! Ahoana ny atao hiarovana ny safidim-bahoaka ?