Ingao ny hira vaovao - STK Za FJKM Avaratr'Andohalo

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 22 вер 2014
  • Nohirainay Rantsana Mpihira ato amin'ny STK Za - FJKM Avaratr'Andohalo nandritra ny "Concert de Chants Choraux" teto amin'ny FJKM Avaratr'Andohalo tamin'ny 2014, niaraka tamin'ireo mpitendry voafantina namanay.
    Isaoranay manokana i Michael Rakotoarivony, baryton, izay ankoatran'ny efa naha-mpampianatra hira azy dia namana akaikin'ny fo ho anay tokoa.
    Une interprétation de la Section Chant de la STK Za, de la Paroisse FJKM Avaratr'Andohalo lors du Concert de Chants Choraux en 2014, en la même paroisse accompagnée par des musiciens amis.
    Soliste: Michael Njatomampianina Rakotoarivony
    Direction: Tendry Ramiandrisoa

КОМЕНТАРІ •