Розмір відео: 1280 X 720853 X 480640 X 360
Показувати елементи керування програвачем
Автоматичне відтворення
Автоповтор
Hafa ihany reto grands isany reto !!! 👏🏻🍀🙏🇲🇬🎧Merciiiii
Ento ah ❤❤❤
2024 Ndriii Fafah🥲 Mankasitraka anareo ♥️👏😘
Hafa ihany ireo mpanakanto ireo .Mankasitraka e!
Hanaraka anao aho , mianagavy mafy , mitalao fa te andeha .
ka ho ento aho hanelo anao .😂 ho any aho mba androtsirotsy anao.Tsara loatra.Hafa ihany ny hira gasy .Tiako be .Mankasitraka anareo hatrany e!❤👍
1:44 Merci Poopy, tena mandona hatrany anaty fo!!
Mahay mihira aok'izany manandratra n'y firenena Misaotra e!
Tena marina mihitsy !!! Tsy taitra fotsiny izy !!! Milamina tsara ❤Tena am lé oui 🙌
Fafah❤
Tena Milay mintsy ilay j'irai celestin❤❤❤
Tiko, tiko, tiko...tsy mahita lazaina intsony e, tsara loatra :)
❤❤❤❤❤
tena tsara e! mankasitra anareo
Tiako be ilay namoahana ilay hira. Félécitations!!!!
Mahafinaritra, mankasitraka ❤
Hafa ihan ny original ! 😊
milay ranga aaa...mankasitraka eeeee
Mahafinaritra ee !! Featuring milay be ty x)
Misaotra fa tsara ô!
Tena henjana le Bodo ka.eo am 2:55 le miakatra iny ca va be
Tsy voako loatra lay feon'i Bodo tsy natoraly toy ny nahalalaba azy hatr@ vao nihirany. Be filirony loatra. Aleoko ny fahatsoran'ny feon'i Poopy sy ilay zazavavy mpiara mihira amin'i Dama iny
mahafinaritra reto artiste Malagasy reto
Kanto Malagasy tiko
Ho avy e...
👌👌👍👍kanto de kanto ❤
Manimba hiran'olona
Tsara laotre
aoka aky bodo a! tena malay
mba ento 'A eee !!!
Merci les Grand Artistes de. Mada🎉❤
Tsara e
Kanto e..
rehefa "en chair" ny vehivavy aza manao akanjo en "carreaux" sy be frou_frou fa d'un ridicule â!
Ramiarisoa Dominique, fausse interprétation 😡 ! Elle est Jolie telquelle, change rien 😍
pourquoi "fausse interprétation?" c'est pas une honte d'être en chair!il faut savoir écouter les conseils et ne pas prendre de haut! c'est ainsi qu'on apprend à avancer et être dans l'air du temps aussi!!!
Hahaha ici c’est pas un concours de top modèle ou défilé de mode, critique hors sujet, leur voix essentielle ndray no adino 🤔🤔🤔
Andrea Malala styliste angamba lé ramatoa 🤣😂🤣
Ohatrin'ny bé felonana an'i Bodo ko Ty ramatoa ty😢
Hafa ihany reto grands isany reto !!! 👏🏻🍀🙏🇲🇬🎧Merciiiii
Ento ah ❤❤❤
2024 Ndriii Fafah🥲 Mankasitraka anareo ♥️👏😘
Hafa ihany ireo mpanakanto ireo .Mankasitraka e!
Hanaraka anao aho , mianagavy mafy , mitalao fa te andeha .
ka ho ento aho hanelo anao .😂
ho any aho mba androtsirotsy anao.Tsara loatra.Hafa ihany ny hira gasy .Tiako be .Mankasitraka anareo hatrany e!❤👍
1:44 Merci Poopy, tena mandona hatrany anaty fo!!
Mahay mihira aok'izany manandratra n'y firenena
Misaotra e!