"Tsaroako" by Moajia

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 28 лис 2024

КОМЕНТАРІ • 3

  • @razafindrakotoravo2947
    @razafindrakotoravo2947 9 місяців тому

    Tsy mbola nisy, ary tsy hisy
    Fitia mafana noho ny anao x2
    Mangatsiaka anefa aho izao
    Hatsiaka zay navelanao
    Fo rotidrotika, mamparikoditra
    Satria tsy mahita anao x3
    Maratra aho, voaratranao
    Tsy zaka, mbola mila anao, mbola mila anao
    Mahantra aho, tsy manana anao
    Tsy zaka, mbola mila anao, mbola mila anao
    Mangatsiaka ny vatanao
    Aiza ary izao ianao
    Afobe ve sa paradisa
    Aiza no nataony anao x3
    Tontolo samihafa tokoa ve ?
    No misy antsika roa re
    Raha mety izy, ho ampitoviako
    Fa anilanao no faniriako x3
    Maratra aho, voaratrany
    Tsy zaka, mbola mila an-dry, mbola mila an-dry
    Mahantra aho, tsy manana an-dry
    Tsy zaka, mbola mila an-dry, mbola mila an-dry
    😪

  • @CosmBilly
    @CosmBilly 11 років тому +2

    "Tsaroako" de Moajia au Talak's Andohalo (Antananarivo, Madagascar) :D

  • @arimelinalrt
    @arimelinalrt 8 років тому +1

    c trop beau