Fiderana mandrava sakana (GTM) Io ilay fiderana mandrava sakana e Io ilay fiderana mamaha fatorana e Izay maheno azy e Dia manao hoe Izay ilay fiderana mampahery e Ny ankizy falifaly Ny tanora falifaly Ray amandreny falifaly Dadabe e falifaly Nenibe e falifaly Olo-jiaby e Faly faly faly Fa hidera an'i Jeso (X2) Refrain : Otrizao zahay rehefa midera (x2) Otrizao zahay rehefa mandihy (x2) @ fonay @ sainay @ herinay No hideranay ny Tomponay (X2) ..... Eto anatrehan'ny Tompo No hitsinjahako Santarina eto an-tany Ilay fiderana Tsy mijanona raha tsy any an-danitra any (X2) Ny ankizy falifaly Ny tanora falifaly Ray amandreny falifaly Dadabe e falifaly Nenibe e falifaly Olo-jiaby e Faly faly faly Fa hidera an'i Jeso Refrain ..... Refrain
Tsara be ny hira mankasitraka tompoko amin ny fizarana
❤tsara e misaotra ny Tompo am talenta omeny.
Tsara l Hira zao vao henoko 20/12/2024 makasitra
Arahabaina
Tsara❤❤❤
Tsara le hira mampahery b
Mafinaritra e. Hafa Ian zan fiderana zan, ar tena mandrava sakana
Ô zoky Andry e,tonga tohizo fa tsara e...tena tonga d mandrava sakana mintsy ...,afak hatramin ny teny frantsay mints amzao...(mafnartra e)
Mankasitraka tena toraka voninkazo ho anareo 🌹🌹🌹👍👍👍
👏👏👏👏Tsara be ity hira ity sy ny clip 👍👍👍👍 Mahafinaritra be 👌🙏
Aiza kay l espace io sa inona l place mety anaovana marriage ve
okay eeee 😂😍👐
Lko lko justie
TENA TSARA BE BRAVO
Tsara ny midera ny Tompo e. Aleloiaa Amen ❤
Mankasitraka e. Misaotra sy midera ny Tompo foana
milay beh mampandihy beh sahady mapifaly beh
🤗🤗❤️❤️❤️🙏🙏🙏Mafinaritra be. 👏👏👏👏👏🎉🎉🎉🎉🎉
Fiderana mandrava sakana (GTM)
Io ilay fiderana mandrava sakana e
Io ilay fiderana mamaha fatorana e
Izay maheno azy e
Dia manao hoe
Izay ilay fiderana mampahery e
Ny ankizy falifaly
Ny tanora falifaly
Ray amandreny falifaly
Dadabe e falifaly
Nenibe e falifaly
Olo-jiaby e
Faly faly faly
Fa hidera an'i Jeso
(X2)
Refrain :
Otrizao zahay rehefa midera (x2)
Otrizao zahay rehefa mandihy (x2)
@ fonay
@ sainay
@ herinay
No hideranay ny Tomponay
(X2)
.....
Eto anatrehan'ny Tompo
No hitsinjahako
Santarina eto an-tany
Ilay fiderana
Tsy mijanona raha tsy any an-danitra any
(X2)
Ny ankizy falifaly
Ny tanora falifaly
Ray amandreny falifaly
Dadabe e falifaly
Nenibe e falifaly
Olo-jiaby e
Faly faly faly
Fa hidera an'i Jeso
Refrain
.....
Refrain
Mankasitraka Gasy Tsara Midera a! Mampientanentana ery ilay hira. Ndao hidera ny Tompo e!
🙏🙏👏👏👏tsara be lay fiderana Jesosy eeh
Mafinaritra eeeeeeeeeeeeeeee!
makasitraka e mlay be le hira ah
Tsara be mahafinaritra
Fiderana mandrava sakana,Aleloia
Tsara midera misaotra Tahin Tompo nareo mpitorin teny an kira
Hain zokinay tsara ny mandihy amty hira ty
Tena amn fony tanteraka ny nanaovany azy Haingotiana Rafara Ivandry
AO TSARA ZOKY ANDRY AN....
Tiako raiky ‘ty
Tsara ee merci beaucoup ❤❤
Avec dieu faut être toujours bien
C'est vrai que tu dis
Mahafinaritra n midera ny TOMPO
C'est bientôt se n'est plus long
Alléluia
amen
Tsara f b fidio ihny fitafiny pandihy
Amen
Pour allez Au ciel
Sexy mints lé zoky mpihira ty
TSara e
👍👍👍👍🙏🙏🙏💪💪💐💐🌹
👍😍😇🙏🙏
Lalaina
😘
Ndri il va bientôt venir nous chercher
😊😊👋👋🙏🙏❤️😍😭
Anjjarahohay
dalvis
Tsarq
Kîiîooo99kkiiiîei⁸3kiî⅝555gffĝgfg