Tsiahy sy tsiaro an'i Loholona Andriamparany Samuel - Fizarana 1

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 4 лют 2025
  • Fotoana nahatsiarovana manokana an'i Loholona Andriamparany Samuel teraka ny 11 Jolay 1958 ary nodimandry ny 24 martsa 2021. Notanterahina ny Sabata 10 Jolay 2021 tao amin'ny Fiangonana Advantista Betongolo. Fampaherezana - Fijoroana vavolombelona - Fiderana - Fisaorana an'Andriamanitra.

КОМЕНТАРІ •