Toriteny N°36 : Vahiny sy mpivahiny

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 12

  • @pouminaaycham.kambana4208
    @pouminaaycham.kambana4208 2 роки тому +1

    😄😄😄 mamorona fanahy

  • @ascfaascfa9309
    @ascfaascfa9309 2 роки тому +1

    Mankasitrak indrindra ooo 😇😇😇🙏🙏🙏🙏

  • @ravelonoromarieangel1508
    @ravelonoromarieangel1508 3 роки тому +1

    Mankasitraka e

  • @laurettebrigitteramahazoso8695
    @laurettebrigitteramahazoso8695 9 місяців тому

    Marina loatra izay voalaza
    Misaotra pasteur

  • @nalihyaryrovamampionona2382
    @nalihyaryrovamampionona2382 3 роки тому +1

    Izaia 11:2

  • @raedymamba8671
    @raedymamba8671 3 роки тому +1

    Mazava ny hafatra, misaotra ary mankasitra indrindra tompoko.

  • @jeanpaulvelontsoa9631
    @jeanpaulvelontsoa9631 4 роки тому +1

    Marina fa pivahiny isika eto antany

  • @mamytina6722
    @mamytina6722 2 роки тому

    MISAOTRA PST TOVO TENA VOKY ARY IZAY AHO VAO MAHAZO NY TENIN’ANDRIAMANITRA MAZAVA TENA MAZAVA NY FAMPIANARA MISAOTRA MISAOTRA TOMPOKO TAHIN’I JESOSY CHRIST PST

  • @jos3613
    @jos3613 3 роки тому +2

    Tena tsara sady mazava ny hafatra. Midera ny Tompo noho ny fitiavany fa tse tiany hifikitra amin'izao fiainana izao sy ny filany isika. Mila maka ny ohatry Abrahama sy Noa ary Mosesy isika izay tsy namikitra ny fony amin'izay zava-tsoa teo anatrehany.satria vahiny sy mpivahiny ihany isika eto, na aiza na aiza itoerantsika. Hikasika ny fontsika ny Tompo ary hampisaintsaina antsika tokoa ny hevitry ny teny ao amin'ny Galatiana 5:22 manambara ny vokatry ny Fanahy.
    Mankasitraka Anao indrindra Pasteur!

  • @laurettebrigitteramahazoso8695
    @laurettebrigitteramahazoso8695 11 місяців тому

    Valiny s'y mpivahiny Izaho eto @ Zao tontolo izao
    Tsy eto n'y fitsaharako

  • @fortunahasinahoking
    @fortunahasinahoking 5 місяців тому

    MARINA LOTRA TSY AZO AMETRAHANA NY FO NY ETY . ANY ANKOTRA NO TENA MAHARITRA .

  • @nirybussy2272
    @nirybussy2272 2 роки тому +1

    Détachement