Marina mihitsy tsy tadidiko fa toa Mbs ngamba izy zay... , azo ampitahaina ahafahanareo manatsara!! Iainana anie ny tantara fa tsy vakiteny e!! Miteny izahay mpihaino ho fanatsarana ny sangan' asanareo!!!
tantara efa nandh ko no alefanareo ....sinon le mpilalao samihafa ny filalaony,nareo mbl andalampivoarana,...fa le mitana rôle fetra no efa mahay!,@'manark mb tantara vao2 e....merci
Mankasitraka Tompoko 🇲🇬🇲🇬😍!
Efa nande tam radio ,Naman ty tantara ity ,fa merci mizara oh.
Marina mihitsy tsy tadidiko fa toa Mbs ngamba izy zay... , azo ampitahaina ahafahanareo manatsara!! Iainana anie ny tantara fa tsy vakiteny e!! Miteny izahay mpihaino ho fanatsarana ny sangan' asanareo!!!
@@arivnana9474 ye MBS mihts sad tsara ny filalaovandreo az noho ty raika ty
Mampalahelo😭😭 no sady mampatahotra
Mba mangataka tantara vaovao tompoko efa nandeha tamn radio hafa tantara ity mankasitraka tompoko
tantara efa nandh ko no alefanareo ....sinon le mpilalao samihafa ny filalaony,nareo mbl andalampivoarana,...fa le mitana rôle fetra no efa mahay!,@'manark mb tantara vao2 e....merci
Ilay nilalao azy ilay taloha ireny no tsara no sady mahay .
Tadidiko ilay misy an'ilay vehivavy mi.rouler R iny .
Efa nisy nilalao tany Radio hafa izy zany
Misaotra betsaka nizara tompoko
Mankasitra tompoko
Otran EF henoko tam RNM ti tantara ti an. Misaotra nizara o
Efa nande izy ty