aiza i Malala ahoana eh ? tena Kanto no anaovanareo azy , fa tsy misy tonony ny hira , aingam-panahy no mifampiresaka amin izy io , miova ny hafatra raha asianareo toniny , raha hanisy toniny nareo dia manao composition vaovao azafady , soava tsarà tompoko
Tena milay. Misaotra Raivo s'y Dédé.
Misaotra Duo Valiha sy gitara Vola Alice sy Dédé Sorajavona 👌
Tsy nisy toniny izany io hira io fa composition fotsiny , fa nahagaga ny nisihan ny tonony tamin izy ito, ary niova tamin ny ainga nanoratan‘ny Radama azy , fa ankafizina eny foana eh
miarahaba tompoko mitovy mr dede de sorajavona
Tena kanto fa misaotra e. Izay vao henoko ny tonon'io fa feom-baliha fotsiny no nahalalako azy hatramin'izay