Le mariage de Francisco & Aina - Octobre - 2018 - highlight
Вставка
- Опубліковано 5 лют 2025
- Le mariage de Francisco & Aina - Octobre - 2018 - highlight - Gasik'art graphic édition 2018 - Madagascar - Yandy by pass - Photographe & Vidéaste (c) Fabrice Miharimanana
Félicitations ❤ de mahareta atramifarany
Felicitation au marié!mahareta hatraminy farany e!hono oa azafady mb agaka atoro ve le toerana fa mafinaritra😊
tena tsara be, na le bandy na le sipa samy tsara doly, ny déco amy le oui, lé vidéo ko ao tsara
❤❤❤
Sainka mba anontan le toeran mis anio
Salama tompoko, yandy by pass ilay toerana dia naka sary sy vidéo no nataonay nandritranio 0325986187
Asafady tomponk fa tiako be sa mba anao mariage de no sainka mba anontanink az
Ity misy contact rehefa mila mpaka sary sy vidéo indray andro any :) 0325986184
Bjr, iza kay no nanao ny déco salle ra ts madiso azfd?
bonjour, miala tsiny fa tsy ananako info ilay nanao deco
TandCo nanao ny decoration, fa zahay no naka ny nappes sy ny bougies.
@@ainarakotoarison7803 merci namaly :)
Io za e😂😂😂
Tsara loatra 😊
Hono oa so mba afaka omenarwo contact any shyn azafady indrindra.
Mankasitraka sahady