Samihafa tokoa ny OLONDEHIBE SY NY Tanora an ! Ny Traikefa sy ny ANDRAKANDRANA !!! Fotoana SAROTRA toy izao no mampiseho fa Hafa ihany ny Ray amandreny !!
Atoa FILOHA RAVALOMANANA RAVALOMANANA A, MISAOTRA ANAO AMIN'ILAY HOE "NY OLONA MAHAY INDRINDRA DIA MAHAY MI-RECTIFIÉ NY TENANY". TENA MARINA IZANY, SAINGY INDRISY NA AMIN'NY FOMBA FIRESAKAO ETO SAHADY AZA DIA MBOLA TSY NAHITA RECTIFICATION MIHITSY AHO, IZANY HOE NIANDRY VALIN-TENIN-DRAY AMAN-DRENY MATOTRA AHO FA VALIN-TENIN'NY MPITARI-BATO VILAM-BAVA (LEADER FORT EN THÉORIE) NO HENOKO. TSY IZAHO AKORY NO NDEHA HANONDRO IZAY TOKONY HO FOMBA FIRESAKA MAHA MALAGASY ATSIKA FA TE HILAZA FOTSINY AHO HOE ASEHOY FA TENA RAY AMAN-DRENY IANAO RAHA EO ANATREHANAY MALAGASY REHETRA FA TSY MPANAKOROTANA NA MPIFANINANA AMINA BOAY KELY. NY TENA FIJOROANAO HO TENA RAY AMAN-DRENY AMIN'NY FOMBA FITENY SY NY ATAO DIA HAZAOANAO VALISOA NA IZAO NA HO MANDRAKIZAY. RAHA TSY IZANY DIA HANDRARAKA ILO MBY AN-DOHA IANAO.
MISY NY REHETRA FANEFITR'IO COVID-19 IO ao GASIKARA. NY RAOKANDRO NY "RAVINTSARA/ KININIMPOTSY SNS... TOMPOKO. FA MAHAY NY MPIKAROKA AO, NY RAOKANDRO SNS...MANANKARENA NGE I GASIKARA È. MAHEREZA AVOKOA. TERABARY ETO...😍...SAMY TIANY GASIKARA NY OLONA REHETRA ARY FIERE IZANY HOE GASY AHO GASY IANAO... TSY TOKONY AHANTRA I GASKARA TOMPOKÔ...
Tiavina Andria mampihomehy mihitsy ny firesak’i Président Ravalo, ary ahoana ilay hoe manaova vaksiny nareo raha mahasaky fa zà aloha tsy sahy e???!!! 😂😂😂hiran’ny Henry Ratsimbazafy hono a 😂😂😂
Raha ny fizotry ny zava nitranga taloh@ io aretin io anie dia hita f efa nisy ny karazan tsikilaonina POLITIKA nisy fa mbola takon ity CORONA ity,koa andao hiara hientana mba handresena ny CORONA haingana mba hitazamana ny fihinanan ny sasany ny VARY MANGATSIAKANY! santionanay fotsiny ilay nolazain i Marc R teo hoe:ARY HO HETSEHIKO BE ILAY IZY...samia ho ela velona fotsiny hoa!!!!
Marina,ny zavatr hiseho vit kriz io zan dia ho maro ny hanakarena tampoka sy trano be mitsangan etsy sy eroa.voky ndray ry Patron amzany vola be fanampin zany,maro ko ny miditr amponja avy eo.kely fanantenana fa enga anie mba hisitrak izany ny vahoka Malagasy rehetr manerana ny Nosy indrindra le sahirana mafy fa tsy ry Patron fona sy zareo ts mahazak voninahitr ireo
Mba jerevo lay hezaka ataony mpitondra fa aza be tatatata... Rehefa misy vahaolana ianao dia arosoy fa tsy manao sous-entendu sy allusion mifono menace be zao
Soany fa tsiana ny Presideny am zo satria rah iana de na misy olo aty ivelany misy corone de manasa tanana iana ! Ny zava misy anefa rah misy ny marary ny malagasy velany rrh tihody de adidinw ny malaka izy reo Ex President Philipene nalaka olo praitanindraza am naizanaiza misy ny president Kuweit toizany koa
@@mercizadrytsarafatohizoren9995 zay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato e. tsy mpanao politika aho fa ity toe tsaina amabany dia ambany ity no tena tsy mampandroso antsika Malagasy. ny olona hendry dia miaiky fahadisoana ary rehefa manaiky izy dia ekeo. Azy sy Andriamanitra ny miafina akoatra izay. Fan ny tena marina dia "IZAY MITAMBATRA VATO ARY IZAY MISARAKA FASIKA" Harentain ny Malagasy izay nopotehin ny Mpanjanaka io. Aoka re samy ho tonga saina isika rehetra e.
Tena mendrim-piderana ity mpanao gazety Gaskar Fenosoa ity tsy nataotao foana ny anaranao fa tena fenosoa tokoa ny hevitra avoakanao ary tafita amin,ny sarababembahoaka tsara ny hafatra ampitainao ny vahoaka . Tsy maty atoka Onitiana Realy naka anao fa mba aiza marina izy iny e! tena tsara enao sy izy no manasa ireny olona manana andraikitra ambony eto amin,ny tany sy ny Fanjakana ireny .Mitomboha fahaizana Andriamatoa
TSY ANY ZAO NO RESAKA RY VEDRANA A ! ZAVATRA TENA LOZA METY ITRANGA @ FIRENENA NO RESAKA FA RA MALAHELO DE HIVIDIANO IZY ,ARY RA TSY MALA2 LAMODY TADIDIO FA IO ANOVANY IO TSY LANY LAMODY FA CLASIQUUE TADIDIO FA IO ANOVANY IO MADE FONA NY GRAND COUTURIER MISY ANY IO MODELY IO FONA REFA RIRINA
Samihafa tokoa ny OLONDEHIBE SY NY Tanora an ! Ny Traikefa sy ny ANDRAKANDRANA !!! Fotoana SAROTRA toy izao no mampiseho fa Hafa ihany ny Ray amandreny !!
Bravo ravalo tsara bé ilay hafatrao teto
alefa dada an 😘
Tsara be ny resadresaka teto !!! Merci 😅, mahafinaritra izy dahy mpanao gazety, tsara tarehy i Diamondra sady tsara anarana ianareo :Gascar Diamondra ❤️❤️on est fier d’être Malagasy ❤️❤️
Makasitraka president mbamangataka firaisakina fifakatiavana no zava dehibe ianareo president no ray aman dreny Madagascar 🙏🙏🙏
Dada forever
Nihahahahaha 😂😂😂😂
MIARAHABA DADA PRESIDENT MARC RAVALOMANANA
Rangaha io androany manao tsikera ! Ka nefa tam izy président tsy maha tanty tsikera ! De mampigadra no atao ! Raha vo my teny !
Hahah,asaivo miasa dol marina fa misy tsy miasa ao amin dry Fanja... ao fa midongy seza fotsin ao
Mbola ao tsara aloha ity rangaha ity e. Fa ny anay Rajoelina ihany kou. \o/ ✌✌✌
Hita mits fa mialona 😂
Ts Andry rajoelina namorona aretina fa mahafinaritra zahay vahoaka ny ezaka zay ataony ✌✌✌
Atoa FILOHA RAVALOMANANA RAVALOMANANA A, MISAOTRA ANAO AMIN'ILAY HOE "NY OLONA MAHAY INDRINDRA DIA MAHAY MI-RECTIFIÉ NY TENANY". TENA MARINA IZANY, SAINGY INDRISY NA AMIN'NY FOMBA FIRESAKAO ETO SAHADY AZA DIA MBOLA TSY NAHITA RECTIFICATION MIHITSY AHO, IZANY HOE NIANDRY VALIN-TENIN-DRAY AMAN-DRENY MATOTRA AHO FA VALIN-TENIN'NY MPITARI-BATO VILAM-BAVA (LEADER FORT EN THÉORIE) NO HENOKO. TSY IZAHO AKORY NO NDEHA HANONDRO IZAY TOKONY HO FOMBA FIRESAKA MAHA MALAGASY ATSIKA FA TE HILAZA FOTSINY AHO HOE ASEHOY FA TENA RAY AMAN-DRENY IANAO RAHA EO ANATREHANAY MALAGASY REHETRA FA TSY MPANAKOROTANA NA MPIFANINANA AMINA BOAY KELY. NY TENA FIJOROANAO HO TENA RAY AMAN-DRENY AMIN'NY FOMBA FITENY SY NY ATAO DIA HAZAOANAO VALISOA NA IZAO NA HO MANDRAKIZAY. RAHA TSY IZANY DIA HANDRARAKA ILO MBY AN-DOHA IANAO.
MISY NY REHETRA FANEFITR'IO COVID-19 IO ao GASIKARA.
NY RAOKANDRO NY "RAVINTSARA/ KININIMPOTSY SNS... TOMPOKO. FA MAHAY NY MPIKAROKA AO, NY RAOKANDRO SNS...MANANKARENA NGE I GASIKARA È. MAHEREZA AVOKOA. TERABARY ETO...😍...SAMY TIANY GASIKARA NY OLONA REHETRA ARY FIERE IZANY HOE GASY AHO GASY IANAO... TSY TOKONY AHANTRA I GASKARA TOMPOKÔ...
Ianao ve marary ee 😂😂😂😂😂 tiako iny
Tiavina Andria mampihomehy mihitsy ny firesak’i Président Ravalo, ary ahoana ilay hoe manaova vaksiny nareo raha mahasaky fa zà aloha tsy sahy e???!!! 😂😂😂hiran’ny Henry Ratsimbazafy hono a 😂😂😂
HAHAHAHA ITY MAINTSO BE TY E
Haf mints ny enjana
Mazava fa anareo télévision mihitsy no misarika vahoaka tsy hiritreritra olonkafa hitondra hafa tsy ireo Filoha gaboraka nifandimby .
Diso lalana tanteraka anareo
Mitsikera hianao tena marina zagny rava8
Marina 100pour100 izany voafehiny ve nanina tsy nanatona efa ela sisitany mangalatra sy mpandainga vofeny 13
Raha voafehy Io efa voakatona ela sisitany
Na MBS na RealTv na le mpanao gazety indrindra fa le gasikara tena samy tsy mamely 😂😂
Marary mihitsy fo Ra8 @ ilay resaka vola ! Mampalahelo ilay toe-tsaina ! Mba miova @ zay e.
normal raha marary fony fa lany tsy matahotody ny vola nefa ny malagasy mahantra andro aman alina
Sasany ary mamorona mpandainga mihitsy mba ahazaona vola sy seza ko
Raha ny fizotry ny zava nitranga taloh@ io aretin io anie dia hita f efa nisy ny karazan tsikilaonina POLITIKA nisy fa mbola takon ity CORONA ity,koa andao hiara hientana mba handresena ny CORONA haingana mba hitazamana ny fihinanan ny sasany ny VARY MANGATSIAKANY! santionanay fotsiny ilay nolazain i Marc R teo hoe:ARY HO HETSEHIKO BE ILAY IZY...samia ho ela velona fotsiny hoa!!!!
Raha enao zao taminy fitondrana ts nitady ny ahita fanafody ny nahamaiky enao fa nizara casse bousse sy ny savony no mahamaika
Efa lasa lavitra tsika raha dada teo
Mitady seza ndray R8 ty 🙄de mody mahay miresaka ery rah vao ny vola no resahina
Izy ary mba miresaka fa tsy mpandainga sy mpangalatra
Ny sasany mpandainga sy mpangalatra vao mahazo seza
Voahangy Raharinirina Mangalatra seza mihintsy ka !
Marina,ny zavatr hiseho vit kriz io zan dia ho maro ny hanakarena tampoka sy trano be mitsangan etsy sy eroa.voky ndray ry Patron amzany vola be fanampin zany,maro ko ny miditr amponja avy eo.kely fanantenana fa enga anie mba hisitrak izany ny vahoka Malagasy rehetr manerana ny Nosy indrindra le sahirana mafy fa tsy ry Patron fona sy zareo ts mahazak voninahitr ireo
Aza mitsala velatsia Rava8 teo t@ toerana tsy mba ninjery madinika fa mila toerana dray mody mahay resaka tsy miresaka raha tsy vola fatany.
Ianao no mitsara velatsi minia ts nahita zava bitany
Tsara be ny sasa tanana ary miatomboka izany @ sasa vatana sy ny tena na ny vody ho hadio!!!
Hi hi.afa iany dada.
Izy milay a
tady tsizakany ravalo le fanotaniny panao gazette
Ka ny tao anatinle avion farany niditra iny aza zao efa voa daholo
TENA VEDRANA KO TY PANAO GAZETY GASIKARA TY NUL
NA NY FALALANY LE ARETINA CORONAVIRUS AZA TSY FATANY
NY FANOTANINA APETRANY AZA TSY ALEHANY
Mba jerevo lay hezaka ataony mpitondra fa aza be tatatata... Rehefa misy vahaolana ianao dia arosoy fa tsy manao sous-entendu sy allusion mifono menace be zao
Inona zavatra nataony mpitondra Téo tramway bildigne sy métro sy Miami
tsisy rarahiny sahirana sary la io
miaramila lo tsitiha la mihitsy
Oui où non ?
Julie Maillot :ni oui,ni non.C’est pas une obligation
Mitady vola indray Ra8 fa hiaraka hono hizara olalala . Hataovy ny anao dada Ra8.
Bonjour
Soany fa tsiana ny Presideny am zo satria rah iana de na misy olo aty ivelany misy corone de manasa tanana iana ! Ny zava misy anefa rah misy ny marary ny malagasy velany rrh tihody de adidinw ny malaka izy reo Ex President Philipene nalaka olo praitanindraza am naizanaiza misy ny president Kuweit toizany koa
rado rafalimanana mbe korotana
aza metsaravelatsy ravalo hita mihitsy tsimaty volavo Kobo ela
Ko maninona raha invitena ao ko I railainga dia mba hanotanio questions hoatra izao izy lol!
Aza mihina sy mihidy foza orana fa maparary tompoko
@@mercizadrytsarafatohizoren9995 zay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato e. tsy mpanao politika aho fa ity toe tsaina amabany dia ambany ity no tena tsy mampandroso antsika Malagasy. ny olona hendry dia miaiky fahadisoana ary rehefa manaiky izy dia ekeo. Azy sy Andriamanitra ny miafina akoatra izay. Fan ny tena marina dia "IZAY MITAMBATRA VATO ARY IZAY MISARAKA FASIKA" Harentain ny Malagasy izay nopotehin ny Mpanjanaka io. Aoka re samy ho tonga saina isika rehetra e.
fanitsiana kely" Harentsain' ny Malagasy"no tiako ho lazaina.
Ianao no metsara velatsi
Ra enao aza no teo Ravalo dia ho pire lavitra noho izao ny zava-misy
Aza ny vizion aiko io be resaka lé rangà vadini Ramatao kkkkkkk
Ra8 tsy miresaka raha tsy vola ko.
Arabaina filoha teo haloha fa niova fo rh mariny tou lasa tia fiavanana sy nahay nihaino ny afa nefa zavatra tsy hita tany @ fitondrana daholo zavatra teneniny eo , 😂😂
Question 10 reponse 9 hors sujet🤦♀️🤦♀️
Tena mendrim-piderana ity mpanao gazety Gaskar Fenosoa ity tsy nataotao foana ny anaranao fa tena fenosoa tokoa ny hevitra avoakanao ary tafita amin,ny sarababembahoaka tsara ny hafatra ampitainao ny vahoaka . Tsy maty atoka Onitiana Realy naka anao fa mba aiza marina izy iny e! tena tsara enao sy izy no manasa ireny olona manana andraikitra ambony eto amin,ny tany sy ny Fanjakana ireny .Mitomboha fahaizana Andriamatoa
NUL LE PANAO GAZETY RO REO
Ary ty veste ny Filoha ty de tena tsy mety vasoka fa efa talohan ny asile tany afrique du sud no nitafiany. Ecologique ve
TSY ANY ZAO NO RESAKA RY VEDRANA A !
ZAVATRA TENA LOZA METY ITRANGA @ FIRENENA NO RESAKA
FA RA MALAHELO DE HIVIDIANO IZY ,ARY RA TSY MALA2 LAMODY TADIDIO FA IO ANOVANY IO TSY LANY LAMODY FA CLASIQUUE
TADIDIO FA IO ANOVANY IO MADE FONA NY GRAND COUTURIER MISY ANY IO MODELY IO FONA REFA RIRINA
omeho ravalo le vola fa malahelo izy hanaboarany mgr erany faritra
Rakotoarimanana Jocelyn mba sokafo lo ny lohanabe nao, feno tay vao miteny! Sao kosa mba diso ny fihevitrao, Ramatoa Rakotoarimanana Jocelyn!! Ny aretina mandoza no mahatonga any Mr Ravalomanana,fatsy arakiny sainao efa ratsy manao hoe!malahelo ny vola izy, aza dearefarefa ilay fisainanao io satria tsy any amin ilay alahelo mbola mihitsy ny tanjony!fany fahasalamana amin malagasy, ny fakahalanao io olona miteny io anao irery any izay Madame Rakotoarimanana jocelyn😊i Ravalomanana izany madame mbola tsy mpitondra fanjakana izy de efa miliarder izy fatsy teo amin fitondrana akory izy vao miliarder Madame😊fa aza malahelo havamanana enao io!ka miteny indray fa hoe malahelo ilay vola izy ka omeo azy indray hanokafany ny Magro🤣aza mba be fialonana enao madame fa aretina tsy misy fanafana mihitra ny corona nge io fiaalonanao io!!!ny io mpitondra nao amin izao fotona io fotorona tsara raha hendry enao,hoe avy aiza ireo harena be misy ao amin aminy zao fotona izao io! i Ravalomanana zany madame mandrampahafatiny i Ravalomanana de manana ny volany tsy holaniny ny ananany ka halahelo ny vola fanampina amin corona sanatria madame Rakotoarimanana jocelyn ary tsy voatery hitovy amin fisainanao akory ny sainy🤣merci amin fakahalana nio Rangahy io ataovy ao atsay nao nefa fa tsy esany saina akory enao makahala azy io😊
Mba dinio alatra sy lainga nazaona seza dy fa R8 tsy tsy misaina ohatrany 13
Rakotomanana Jocelyn mba misaina vao teny tsy tapidalakale izy mpandainga sy mpangalatra vao mahazo seza azaona vola Malala menatra efa Téo izy matoa miteny tsy Mozika Io tendrena de maneno
Rakotomanana Jocelyn R8 Mbola tsy nitondra izy de efa milliardaire tompoko tsy mpandainga midradradra azaona seza zay vao mahazo vola raha manana nareo tsy tsy Izay avitany tramway sy métro sy bildigne sy Miami eritsetina olona mpamitabaoka ny mpanao politique 13
Marina ny anao Jocelyn an, vola vola foana, voninahita .... tokony maka omby be ronono 4 de mandehana misotro ronono
C'etait pas mauvais, c'etait tres mauvais.
alefa dada an 😘