PAN & VPAN❗DISADISA TEO @ AUGUSTIN 🆚 GASCAR FENOSOA, SITENY 🆚 TINOKA ROBERTO

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 17 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 48

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 3 місяці тому +13

    Ady hevitra vao manapaka. Tena marina ny tenin" GASIKARA, ny nahazatran'ireo IRD ireo dia tsangatanana manapaka, vao nanao alasafay noho ny malety efa voaray tany antakona. D'accord100/100 @ GASIKARA. IADIANKEVITRA NY ZAVATRA HO TAPAHANA RY AUGUSTIN ANDRIAMANANORO. Ianao no mila ampianarina fa zoky zatra lalandririnina.

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 3 місяці тому +2

    Tinoka# Tazomoka mba tsy ho tazomoka hampahafadiranovana an' vahoaka Toliara

  • @ninie93190
    @ninie93190 3 місяці тому +1

    Napirimina ny kibay satria efa nahazo seza .
    Il ne se sent pas ridicule car il s'est présenté en tant que président et là il est député...oh lalal la politique

  • @valihahajaina3576
    @valihahajaina3576 3 місяці тому +3

    Lapan'ny Jiolahimboto s'y Jiolambavy ity Tsimbazaza ity no azo Ilana anazy

  • @zakasoaravi8962
    @zakasoaravi8962 3 місяці тому +6

    Bandy mpanambany olona loatra ity ex-livreur Gista ity. I Gasikar tsy ho lanin'lah zany, efa député izy io. Tsy voasompatr'lesany toa ny nanaovan'lesany an'i Babà.

  • @Yvette-r8p
    @Yvette-r8p Місяць тому

    Kotozafy iany no Alexis

  • @johnsacha4268
    @johnsacha4268 3 місяці тому +2

    VPAN anisany may vava koa fa adinonao ny Tany Majunga ary tsy tafiditra !

  • @BrianNdrenoelison
    @BrianNdrenoelison 3 місяці тому +1

    Tena mampalaelo daol l toetsain' ireto marimar ireto. Crg Gasikara fa holava ny combat

  • @zafimahasyrazafimbelo
    @zafimahasyrazafimbelo 2 місяці тому +1

    Lasa kilalao ny raharaham-pirenena .Mampalahelo ny Malagasy

  • @leroabalita687
    @leroabalita687 3 місяці тому +2

    Valise à roulette

  • @gaki5626
    @gaki5626 3 місяці тому

    Alefa Mr PAN an. Vous êtes sages,. Aza tsipahina fotsiny ny Filoha mamintsika hajaina Andry Rajoelina. Tohano h@farany izy. Rakrisy mba natao ho reny, nivadika... Loza...
    Matoky ny fifankatiavana sy ny fifanampianareo ao Tsimbazaza ao izahay. Enga anie mba tsy hisy ny totohondry mivonkona, fa hahay hanaja tena ny tsirairay. ÉCOUTE MUTUELLEMENT. 🇲🇬EFA MANDROSO 🙏. Homba anareo jiaby anie ny Tompo...

    • @bonheurboutique5830
      @bonheurboutique5830 3 місяці тому

      Mitovy nareo 2 samy ti tena, livreur pizza

    • @swann6
      @swann6 2 місяці тому

      ​@@bonheurboutique5830😂😂😂

    • @swann6
      @swann6 2 місяці тому

      ​@@bonheurboutique5830𝘀𝗮𝗺𝘆 𝗳𝗮𝗹𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻 𝗷𝗮𝗹𝘆 𝗯𝗲 𝘀𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗼𝗿𝗶𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗠𝗮𝗹𝗮𝗴𝗮𝘀𝘆

  • @jeanlucramboasalama2481
    @jeanlucramboasalama2481 3 місяці тому +3

    Mahafinaritra loatra , haingana anie hitondra fihovana sy hampandroso an i Madagascar zao toe javatra zao, masina ny Tanindrazana Tanindrazana

  • @rakotojaonamiarantsoa8767
    @rakotojaonamiarantsoa8767 2 місяці тому

    Lapan'ny afera maloto sy fihatsambelatsihy ary ny tombontsoa

  • @rasoafarareine6343
    @rasoafarareine6343 3 місяці тому +1

    Tena ohatra ny kilalao no anaovan_ jareo ny ao @ Antenimieram pirenena .
    Mampalahelo antsika Malagasy.

  • @SimonRabarison
    @SimonRabarison 3 місяці тому

    Cinema ny an'i Gasikara sy Gista foza daholo ireo

  • @rijaraphaelrakotomanana1816
    @rijaraphaelrakotomanana1816 3 місяці тому

    Resy an ady daholo tsy manjary jery !

  • @olgabesoa3335
    @olgabesoa3335 3 місяці тому

    Hafa foana olona mianatra 🙏

  • @WendyAthena
    @WendyAthena 3 місяці тому

    Olana amintsika tsy mahazaka rehefa misy olona mahasahy mijoro miteny marina , afaka milaza n'y heviny na Zoky , na Zandry

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 3 місяці тому +1

    Io Augustin Andriamananoro koa miseho tsy ho diso. Mirary an'izy io tsy hanao toa an' Naivo RAHOLIDININA. Isan'manamaimbo ny volomboasary ny fihetsiny, ny fiteniny.

  • @valihahajaina3576
    @valihahajaina3576 3 місяці тому

    MBA maivava koa ity Député Fofombola ity kah
    Misy député tsy lany nefa lasa lany ,ilay Fomendraza Io an
    Misy magimagie ao Madagougou ao snbv

  • @valihahajaina3576
    @valihahajaina3576 3 місяці тому

    I Cédric Vazaha ,indray d tsy miraharaha an'izany , u Petsay ihany no pm eo

  • @JamesBond-xe9re
    @JamesBond-xe9re 2 місяці тому

    NY VAHOAKA NO ADALA...😅😅

  • @crecsentomarellinmassoubot8706
    @crecsentomarellinmassoubot8706 2 місяці тому

    Hafa mints ny depute any ivelany sy ny eto Mada😅

  • @valihahajaina3576
    @valihahajaina3576 3 місяці тому

    Tsy matin'ireto 🦀ireto mihintsy ilay invite du jour an

  • @Josanaplt
    @Josanaplt 3 місяці тому +1

    Un lieu de spectacle!!!

  • @Margue-er5sw
    @Margue-er5sw 3 місяці тому

    Ka ny hasoa ny vahiaja ny toluara no ranjon' SITENY

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 3 місяці тому

    Raha Misy ny vice Pan Dia tokony ho 5 ary Ilay faritany nahalanian ny Pan Tsy tokony hanoloyra Vice, MBA hisian ny balance sy equilibre ihany

  • @charlesrakotondramisa
    @charlesrakotondramisa 3 місяці тому

    Tena mafy ny mahazo ny Malagasy!!! lalaovin-dry zalahy sy ampiadiany fa ry zareo dia manao sarin'ady fotsiny!!!

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 3 місяці тому

    N'y manampanahy mody voky n'y adala manesika iany e! Ohatrin'taolo io,

  • @solangelydiabazay696
    @solangelydiabazay696 3 місяці тому

    Enga anie ireo vis PAN isamparitra ireo mba hitondra fahombiazana isan.i faritra nampandaniana azy.
    Na ny renivohitr.iny faritra rehetra aza tsy nandany Irmar
    Dia ry irmar hiany no vis Pan isamparitra.
    Masina y tanindrazana

  • @rafelyjean2249
    @rafelyjean2249 3 місяці тому

    Tokony Tsy ho Pm Izany I Ntsay satria avy Diego mba hisian ny equilibre sy balance geograpgiqie sns sns

    • @miangalyandy2032
      @miangalyandy2032 3 місяці тому

      Zaho matoky fa tsy tafaverina PM intsony Ntsay Christian fa olonkafa mahazo anio

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 3 місяці тому

    Aza gaga Fa irmar no betsaka tompoko ô!

  • @solangelydiabazay696
    @solangelydiabazay696 3 місяці тому

    Efa lasa resabe fotsinyny toedrarzhzmpirenena.
    Fa ny depute Mahajanga no nanao fanambarana tsara.
    AZA RAVANA
    AZA ZARAZARAINA NY OLONA REHETRA ISAMPARKTRA.
    RAHA TIANTSINA ANDROSO I MADAGASCAR.
    NY FIRAISANKINAN.I MALGASY REHETRA ISAN.I FARITRA MISY AZY NO HAMPANDROSO ITY MADAGASCARA ITY.
    KA TSARA NY HISIAN.I FIHOVANA ANY @ FOTONY

  • @HasinaFlorence
    @HasinaFlorence 3 місяці тому

    $$$$$

  • @marcrkt9331
    @marcrkt9331 3 місяці тому

    Ary nankaiza ilay bildine filoha lefitra Antananarivo teo aloha?😂

  • @jwayaj3525
    @jwayaj3525 3 місяці тому

    Resaka politika marina ty

  • @brunoxavier7648
    @brunoxavier7648 3 місяці тому

    Kindindreniny Augustin pory ty anie olona livreur mpangalatra etambaz pory s'y mpitona etambazaha n'y asaporinio taty France Fa noho n'y samy fangalarana pory izy rajoelina pory de natao ministre lelenio eh tsy menatra pory

  • @sendramilanja551
    @sendramilanja551 3 місяці тому

    Mbola zaza vao i Honorable Gascar ka tsara mandrato fianarana tsara maka bagage aloha vao miady hevitra mba hisian'ny fanajana eo amin'ireo samy Solombavambahoaka fa tsy tsara loatra ny manao barofo satria lapan'ny demokrasia ny Antenimieram-pirenena ka aleo hiady tsara ny hevitra fa tsy ny olona akory

  • @bonheurboutique5830
    @bonheurboutique5830 3 місяці тому

    Efa tsy tian'olo maramara reto mbola miseho milay ihany

  • @jeanwilsonramarokoto7652
    @jeanwilsonramarokoto7652 3 місяці тому

    Tena hoe politika mintsy reo olona efatra ireo ........

  • @vonjisoarafaralahimalala
    @vonjisoarafaralahimalala 3 місяці тому

    Les VPAN SONT PRESQUE DES DEPUTES DE SECOND COUTEAUX, BATTUS DANS LEUR CIRCONSCRIPTION RESPECTIVE. Nahoana no tsy olona tena nisongadina no nomena ny toerana.?

  • @CristianosBEKAMISY-im7tk
    @CristianosBEKAMISY-im7tk 3 місяці тому +1

    Tsy mety @ny olona mahitsy ity fanaovana politika ity @tany tsy mandroso!

  • @vazimbatongasaina5061
    @vazimbatongasaina5061 3 місяці тому

    Putes no maro be aml seza ao fa mbol ho av amreo ny herpès ka asa ra mis radoko mahasitran tsar ao amle hopitaly manara penitra.mitelina 50 volamena de sitran tenishany 😂😂😂😂,hiiii hannnn

  • @bobleechong
    @bobleechong 3 місяці тому

    Corrompue mianakavy kisoa