Naina Andriantsitohaina nitondra Ben'i tanàna ny Tananarivo dia, nangalatra volam-bahoaka CNAPS, Vola ny behatitra, avereno lay vola fa misy tompony teneno aminy Naina Andriantsitohaina ry Lalatiana Bisogny ny SAYDA
FA NANINONA MOA I BE MOLOTRA NO TSY NIDITRA HO MAIRE E. RA NY VAVANY ITY DIA ANEROTRA. RA NO TIAVINY RAJOELUNA IZY EFA NANAO ITAY NETY FA MATOA IZY EO @ IO TOHRRANY IO DIA AMPY ZAYRAVAVANY A. AVELAO TOJO RAVALOMANANA HITENY NY PROGRAMME NY FA AITA MAIKA DA JO AVY ITY RAVAVAVANY LOOO. MIPETRA TSARA @ TAY FA EFA LEO ANAO NY VAHOAKA. METY AMINAO NY MIHIRA ANY JESOSY OK.
De mihorohoro mafy ry Henriette mahita an'i Tojo, zanak'i Dada, tsy i Sayda nge io ka ho lasanao eee !!!!! Vao niteny fotsiny enao de fantatra ny mission fa ny hamono afo fa mamay ity, matahotra ny retour de flame !!!!!!!!!!!
Aza manenjika olona tsy manenjika ategna sao hilatsahan i fatezeran ' Andriamanitra ry lalatiana fa tsy hozakanao ny tanamaherin ' Andriamanitra fa betsaka ny heloka vitanao izay
Ianao moa Rtoa Henriette tia mihira ary miaraka @Njakatiana!mba mangataka an-tanandroa mba hirainareo ilay hoe ANATRA,dia mba Henry tsara n'y toniny tompoko,tantaranao io!manantena izahay e fa tsy ho ela dia mivoaka @Facebook e!
Nga hianao sy ny hevitrao no tokony ho safidin olona eto Antananarivo, enao ary efa nirotsaka fa tsy mety ho.lany mihitsy. Fa notolora tseza fotsiny ko.mo
Ny ASA nataony Naina Andriantsitohaina TGVtaminy Ben'i Tanana ny Tananarivo dia nangalatra Vola ny CNAPS 25 milliards, avereno volam-bahoaka be hantitra. Point
Zah mahita fa mety ho lany ny TIM Fa zvtr tsikaritr hoe ts mandroso io Tana ville io ramb Rajojo no mpitondra eto Ts hoe tim ts hampandroso fa tss feky ny eto Madagascar 🇲🇬 rah mbl rajojo io Ary mila mailo i TOJO io fa mafy ketriky ndratsy anapotika io TOJO io rah lany eo Ts mandry aligny matsagna io rajojo ra tonga Maire io zaza io Zay ka aza de varina tiany vahoaka TIM fa rajojo ts amela anareo minakavia zn ary vao may tiany mahita tojo milatsaka fa afahany tsara mamotika dada sy neny ary zanany eto atsika mitazagna fa ho hisy zn na tintsika na ts tiantsika Fa Madagascar zn efa ts handroso rah mbl tn kn ny tn
Mangina ry Henriette a, Ilay titre koa mampme be hoe ministra teo aloha, inona iany ny asan'io sa mbola manao pause ? Ianao io koa inona zao no mba ataonao e
Mapalahelo anakay Henriette Tojo Ravalomanana tsy miresaka momba anao sad ts miasa saina anao nef enao d tena manenjika be azy mb ovay toetsain f ratsy be mahay miresak pfffff
Ery ianao io ry minisitra teo aloha, inona no vitanao ho an Madagaskar?ankoatra ny fanenjehana am ny tsy rariny ny vadinao?,ny fijangajangana fangalarana vadinolona?raha izaho no teo am toerany dia nakomboko ny vavako,olona tahakanao ry lalatiana no manaiky anao fa aoka hangina e
Ty makôssa ty zany efa tena tsy misy hajany tsony na farany zay kely ary, lainga sy lavage de cerveau sisa arguments ho entiny fa mafy loatra lay fatahorana vao maheno fotsiny ny anarana Ravalomanana, nôrma tena raha tsy nahazo poste tsony fa mpanao vavany mpiady an tsena fotsiny, mijanona cougar ihany no mety @ tena makra a
Sady tsisy manontany ny hevitran'ny mpandroba firenena izany eo. Nopotipotehinareo Madagascar ka ampy izay. Poua
Inona no nataon' i Naina ANDRIATSITOHAINA ry Henriette a. ??
Mipetraha @izay Rtoa Henriette fa efa tsy any intsony ianao eee!io vava b io ihany !!!
Matahotra an'i Ravalomanana hianareo
Quel discours 🤣🤣🤣Heureusement que le riducule ne tue pas.
Naina Andriantsitohaina nitondra Ben'i tanàna ny Tananarivo dia, nangalatra volam-bahoaka CNAPS, Vola ny behatitra, avereno lay vola fa misy tompony teneno aminy Naina Andriantsitohaina ry Lalatiana Bisogny ny SAYDA
FA NANINONA MOA I BE MOLOTRA NO TSY NIDITRA HO MAIRE E. RA NY VAVANY ITY DIA ANEROTRA. RA NO TIAVINY RAJOELUNA IZY EFA NANAO ITAY NETY FA MATOA IZY EO @ IO TOHRRANY IO DIA AMPY ZAYRAVAVANY A. AVELAO TOJO RAVALOMANANA HITENY NY PROGRAMME NY FA AITA MAIKA DA JO AVY ITY RAVAVAVANY LOOO. MIPETRA TSARA @ TAY FA EFA LEO ANAO NY VAHOAKA. METY AMINAO NY MIHIRA ANY JESOSY OK.
Ny nitondrasany Ravalomanana Ben'i Tanana Tananarivo dia, nilely i Lalatiana Bisogny sy Sayda Artiste, zany no vaovao nalaza Teto Madagascar 🇲🇬 kkkkk
👄
De mihorohoro mafy ry Henriette mahita an'i Tojo, zanak'i Dada, tsy i Sayda nge io ka ho lasanao eee !!!!! Vao niteny fotsiny enao de fantatra ny mission fa ny hamono afo fa mamay ity, matahotra ny retour de flame !!!!!!!!!!!
Milatsaka Maire zany mila olona mahay mitondra tokantrano , tahaka izany koa mitondra olona amin'i Faritany sy ny fikolokoloana Tanana , vahoaka ao aminy
TSY MILA ANY HENRIETTE KOA RAHA NY GASY ..MANGINA TY VAVA
Dia manaiky ery anie i BM fa hoe tena potika ilay Firenena e! Ry zareo anefa no namotika azy! Dia eo dia BE VAVA EO ! "TSY MAHALALA MENATRA IO Ô !"
Be resaka
Ianao Ary tsy misy vitanao fa bé Vava fotsiny e!
Ny vitany Lalatiana Bisogny dia nilely i Artiste SAYDA Artiste. Zay
Eche total nen'ny IRMAR hatreto.
Efa hita ny vitan'i Ravalomanana :
Jereo angé les lunettes nao ê?tsy correcte mihitsy fa mizesta hoe anareo ny pouvoir
Matahotra maf sao ho lany eo Tojo Ravalomanana de hirodana @zay ny fotondran'i Rajoelina de higadra @zay ny mpisolelaka rehetra
Aza mandaiga ry madama à!
Nadio Tompoko larivo t@ andron'i Dada .... tenisany orange no namotika an'i Madagasikara fa tsy larivo irery .
Aza manenjika olona tsy manenjika ategna sao hilatsahan i fatezeran ' Andriamanitra ry lalatiana fa tsy hozakanao ny tanamaherin ' Andriamanitra fa betsaka ny heloka vitanao izay
Mankaleo ny mahita anao.
Nanenjika taloha tam tetezamitatra? Izao namadika vahoaka?lasa nanohana ny fitondrana?tsy ampy ahoana?ny fanantanterahana le asa ry madame lalatiana?
ENAO MANGINA EFA MAIMBO VAVA FONA TSY MAHAY MIPETRAKA MAIVANDOHA
Ianao moa Rtoa Henriette tia mihira ary miaraka @Njakatiana!mba mangataka an-tanandroa mba hirainareo ilay hoe ANATRA,dia mba Henry tsara n'y toniny tompoko,tantaranao io!manantena izahay e fa tsy ho ela dia mivoaka @Facebook e!
Nga hianao sy ny hevitrao no tokony ho safidin olona eto Antananarivo, enao ary efa nirotsaka fa tsy mety ho.lany mihitsy. Fa notolora tseza fotsiny ko.mo
Ny petsana sy ny fanaovan-gazety aloha indraindray Dia miaraka mihintsy. Indrindra fa rehefa tsy dia misy votoatiny izay ny zavatra ambarany.
Fa ny mahagaga dia inona no mbola hampisehoanareo an io Lstatiana io ao snatin ny haino aman jerinareo
enao aloa no ita fa tsy ilain'Antananarivo! na i faratsiho aza tsy mila anao!
Mangina ry Henriette a fa inona no vitanao sy ry Niaina be? Hitanao fa hikombona io vavanao io raha vao lany eo i Tojo Ravalomanana
Léo Léo sy tofoka🍊🍊ny malagasy,aza bé vava sy be resaka eo,tsy misy hihaino anareo,tsony eto
Raha tsara toerana ianao Henriette be molotra lany ianao tany Faratsiho
Io ndray ry mily a ! Mbol be vava ihany
Matoa ohatr'izao ny firenentsika dia tompon'andraikitra tsirairay. Indrindra fa ny mpitondra.
Mba mangina kely aloha ianao fa efa nahavita be ianao zay
AKOMBONY NY vavandrÿ RY LALATINA À DRY EFA NALOAN NY VAHOAKA INDRY INONA INDRAY NY TETIKINAREO AO AM FITONDRANA AO MOMBAN NY Tojo Ravalomanana ?
Miparetsaka ery ny vavan ity lalatina ty .
Aza mampihomehy ianao rafotsy a. Aleo hifidy ny vahoakan'Antananarivo, angaha Tojo nanaratsy anao? 😅
Ny ASA nataony Naina Andriantsitohaina TGVtaminy Ben'i Tanana ny Tananarivo dia nangalatra Vola ny CNAPS 25 milliards, avereno volam-bahoaka be hantitra. Point
zah.hifidy.ravalomanana tojo e.denareoko.hifidy.anazy
Zah mahita fa mety ho lany ny TIM
Fa zvtr tsikaritr hoe ts mandroso io Tana ville io ramb Rajojo no mpitondra eto
Ts hoe tim ts hampandroso fa tss feky ny eto Madagascar 🇲🇬 rah mbl rajojo io
Ary mila mailo i TOJO io fa mafy ketriky ndratsy anapotika io TOJO io rah lany eo
Ts mandry aligny matsagna io rajojo ra tonga Maire io zaza io
Zay ka aza de varina tiany vahoaka TIM fa rajojo ts amela anareo minakavia zn ary vao may tiany mahita tojo milatsaka fa afahany tsara mamotika dada sy neny ary zanany eto atsika mitazagna fa ho hisy zn na tintsika na ts tiantsika
Fa Madagascar zn efa ts handroso rah mbl tn kn ny tn
Mangina ry Henriette a, Ilay titre koa mampme be hoe ministra teo aloha, inona iany ny asan'io sa mbola manao pause ? Ianao io koa inona zao no mba ataonao e
Gasikara io koa anie toa hafahafa ihany e!
Et pourquoi ont doit accepter le fils de radomelina
Fa maninona ao Tana ao be olona avy any am Provinces...
Halahelo an'i Herizo Razafimahaleo ny an'i Lalatiana 😅😅Herizo Razafimahaleo mantsy hono a hummmm tamin'izany de halany hatrany amin'ny tsinaimaintiny Ravalomanana satria Herizo Razafimahaleo koa mantsy tsy timainty an-dRavalomanana de zay io tsitiavan'ny Henriette azy hatramin'ny zao!...
De mbola omena an'tgv iany ve Antananarivo nefa Henriette ary io miaky ny fahapotehan'ny Antananarivo nanaovan'i Naina vazaha tgv
Mangina Henriette a!efa tsy lany teto ianao tamin'ny fotonandro ary tsy ho lany eto ny candidat tohananao na hande mbamin'ny lohanao az,leo tgv ny Antananarivo
Samia manohana ze tiny ry Lalatina a, mazana be ny fanarenana hoy Ianao, iza no nanao zany Fa tsy n'y équipe nareo?
Ofofio ity vava soavaly ity
ramatoa tsy nety lanim-bahoaka mbola mahita lazaina foana,maninona raha mipetraka amin izay?
Fa i Be Molotra mo mba ilainiza
Ary lasa mahia iz zan
Hevitrao dia tsy mitombona, satria tsy misy marina hatraizay ka hatramizao. Aiza no tifi-danitra havoa fe ?
Mapalahelo anakay Henriette Tojo Ravalomanana tsy miresaka momba anao sad ts miasa saina anao nef enao d tena manenjika be azy mb ovay toetsain f ratsy be mahay miresak pfffff
Ery ianao io ry minisitra teo aloha, inona no vitanao ho an Madagaskar?ankoatra ny fanenjehana am ny tsy rariny ny vadinao?,ny fijangajangana fangalarana vadinolona?raha izaho no teo am toerany dia nakomboko ny vavako,olona tahakanao ry lalatiana no manaiky anao fa aoka hangina e
MBA mangina ry BM aaa ...firy tena tenisany ..potika larivo ...maloto,maimbo.....
io Ramatoa io hatrizay dia tsy sahy manao débat face à face amin’ny mpanohitra mihitsy (ny antony dia satria zéro, ary fantany zany)
Ko Lalatina t'y tena olo ratsy toetra
Blablabla
Mipetsopetso a
Mankaleo b
Politique ty foana no tena tsy mampandroso an'i Madagascar
Enao KO tsy alaina fa ra Hendry nu vadinao avoka gadra
Milatsa fa aza be vava e
Lasa antitra be i BM. Voamaika ratsy tarehy be
Mbola tsy propagandy anie zao ry Madama ôôô! ny resaka ny betsaka aminao nefa ianao anie tsy mba nisy zavatra vita mihintsy eee!!