Miarahaba anao Atoa.Filoha Andry Rajoelina ! Na dia nisy tsara ny nataonao tompoko , dia malahelo ny milaza aminao , fa tena Dictature ny fomba fitondranao tompoko ! Efa sarotra sy malaina ny vahiny manerantany rehetra ho tonga eto Madagaskar ! Tsy mba fantatrao re tompoko , fa tena ratsy be fisainan'ny zanak' olombelona Malagasy lasa mifamono @ izao ? Masina ny Tanindrazana !
Miarahaba anao Atoa.Filoha Andry Rajoelina ! Na dia nisy tsara ny nataonao tompoko , dia malahelo ny milaza aminao , fa tena Dictature ny fomba fitondranao tompoko ! Efa sarotra sy malaina ny vahiny manerantany rehetra ho tonga eto Madagaskar ! Tsy mba fantatrao re tompoko , fa tena ratsy be fisainan'ny zanak' olombelona Malagasy lasa mifamono @ izao ?
Masina ny Tanindrazana !