Ho roahina tao zany ny mponina Mikey satria omena vazaha ny taniny mba misaina ve ianareo sa dia ny vola no maha maika fa tsy mijery ny lafy maha olona! ireo olona mivory eo reo tsy mponina ao ka faly fa ny Mikea tsy mba afaka manohitra 3000h be zao no anaovana fitrandrahana ? Loza loza😱😱😱,efa manakaiky ny plage Ifaty ,ho simba ny fizahantany,ny ala sns
Merci pour vous 2 les journalistes tv plus madagascar. Manja be nareo an. 👍💋
Toa tsy betsaka mpijery akory ny Basket- ball tompoko !
Ilay tsy mety hi privatiser n'a an i jirama anie ka aaaao no fangalaran izay mpitondra zatra mihinambolam nahoak ee...
Chauffeur no responsable ...tsy fanajana nombres n olona tokony hoentina.mba fidio ihany plona atao Chauffeur fa hamono automobile nareo