"Za koa handeha hilasy" - SaMpaTi FJKM Amparibe Famonjena

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 19 жов 2024

КОМЕНТАРІ • 12

  • @rinahmialintsoaandrianavelona
    @rinahmialintsoaandrianavelona 3 місяці тому

    ❤️

  • @fjkmamparibefamonjena9801
    @fjkmamparibefamonjena9801 6 років тому +3

    mba avereno ndray ry reto ny tahak'zao fa tsara lotra an !

  • @tsifaholy3952
    @tsifaholy3952 Рік тому

    Ny lasinay
    Mamika mafy izahay, Miaritra hafanana mahamay
    Maika ho tonga an-dasinay hilalao
    Mavitribitrika ery, faly ravo miara-dia
    Fa andeh’hiriaria an-dasy ao.
    Réf.: Hira rodobe no ventesinay re
    Ka, Faly ery ka samy mihira hoe:
    Ry lasy maminay tokoa toa midoboka ny fo
    Faly ao anatiko ao hahita anao
    Ireo zoky zandrinay Dada Neny havanay
    Izy ireo nilaozanay fotoana fohy
    Tsy manadino sanatria ilay akanin’ny fitia,
    Rah’andeh’hiriaria an-dasy ao.
    Réf.: Hira rodobe …
    Ny lasy re raha toa atao fandinihina no ao
    N’ino zavatra hanavao tovinay
    Fa fiaraha-miaina koa, asa mafy an-tsitrapo
    Ka be ireo soa an-dasy ao.
    Réf.: Hira rodobe …
    Do Fetsy (Razanajaona S.)

  • @radoarisoalalaniaina1819
    @radoarisoalalaniaina1819 7 років тому +1

    milay zareo a!!!!! hafa mints zany SAMPATI miantsehatra zany

  • @rakotomangawilliamlovatian3921
    @rakotomangawilliamlovatian3921 4 роки тому +1

    tena raitra r'ise isany, mankasitraka anareo fa namela marika tokotrany

  • @tiavinaandria8677
    @tiavinaandria8677 4 роки тому +1

    Tsara loatraaaaa

  • @lovahalivolarajaonarivelo6481
    @lovahalivolarajaonarivelo6481 4 роки тому +1

    Ho ela velona s haharitra ao @ asany Tompo X A

  • @mihaminahenintsoaandrianav6149

    24:01 ny ovy

  • @tsimbazafyalymirana6484
    @tsimbazafyalymirana6484 2 роки тому

    Tena tsara loatra, feno fahasambarana aho teo am-pijerena azy

  • @andryram
    @andryram 8 років тому

    mahafinaritra foana... fotoana mamy

  • @mialinorofinaritrarazafind2192
    @mialinorofinaritrarazafind2192 3 роки тому

    misaotra e

  • @nirinaramangasalama5868
    @nirinaramangasalama5868 8 місяців тому