FIDIO NY KANDIDA DEPIOTE FIRAISANKINA

Поділитися
Вставка
  • Опубліковано 20 вер 2024

КОМЕНТАРІ • 54

  • @emmanuelrakotondrasoa3326
    @emmanuelrakotondrasoa3326 3 місяці тому +1

    MANKASITRAKA FA TENA SADY MILAY BE ITY HIRA ITY NO MILAZA NY ZAVA-MISY SY NY TOLONA HATAO ! BRAVOOOOOO!!!!!

  • @lalaorandrianarivo729
    @lalaorandrianarivo729 4 місяці тому +2

    Tsara bé le hira,mahalaza n'y retraretra, makasitraka e !❤

  • @sharashara7179
    @sharashara7179 4 місяці тому +3

    😭😭😭😭latraka mihitsy n ranonasiko Amy le hira 😭😭😭 misaotra anareo artiste nanetana n vahoaka MBA ho tonga saina am Zao finjaliny tsika gasy zao

  • @ParfaitLucien-ie1pi
    @ParfaitLucien-ie1pi 4 місяці тому

    VG

  • @ANTONIOSylvestreNAMBININ-sf4ph
    @ANTONIOSylvestreNAMBININ-sf4ph 4 місяці тому +3

    Mifohaza Jiaby eeee

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7w 4 місяці тому +2

    Oh,ry Malagasy,havana ,rehetra ,ndao hiray hina ,avelao ,àny n'y fanavakavahana,aram-poko,iray ihany isika Malagasy.Fotoana ,izao , mifohaza amin'izay,Aza mety fahanana lalitra intsony..Efa maro n'y zavatra tsy mandeha s'y tsy rariny,intsony eto @ Nosy Malala tsy foy tsika s'y lova t@ Razanam-betsika,ity ,fotoagna fanadiovana lehibe izao mahaiza mifidy,tsao dispo fanantenzna indray ,vao manenina.Mifohaza ,Aza matory ,mintsangana intsony.

    • @balimalalachou9625
      @balimalalachou9625 4 місяці тому

      Marina zany fa ny "Tribalisme" tsy miala amin'ny gasy.

  • @papathirisha7546
    @papathirisha7546 4 місяці тому +7

    Alefa firaisanakina andao hifidy firaisanakina tsika ry malagasy namako a 🇲🇬🇲🇬🇲🇬

  • @ModRalainirina
    @ModRalainirina 4 місяці тому +6

    Firaisankina ihany ny antsik"ee..❤❤

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7w 4 місяці тому +1

    Mitambara,amin'izay Isika ,Malagasy,Havako,namana,zoky s'y zadry, zanaka , Ray aman-dreny hajaina rehetra ,eto Madagascar,fotoagna izao ,mahaiza mifidy, olom-baovao, ,tsao diso fanantenna indray isika .

  • @richardbaba3992
    @richardbaba3992 4 місяці тому +10

    madagasikara ho an'ny Malagasy

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7w 4 місяці тому +1

    Madagascar any Malagasy, tsiakanavaka,fa tsy an'i olom-bitsy.Dia izao ,mifohaza,Antsika vahoaka Malagasy,maneraka Nosy ,mifohaza , amin'izay,aza matoritory ,intsony.Fotoagna izao anehoan-tsika ny hetahetan-tsika sy ny hoavin'ity Firenena malalan-tsika,izay tena mampalahelo sy mijaly mafy

  • @user-eb1vj6gw7w
    @user-eb1vj6gw7w 4 місяці тому +2

    Makasitsaka eram-po,eratsaina ,izahay , vahoaka Malagasy,tsy ankanavaka,rehetra

  • @FR-no2os
    @FR-no2os 4 місяці тому +3

    Mety, sady koa mila fiovana amin'izao fitondrana gaboraraka izao. Ajoroy ny fitondrana tena izy tsara tantàna hialana haingana amin'ity kolikoly, gaboraraka sy ny fahantrana eto madagasikara.

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816 4 місяці тому +6

    Milay b le vazo e❤❤

  • @olgaralisoa5075
    @olgaralisoa5075 4 місяці тому +3

    Alefa candidat Firaisankina !

  • @JenithoJenicko-ob6je
    @JenithoJenicko-ob6je 4 місяці тому +3

    Marina zany

  • @nivomanantenalilianerakoto2702
    @nivomanantenalilianerakoto2702 4 місяці тому +2

    Madagasikara an'ny malagasy 🙏

  • @elidaurin3816
    @elidaurin3816 4 місяці тому +1

    Firaisankina no hery

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 4 місяці тому +3

    Firaisankina no HERY, ka alaohery ré olona a!

  • @vahatraramambason
    @vahatraramambason 4 місяці тому +4

    Zany mihintsy e❤

  • @fewboys
    @fewboys 4 місяці тому +1

    Tongava mifidy aby fa aleo hifoha my valalabe-mandry. Fa efa grave ity ai, mbola manana safidy atsika hanova lalana. Tsao taraiky eto.

  • @randrianiainayvespatrick9370
    @randrianiainayvespatrick9370 4 місяці тому +4

    rivahoaka
    Malagasy.fidion.depiteny.firaisakina.fa.tsy.volomboasary.mpanangocarina.reo

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 4 місяці тому +1

      Zahay tsy mila anti-môla êêê!

    • @gaki5626
      @gaki5626 4 місяці тому +1

      Ohatry tsy gasy zany le phrase nao. Mipodiana à l'école. 👎

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 4 місяці тому

      @@gaki5626 ka izay mintsy znge rizareo mpomba ny firaisankina ê! Tsy dia nandia fianarana ôtran'i msé la pont!!!

  • @DARIVONY
    @DARIVONY 4 місяці тому +4

    Tsy mila mpapandihy fitombenana êê! Antimôla matim-,b....!!!

    • @elidaurin3816
      @elidaurin3816 4 місяці тому

      Iza lay antimôla😂?

    • @DARIVONY
      @DARIVONY 4 місяці тому

      @@elidaurin3816 rizareo ao @, kolektifa sy ny firaisankina ê! Tsitanao angaha Téo sola loha iray trano ireo ???😌😌😌

    • @elidaurin3816
      @elidaurin3816 4 місяці тому

      TIM forever ​@@DARIVONY

  • @Nirina-zk1pi
    @Nirina-zk1pi 4 місяці тому +1

    Fidio ny Député FIRAISANKINA ee❤

  • @claraanita6161
    @claraanita6161 4 місяці тому +2

    Tiako boe le hira ❤

  • @eliramiliariniaina2207
    @eliramiliariniaina2207 4 місяці тому +7

    Mankasitraka

  • @ANTONIOSylvestreNAMBININ-sf4ph
    @ANTONIOSylvestreNAMBININ-sf4ph 4 місяці тому +1

    Tsara kosa ilay hira eeee❤❤❤❤

  • @marie-lydierazanadrafara3717
    @marie-lydierazanadrafara3717 4 місяці тому +3

    Tena ao tsara ny hira faneva

  • @weefiweefi6639
    @weefiweefi6639 4 місяці тому +1

    Tiako be le hira ❤❤

  • @razafimahefaralimanana25
    @razafimahefaralimanana25 4 місяці тому +3

    Manja kosa le hira an!!!

  • @AlanFrancky
    @AlanFrancky 4 місяці тому +3

    Misaotra e

  • @Tsaradiha
    @Tsaradiha 3 місяці тому +2

    Latsaka be za @ le oe LOZA😂😂

  • @jocelynratandramanana6291
    @jocelynratandramanana6291 4 місяці тому +1

    ekena ! ilay hira koa tsara be 🥰

  • @rakotozafyandriamirijaonja7769
    @rakotozafyandriamirijaonja7769 4 місяці тому +2

    Alefa Firaisankina a.

  • @WendyAthena
    @WendyAthena 4 місяці тому +1

    Ok❤

  • @margueritephilibert6105
    @margueritephilibert6105 4 місяці тому +1

    Io fona avy eo reo tdy ataondreo akory fampanantenana nivolanindreo .ecole gratuit sy hopital. Ecole droit sy sakafo droit enfant

  • @EddyRakoto-s8q
    @EddyRakoto-s8q 4 місяці тому

    De inona ko zany lay kolekitifa e..kkkk

  • @JennerAntonio
    @JennerAntonio 4 місяці тому

    Ts tafa zany ooah, mapalahelo anaka

  • @tianarakototovao5079
    @tianarakototovao5079 4 місяці тому

    Tsika aza mifamitapitaka lava eto, fa ny politiciens Malagasy maizim-panahy. Ahoana no fomba handrosoanao raha toa ka residence fotsiny, hiverenanana impiry maka azy? Zavatra efa fantatra tsimaintsy misy haka izany ao. Afaka manao Sonia residence folo izy dia avy eo secretaire mametraka date sy anarana, fa miverena rahampitso!!!!Nefa te handroso daholo. Ohatry ny miasa contre ilay peuple. Ozy Reagan zay:" The Government is the problem "