Hajao ny mpanakantonao, Haïti aho, Fa tiako ny mihaino ny mozikanao, Na dia tsy mandre ny teny malagache aza aho, Fa izaho kosa haneho fanajana be dia be aminareo, Tiavo ianao sy ny fianakavianao manontolo.
izy koa artiste Malagasy mbola anao zaraiky fo mahazo vue be indrindra sur youtube..anao tena vrai artiste, nefa anao tena humble be bro..toizo fa tena tsara
Isaorako Ilay mpanohana ahy foana Di mankasitrak an'ilay mpanankato nandrafitr az ankiraaa❤❤❤❤❤
Antom-pisiako alohan'ny olon-tiako sy zanako. 🥹
→ Izay teo foaña hatramin'ny fiforoñaña.
→ Izay teo foaña nampianatra nandeha.
→ Izay teo foaña nikolokolo nahabe.
Vavaka tokaña nataoko ho azy hatr'izay : Mba ho eo amin'ny andro hahatafita zaho. 🙏
Tsy vitan'ny Reny fa vraiment famaritana ny FITIAVANA PURE ❤
💡Soa fa nisy anao Mama 🥺❣
Mankasitraka hatrany amin'ny kanto, Lion Hill - Mirary soa 🙏
Hajao ny mpanakantonao,
Haïti aho,
Fa tiako ny mihaino ny mozikanao,
Na dia tsy mandre ny teny malagache aza aho,
Fa izaho kosa haneho fanajana be dia be aminareo,
Tiavo ianao sy ny fianakavianao manontolo.
Latsaka mints ranomasoko marina 😭😭 tellement tsara loatra le hira marina ka 👌👌❤️
voany grippe donc Lion tam studio tao, kara hafahafa zany le feo nao tsy kara isanandro, Fa tsara be le hira
Agnatiny miady mafy bé za io niboaka hira ti!ça m'a beaucoup touchée !
Merci ma star préféré ❤ mbola tss hiranao tsy tiako.
Tsara be ilay hira 😍😍💕
Hafa fona Lion hill ,milay le gadona❤
respect lesy lion hill mafy enao raha hanoratra vazo tena milay le hira fa mercie eee🥰🥰
Hafa hiany Lion Hill , mon préféré des chanteurs Gasy , unique en son genre 😍😍😍❤️❤️❤️ ses paroles viens jusqu'au profond du cœur 🥹🥹🥹
Za mankatia voix anao .raha samby mpihira alouha hafa fona anao.mangorintsina jiaby vatako vao maheno ilay voix.ilay hira❤❤
Tsy ary nandiso fagnantenagn lesy couzz aaa❤🎉
Tiako zala hira to ein,hatsarovako zanako💕 bisous 😘 mamii bé avy @maman Hendry tsara mama mbl mitady vola ❤🥰
Top be le hira. Maro ny zavatra teneniny ao anatiny le hira. Ny ahy manoka de ny vadiko no tena hitiavako an le hira. ❤❤❤
Misaotra fa efa ela ny nianjasana lay ira fa tena lay oe perfect ❤😊
Tsy Ary nandiso fanantenana Zah,🥰tsara Lesy hira zany i 🫶🏾🫶🏾
Félicitations fa tena tsara be le izy 💕
Tiko be le Hira Sady manona n'y foko latsaka mintsy n'y ranomasoko merci e!😢😢❤❤❤
izy koa artiste Malagasy mbola anao zaraiky fo mahazo vue be indrindra sur youtube..anao tena vrai artiste, nefa anao tena humble be bro..toizo fa tena tsara
❤❤❤ toujours au top❣️
J'adore cette musique je l'écoute en boucle pendant des heures ❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Magneky eky zah amnao👍✌️✌️✌️
Chapeau ɓas! Tu resteras mon artiste gasy préféré de notre génération Lion Hill. Inspiration, paroles hira, instru, feo.
Merci bro fa mahafinaritra be mihaino ilay vazonao
Respect #lion_hill 🤟
Zany ka tena w vazo matsiro.🎉
Mankasitraka Lion hill, mbola anatine miady zao.
Tiako bé jira ty❤❤❤❤🎉
Fy Zala eeee misaotra betsaka ano mampirevy anay hatrany ❤
Toujours un plaisir d’écouter tes sons ❤
Tiako lay hira ty .❤❤❤❤
Mankafy fona izahay aminy kanto atolotrao nama 👊🇲🇬
Mankasitraka letsy ai💪🔥
mafana be🔥🔥❤
Siora euu❤❤ milay Ilay Hira ✊✊😭
Tena tsara lotra❤❤😢😢
J’adore ❤🎉
Ce chanson me fait réfléchir beaucoup ❤😊
Ao tsar letsy eeh❤👍💥
Bravooo Lion hill tena tsaraaaaa😍😍😍
De mon côté je me trouve au Sénégal loin de ma mère à Madagascar 🇲🇬 ❤
Tsara be❤💕
En boucle raha ty brada e 🔥🔥
👍Tsara ilay hira
Je kiff trop ❤❤❤ tsis atakalok hira ti Lesy trop boucle .. bisous 😊
Toujours topissime 🔥
Karah niova bé ndrek feony idole nah ty😮
tsara be ❤
Tiako loatra😍
J suis fan 💝💝💝💝
bonne musique 👏👏👏
Tsara loatra❤❤❤
Merci fa tsara🥰
Tsy aiko intsony hoe impiry izay no nijereko anty clip ty hatram nivoahany 🥰🥰🥰 tsara loatra ❤️🌷
Jamais déçu ❤❤❤ misotra ❤❤
Tsra be 💗👊🏼💫
Enfiiiiinnnnn ♥️♥️♥️♥️♥️♥️
Merci fona @ fanomezana hira tsra ho anay bro 🔥
Respect 🙏
2h reste🔥🔥
Tiako loatra 🥰🥰
👍👍🙏🙏🙏milay le hira
Milay lesy 💗🔥
🎉Merci bro,mipaka agnaty fô tsara ❤
Merci beaucoup fa tegna tsara ☝️🤩🤩🤩🎤🎶🎼🎵
J'adore❤🎉
Merci de toujours faire vibrer le cœur.
merci Lion hill
Antony raika tsy afohizako hira Lion hill mandoha fo bé 🎉
Idole naka❤
toujours au top lesy bro 🔥💯
Pure talent mon frr !!!
manaja anao tanteraka Mr @Lion Hill
tena mafy tokoa anao ka
Mankasitrak eeh❤
toujours au top
Trop hâte ❤
Toujours au top 😍😍😍❤️
merci lion hill
anao artiste farany tiako sady tsy maha empaka zaho mihaino anao
Mlay le hira ❤❤❤❤❤
Merci Beaucoup fa tegna tsara le son, Kiass
the master🤗
Merci fa tsara è 🙏❤️
Misaotra fona lesy bro.
milam bro 👍👍
mon idole ❤
Good vibes❤
Mahay mamoronkira zany le olona
Efa hâte aii 🎉
Mamay foana
Top song bro! keep it up
Ça devrait être maintenant 🔥🙏❤️
Bangerrrrrrrrrrr🔥
Bonjour zoky be🙏❤
Merci fatiako💔 b hira nao raike ty
Ato ein, mandigny😍
Tsara be 🥹❤️❤️❤️ tena hoe tsara 💕
Aty antanin'olona dia manembonembona mihitsy mihaino ilay izy😢
❤❤tsara
Mlay ranga le hira 👊😭😭
❤ tatra monfrr
Super zik ❤❤❤❤❤❤❤
Du talent bro
❤️❤️🇲🇬🇲🇬🇲🇬