Rija RASOLONDRAIBE - Officiel
Rija RASOLONDRAIBE - Officiel
  • 17
  • 321 133
Mangataka Rano | Rija Rasolondraibe OFFICIEL
MANGATAKA RANO
Izaho Jesosy mangetaheta
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko
Omeko fa tsy ampindramiko e
Izaho oa Jesosy e mangetaheta
Mangataka rano Aminao
Maniry mafy amin’foko rehetra
Mangataka rano Aminao e
Aiza dia ianao indray Hangataka amiko e
Omeko fa tsy ampindramiko e
Matsaka aminao ny Fanahy
Ianao fanomezan’Ray
Aminao aho mitohoka
Matsaka aminao ny Fanahy
Tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy o miankohoka aho
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany
Izaho Jesosy e mangetaheta e
Mangataka rano aminao
Ampiakarao ambony
Ambony ny fetra
Noho herin’ny tananao
Ampiakaro manoatra noho ny mpandresy
Tondrahy ny fitahiana misesisesy
Izaho wa Jesosy e mangetaheta e
Mangataka rano Aminao
Ampiakarao ambony
Ambony ny fetra
Noho herin’ny tananao
Ampiakaro manoatra noho ny mpandresy
Tondrahy ny fitahiana misesisesy
Matsaka aminao ny Fanahy
Ianao fanomezan’Ray
Aminao aho mitohoka
Matsaka aminao ny Fanahy
Tsy hangetaheta mandrakizay
Jesosy o miankohoka aho
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany
Ye ho avy e hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy hivavaka amin'ny fahamarinana
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Ye ho avy e, hivavaka amin'ny Fanahy
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Any an-danitra any
Voninahitra e (2x)
Ho an'Andriamanitra irery ihany
Ety an-tany
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
Izay no tadiaviny e (2*)
Andriamanitra Ray lolohavina e
A/C: Rija Rasolondraibe
Album : Mangataka rano
#rijarasolondraibe
#Mangatakarano
☑️ Son/Master: Raitra Sound & Floginot Bezara
☑️ Réalisateur: Tsilavina Razafindralambo
A/C: Rija Rasolondraibe
Album : Mangataka rano
#rijarasolondraibe
#Mangatakarano
Переглядів: 69 989

Відео

Izay Vonona No Mandeha | Rija Rasolondraibe OFFICIEL
Переглядів 93 тис.3 місяці тому
IZAY VONONA NO MANDEHA Tsy fanambaniana fa aza tezitra ianao e! Fa tsy haiko ny hangina hoe: avelao amin'izao e Ny hava-tiana, raha tiana tokoa, resahina ihany aloha Jesosy famonjena e, tsy mandehandeha ho azy e! Safidy efa nomena ho avy Izy haka ny an'azy e! Fotoana ny ahy efa hatrin'ny elabe Izay nateraka indray ihany no mandeha Miandry ny famindram-po, kely sisa Hitsena Azy eny amin'ny rahon...
Angataho Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL
Переглядів 4,5 тис.4 місяці тому
ANGATAHO Angataho , Angataho Angataho ny fanahiny fa homeny anao Angataho , Angataho Angataho ny fanahiny fa homeny anao Hay va re ny Baiboly , manambara ny Fanahy Hay va re ny Fanahiny mety ho anao mety ho ahy Tsy nahalala aho hay mbola misy fahagagana Fa ny Fanahiny dia hery sy fahazavana Fa maro ny mino nefa tsy manana ny Fanahiny Natakalo ny fomba, lasa mafy fo, be ahiahy Ka ny marina, ny B...
Novelariny Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL
Переглядів 6 тис.5 місяців тому
NOVELARINY Novelariny ao am-poko ankehitriny Ny hazavana izay nitantanany ahy Ny fiainako rehetra feno ny Fisiny Ka ny lalako lasa lavitra ahiahy Fa nasehony ahy ny halemem-panahy Faharetam-po Izay tena lehibe Izy ninia, sahy ho tia ahy Izy mpitia, mpihaino sy mpandre Jesosy ô, Jesosy ô Tiako loatra Ny Fahasoavanao ô ô Jesosy ô, Jesosy ô Tsisy mihoatra Ny Fitiavanao Tsy ho soloiko fa Izy tsara ...
Mahatsiaro Resy Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL
Переглядів 3,1 тис.5 місяців тому
MAHATSIARO RESY Mahatsiaro resy ny foko Lavitra Anao aho ka mitoloko Zatra ny tànako tantananao aho Ka very aho nefa izaho no nandao Diso taminao ity foko adala Ka mifona aho Tompo malala ô ooo Mamelà ahy, mba sasao ny fanahy Fa te hihaona Aminao aho Te hiray ao am-po toy ny teo aloha Ny teny fampanantenanao No hifaharako mafy ao am-poko ao Satria Ianao tsy miova Raha nantsoina handova Avelao m...
Mila ANAO Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL
Переглядів 3,5 тис.5 місяців тому
MILA ANAO Oviana no farany irery ato an-trano aho dia nihira ho Anao Hoe mba niala fomba fanao fa nitady Anao Ny farany namaky baiboly Tsy hoe nitady tononkira akory Fa matin'ny hanoanana noho ny Aminao Fa efa ela tsy nofahananao Mila Anao aho (2) Jesosy ô! Lasa aiza ny hetahetan’ny fo Fony izaho vao nahalala Anao Mila Anao aho (2) Jesosy ô! Avia dia kasiho aho Vangivangio fa maniry Hanakaiky A...
Ilay ILO Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL
Переглядів 4,4 тис.5 місяців тому
Ilay ILO Raha mihira ny Anaran'ny Ray Ka manandratra Azy izahay Eo no hamenoany ny Fanahy Fanomezam-pahasoavana ho ahy Ilay ilo tsara indrindra No indro hahosotra ahy Nataony am-pòko ao Ho hery vaovao Ilay ilo ambony indrindra No indro hahosotra ahy Natokany ho an'izay Mifankatia toy ny mpirahalahy Raha mitory ny fitiavan'ny Ray Vory amin'ny Anarany izahay Eo no hamenoany ny Fanahy Fanomezam-pa...
" LIVRAISON " Rija Rasolondraibe - Live MLK 09/07/2022
Переглядів 6 тис.Рік тому
LIVRAISON Ny hazo nandre Anao maina hatramin’ny fakany Ny mpanjono nandre Anao saika tsy omby hatramin’ny lakany e Ny sakaiza nandre Anao namaky tafo ny solution Ny trondro mandre Anao lasa banky foibe nanao livraison nanao livraison Miakatra sy midina indray hoa ny anjely e ! Manao livraison Lazaiko marina aminao, mivoha ny lanitra amin’izao Mivoha ray olona e mivoha eo amin’ny zanak’olona Ami...
" ASANDRATO " Rija Rasolondraibe - Live MLK 09/07/2022
Переглядів 16 тис.Рік тому
ASANDRATO Asandrato e mihetsika ny rano Asandrato e mihetsika ny rano o Asandrato e mihetsika ny rano Asandrato e mihetsika ny rano o mihetsika ny rano, mihetsika ny rano Miara-miasa indray ny zava-drehetra Miara-miasa indray ny zava-drehetra Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra Miara-miasa ho ahy indray ny zava-drehetra Asandrato e aza avela fa tano o Asandrato e aza avela fa tano o Asan...
" ENTO AHO " Rija Rasolondraibe - Live MLK 09/07/2022
Переглядів 85 тис.Рік тому
ENTO AHO (Vatolampy) Fa toy ny vao omaly, ny fanahy feno hery finoana tsy resin-tohitra Nahery sady falifaly, nahafindra tendrombohitra. F’izao tsy hita izay atao, indro lavitra ahy lavitra ahy ny tavanao Dia lasa miady sy mitolona, toy ny babo antanin’olona Mba Miantso vonjy Aminao aho, miantso voonjy lavitra ny ankany Miantso voonjy Aminao aho, miantso vonjy lavitra, toy ny any, amin ny faran...
INDRAY ANDRO ANY Lyrics
Переглядів 13 тис.Рік тому
INDRAY ANDRO ANY Lyrics
Dieu lève une armée ✊🏽💥
Переглядів 752Рік тому
La jeunesse est une armée puissante dans les mains de Dieu 🔥 Lève toi et brille jeunesse (Esaïe 61 : 1-3) ON FIRE dia fikambanana tanora Malagasy ao Paris ! Nasain’izy ireo aho hizara sy hampahery azy. Ny lohahevitra nofidin’izy ireo dia ny hoe : « Dieu lève une armée » Aminy teny Frantsay ity vidéo ity ! Apocalypse 15.16 Voici, je viens comme un voleur. Heureux celui qui veille, et qui garde s...
LIVRAISON Lyrics | Rija Rasolondraibe OFFICIEL
Переглядів 14 тис.2 роки тому
Lyrics: LIVRAISON A/C: Rija Rasolondraibe Ny hazo nandre Anao, maina hatramin’ny fakany Ny mpanjono nandre Anao, saika tsy omby hatramin’ny lakany e Ny sakaiza nandre Anao namaky tafo ny solution Ny trondro mandre Anao lasa banky foibe Nanao livraison Nanao livraison Miakatra sy midina indray hoa ny anjely e ! Manao livraison Lazaiko marina aminao, mivoha ny lanitra amin’izao Mivoha ray olona e...
🔥Alitara mandrava Alitara🔥 14/05/22 🇲🇬🇲🇬🇲🇬
Переглядів 1,8 тис.2 роки тому
Fizarana izay ao am-pon'Andriamanitra ho an'i Madagasikara. 00:00 14/05/22 Coliseum 00:13 Fiadanana tompokolahy sy tompokovavy ! Faly miarahaba antsika mianakavy indray, ela be izay ! Tonga ny fotoana ahafahantsika indray hiaraka hidera an’Andriamanitra Ny fomba fiasan’Andriamanitra dia izao : Andriamanitra tsy mitsabatsabaka amin’ny fiainan’ny olona Andriamanitra tsy mitsabatsabaka amin’ny fia...
INDRAHINDRAINAY (Concert Live 12 octobre 2019) Rija RASOLONDRAIBE
Переглядів 4184 роки тому
INDRAHINDRAINAY (Concert Live 12 octobre 2019) Rija RASOLONDRAIBE
FANALAHIDY (Concert Live 12 octobre 2019) Rija RASOLONDRAIBE
Переглядів 6284 роки тому
FANALAHIDY (Concert Live 12 octobre 2019) Rija RASOLONDRAIBE
MAHERY AHO (Concert Live 12 octobre 2019) Rija RASOLONDRAIBE
Переглядів 2 тис.4 роки тому
MAHERY AHO (Concert Live 12 octobre 2019) Rija RASOLONDRAIBE

КОМЕНТАРІ