Malala Sisters
Malala Sisters
  • 39
  • 76 039
CHARADES 2 - Malala Sisters
Kilalao efa nataonay niaraka t@ Haingo ity t@ 2020, dia naverinay kely fa mahafinaritra be 😁
Переглядів: 770

Відео

MITADIAVA TENY - Malala Sisters
Переглядів 3912 місяці тому
Mandeha ihany ny video fa ohatran'ny tsy dia tianareo loatra dia hajanona kely indray aloha zany 🥹
HIRA MITOVY - Malala Sisters
Переглядів 6793 місяці тому
Alahady ny andro, video jeu iray vaovao indray no atolotray anareo 😜 Bonne soirée oo !!
REACTION VIDEOS TALOHA - Malala Sisters
Переглядів 6543 місяці тому
Efa nanomboka 2019 izahay no nanao video, androany 'zahay mi-réagir amin'ny video 2 voalohany navoakanay :D
TONONKIRA SA TONONKALO #2 - Malala Sisters
Переглядів 7353 місяці тому
Elaela tsy nisy video teto, iny ary ny azo atolotray anareo androany ka mijereva finaritra ary e !!
LA PATATE CHAUDE DE OUF - Malala Sisters
Переглядів 1,4 тис.7 місяців тому
LA PATATE CHAUDE DE OUF - Malala Sisters
LE JEU DE LA SCOLARITE - Malala Sisters
Переглядів 9447 місяців тому
Salaaaaaaaaaaama daholo nareo, elaela tsy nisy ny video, ka ity ndray ary aloha no azo atolotra :D
TENY MITOVY - Malala Sisters
Переглядів 93811 місяців тому
Ity ny video farany ni-tourner-nay niaraka t@ Haingo taty Madagasikara t@ ity taona ity 😁Lalao mampiasa saina kely ity lalao iray ity, hankafizo ary dia mazotoa koa ianareo mba hilalao azy ito😝🥰 Efa miverina tsikelikey eto zahay @ zao satria nalahelo be anareo e 🫣☺️
TENY IRAY, HIRA MARO - Malala Sisters Ft PEPE SHINE
Переглядів 1,6 тис.Рік тому
Tsy adinonay ianareo ato @ UA-cam fa voaray soa aman-tsara ny hafatra tatsy @ Facebook ! Misaotra anareo hatrany manaraka sy manohana anay ❤️ Andao ary hiaraka hihira aminay e ☺️🎶🎵 Rehefa vita izay dia anjaranareo indray no manome hira miaraka @ ilay teny ao anatin'ny vidéo fa izay tsy mbola voateny ihany ah 😉 🟢🔴 Ny code promo taptapsend tsy mbola niova fa mbola "SALAMA" ihany no ahazoana bonus...
NY TENA VIDINY - Malala Sisters
Переглядів 1,2 тис.Рік тому
Misy mpiantsena mahalala ny vidin-javatra rehetra ve ato? 😆
CONCOURS D'ANECDOTES - Malala Sisters Ft MIRADO
Переглядів 4,9 тис.Рік тому
Andao hilalao hiaraka aminay sy Mirado ka lazao ao @ commentaires hoe firy sur 8 ny résultat anareo 😍 Tena faly tokoa izahay nandray an'i Mirado ka nampitsidika azy ny chambre anay 😆 Guest artiste (manan-talenta be loatra🙈 )voalohany noraisina tato an-trano ka mendrika ny vidéo lava indrindra ato @ pejy ❤ Mbola nahazo concert privé gratuit ihany koa izahay, isika rehetra moa izany, ka araho hat...
PITCH DE OUF - Malala Sisters
Переглядів 1,3 тис.Рік тому
Ity concept iray ity dia hitanay tao @ chaîne an'i Odah sy Dako ka ni adapter-nay kely fotsiny ! Code de parrainage Taptapsend: SALAMA
VLOG NOSY BE (MADAGASCAR) - Malala Sisters
Переглядів 17 тис.Рік тому
La vidéo date de décembre 2022. Nous avons le plaisir de vous partager notre aventure à Nosy Be (Madagascar), un voyage marquant et inoubliable plein de rebondissements. Bon visionnage !
WE ARE THE WORLD 2023 - Malala Sisters
Переглядів 1 тис.Рік тому
Efa hatramin'ny mbola kely izahay no tia miara-manao vidéo sy misary adala ka izay no tsy hisalasalanay mamoaka archive ho entina hiarahabana anareo nahatratra ity taona 2023 ity 😘🥳 Ao anatin'ny vidéo ny hafatra ary tsy hitsahatra mihitsy anie ny fifankatiavan-tsika ato ❤️ Bon plan: Mbola volana janvier izao, mbola tsy tara raha te handefa "bonne année" ho an'ny havana sy namana aty Madagascar ...
KAMBANA CHALLENGE - Malala sisters
Переглядів 1,7 тис.Рік тому
KAMBANA CHALLENGE - Malala sisters
VLOG DE TOUSSAINT - Malala Sisters
Переглядів 485Рік тому
VLOG DE TOUSSAINT - Malala Sisters
AIZA ARY Ô - Malala sisters
Переглядів 956Рік тому
AIZA ARY Ô - Malala sisters
SEDRA - Malala Sisters
Переглядів 9392 роки тому
SEDRA - Malala Sisters
WHAT'S IN THE BOX CHALLENGE - Malala Sisters
Переглядів 1,2 тис.2 роки тому
WHAT'S IN THE BOX CHALLENGE - Malala Sisters
LITERA 1 TENY 3 - Malala Sisters
Переглядів 1,2 тис.2 роки тому
LITERA 1 TENY 3 - Malala Sisters
BATAILLE DES COUPLES #2 - Malala Sisters ( ft Izahay roa kely)
Переглядів 4,8 тис.2 роки тому
BATAILLE DES COUPLES #2 - Malala Sisters ( ft Izahay roa kely)
BATTLE DE GAGES - Malala Sisters ( Ft Aaron, Tefi, Steev, Wendy et Neptunia )
Переглядів 8 тис.2 роки тому
BATTLE DE GAGES - Malala Sisters ( Ft Aaron, Tefi, Steev, Wendy et Neptunia )
IZA NO SAFIDIKO (Felana) - Malala Sisters
Переглядів 1,1 тис.3 роки тому
IZA NO SAFIDIKO (Felana) - Malala Sisters
JEU D'EPELLATION - Malala Sisters
Переглядів 1,2 тис.3 роки тому
JEU D'EPELLATION - Malala Sisters
MEET UP 50K - Malala Sisters
Переглядів 6333 роки тому
MEET UP 50K - Malala Sisters
MIANATRA ATY IVELANY - Malala Sisters
Переглядів 5883 роки тому
MIANATRA ATY IVELANY - Malala Sisters
MIVERINA MAKA BACC - Malala Sisters
Переглядів 1,1 тис.3 роки тому
MIVERINA MAKA BACC - Malala Sisters