- 9
- 46 512
Takariva mafana an'i Mija Rasolo
Приєднався 15 тра 2019
TALK SHOW
Відео
TAKARIVA MAFANA DADAKELY
Переглядів 1,8 тис.5 років тому
I Dadakely jiolahy niova fo vahinitsika anio....
TAKARIVA MAFANA RY KALA VAZO
Переглядів 25 тис.5 років тому
Ny tarika RyKala Vazo no vahiny androany Miala tsiny raha toa ka tsy afaka niresaka betsaka loatra satria mbola tsapa fa mbola feno loatra ny fo HO AN'I MITCHOU Zarazarao
takariva mafana TANAMASOANDRO
Переглядів 12 тис.5 років тому
I Tanamasoandro no vahiny voalohany eto amin'ny Takariva Mafana hendriny vaovao..... Manasa antsika rehetra hizara izay.. Mijereva finaritra ohhh
Misaotra sy mankasitraka indrindra Tompoko 🎉🎉🎉❤❤❤❤, fa nafinaritra be🎉❤
Tsy heken ny baiboly fa tandremo
Elle a raison ça me plait
Ella a raison ça me plaît
Vanintsoa, mpilalao tantara ankafiziko indrindra ao amin RDB no tena alalako anao. COURAGE B nareo roa e
misaotra anareo roa vavy amin'ny fitiavana lehibe ho an'i namanareo tsapa eo @ interview na de feno alahelo aza. mahereza aky e ! mitomany miaraka aminareo eto ! tsy haiko zay holazaina. elle a beaucoup de chance de vous avoir eu comme amies !
Mija a, ny masonao reraka be. Mila ampy tory angamba na manao solomaso ohatran Tovo
Crg nrew mirahavav. Crg crg foan. Tohizo ilay mozika fa efa tsara ilay mozika. Mitchou lasa f tsara navelan mbula eo.
Ny tanana tsar b noh ny an ten vevav sad manaja ten iz ts mireare humble tsar
Bonjour, je suis fan de vous et je ne suis pas la seule car mes nièces qui sont métisses françaises thaïlandaises vous adorent. Chacune de nous on s'est dit que que l'on représente l'une de vous. Ma nièce a choisi d'être Michou et elle sait que Michou n'est plus là, elle en est triste et dit à tout le monde que son idole est morte. Certes aucune de mes nièces ne parlent malgaches mais elles aiment vos chansons surtout topi maso kely. Souvent elles réclament de voir vos vidéos. Voilà je tiens à vous dire que la musique n'a pas de frontières même si on ne parle pas la langue. Bonne continuation à vous Kala Vazo
Courage eee zay le fihainana tohizo le hira
Elle
D apenaro teny gasy e!! Ny anah 2 zanako métisses aussi mais ça parle MALAGASY FRANÇAIS, remarque iny
Association de soutien psychologique pour les filles et garçons trans ou homosexuel tena ilaina eto mada.
mahay mi animer enao enao ry mr Mija ,direct nefa mipetrapetraka tsara ilay resaka felicitation
Aiza i Balou? Toa tsy heno intsony?
Tena hafa kely ty fandaharana ty tsy nampoiziko, fa tsara sady ilaina, mankasitraka!
izy aloha otran matotra kokoa noho i edmond e
Mihaja sady mitaiza ty fandaharana ity..fa i Paolo resaka tanamasoandro ambohitrimanjaka antsoy fa mila olona toa azy mad5agasikara miaraka amy rRakotomalala Fleurys
Tsara be MIja ah.arahaba e..antsoy i Paolo hiresaka tanamasoandto
Mbôla manganoano vanintsoa 😭 Mafy izany ilaozan'ny namana izany
Mahereza alia ry izy roa
Mahereza ry izy roa
Za nahita film Tanamasoandro.iny (nalaza mintsy le therme oe iny v sipany ty)
Putain....je ne savais pas. Que j'avais de la repartie......
Courage nareo roa vavy. Fandalovany zanak'olombelona zany. Ary tsy irery izy any aminy tsy hita maso any fa miaraka amin'Andriamanitra. Courage foana😘
Etre un homme ou femme c est dans la tête🙃 n'importe quoi🙄 tu es née de sexe feminin ou sexe masculin !!!!! Aza de mitady prétexte bidon, assumes juste ta transformation c est tout !!!!!
Mahereza nareo 2vavy tsy irery ianareo fa mbola eto zahay mpankafy na tsy mahafeno ny banga aza
Misaotra Mija fa tena mahafinaritra be ny fandaharana a. Afak'andro mintsy zahay aty ampitandranomasina. Fa mba miangavy aza mba alaina atao vahiny i Zatia Rocher raha tsy te ho simba ny fandaharatsika. Misaotra tompoko
Mb mangatak an zatiah Mb hivahiny Eto haneo n heviny
Mafinaritra be le fadarana vo voalohany za no manaraka sy mijery
Mbola eto madagasikara isika fa réfa any andafy ianao miasa de mety tsara io.
Aoka zay ty fanasana trans ty raha azonao atao fa maharikoriko. Aza omena vahana le izy fa tsy mety .
Dia novaina ihany koa ve ny anaranao ,
oui
Mba mangataka an'i Zatia koa hasaina ao anaty ny fandaharana raha mba azo atao mankasitraka tena tia sy panaraka ny fandaharana 💐💐
Bjr Mija ? Tsara ny fandaharana fa misaotra mankasitraka .mba ireny mpitsabo ireny koa mba asaina .misaotra mialoha
Ary tsy fantara kosa an ,lay feo no mbola hita
ef tara kely za fa de mahereza nareo 2 , za avy n latsa dranomaso mahita anareo potrapotraka ,tongava ze irina ane nareo
Izao vao hitako ity chaine ity tena ontsa mahita azy roa fa tsyu aiko hoe maninona ary nasiana an'io interview io amiko aloha tsy tokony nanontaniana be izy roa satria tena mbola ory tsy tokony nasiana an'io mihitsy fa mamaoha fota-mandry fotsiny, mamaha ny efa nifatotra, sady tsy nisy fanontaniana akotrany momba an'i Michou
Trop émouvante !!! Courage nareo roa, tsara ilay hira ho azy #namanay ! Mirary soa ny tarika #RyKalaVazo dia miandry ny album hiaraha-hanomezam-boninahitra an'i #Mitchou
Mahafinaritr ranga ianw zoky mija an🤣
Tena mampihetsi-po ny zava-nitranga! Mampahery anareo roa vavy hatrany e! Tsy lasa lavitra izy fa eo an-tanana'ilay Ray tsitoha! tohizo hatrany ny vazo fa efa io no sonia sy diam-penina napetrany! Ataovy toy ny eo foana izy kanefa aza adino ny mibanjina ny ho avy satria ny fiainana dia mbola mitohy foana fa tsy mijanona eo! Manoroka mamibe anareo roa vavy mba hahazo hery sy fahasalamana hatrany!
Mahereza hatrany ,tohin'ilay efa nolazaiko t@ nahita ny clip nareo roa ,hoe ataovy toy ny lasa lavitra izy fa aza eritreretina ny fahafatesany .ny zavatra vitany tohizana .bon courage e.vanitsoa a mahay milalao tantara ianao ao @ radio fa tohizo foana fa aza atao sakana ny tsy maha eo azy intsony
Tsy mety ny saiko fa latsaka foana ny ranomasoko mijery any ito fandaharana ito mandram pihaona akia an😭😭😭
Fa manambady ve zany io olona io
😭😭😭😭😔😔😔😔😔
😩😩😩😍😍😍
mirary soa ho azy fa hendry sy manaja tena izy sady manam pahaizana: tiako ilay fiteniny hoe :mahafinaritra ny miaina fa tsy ny fiainako no mahafinaritra
Jesosy hameno ny banga eo aminareo ry izy roa vavy Izy .Mahereza hatrany .
Mahafinaritra anisany mpamonjy atelier de chanson tao am aft za ary nahita an i #jane mankasitraka e saingy tsy misy intsony lay atelier amzao fotoana izao mankasitraka am fandaharana e fa mba asiana fijoroana vavolombelona kely lay izy am fiaianany lay vahiny e dia mahafinaritra e misaotra aty Rennes France misaotra
i guess Im pretty randomly asking but does anybody know a good website to stream newly released movies online?
@Ramon Travis Flixportal
@Soren Langston Thanks, I signed up and it seems like they got a lot of movies there =) I really appreciate it!
@Ramon Travis glad I could help :)
Courage ry izy roa mafy zany miaraka aman'aina Andriamanitra hitantana ny dianareo sy ny kanto mbola ho ataonareo roa
Tsara be. Sady manajatena be izy fa ts otranle 1 adala be ry. Iangavina enao ry fanitsanana mba ijery anty azafady anamboaranao an io toetranao io a. Jereo ny olona sarimbavy otranao tony mahay manaja tena tsara fa ts ötranao mitsondratsondrana be io. Merci Mija a.
Hita oa iZatia sady be zest no mirehareha fa mpanambola ,Mija a ataovy face a face izy roa
Tena mahavaky fo. Surtout maita an i Vanintsoa be ranomaso kely. Courage nareo 2 vavy, toizo hatrany ny mozika ho fahatsiarovana azy. MAEREZA FA NY TOMPO TSY MANDAO
courage ky nareo roa
Douloureux et émouvant moment pour tous. Toutes mes profondes condoléances aux siens et á tous ceux qui l'aiment. Merci Mitchou á tous ces charmes et ces ambiances...tu nous manque déjá et va nous manquer pour toujours....peut ětre un de ces jours on va se revoir lá bas oú tu es parti...sniiif sniiiif. courage les filles. Merci á vous deux pous cette émouvante et trop belle chanson á son hommage...sůrment elle nous restera fixée á nos coeurs. Merci pour tout....sniiif. Que la paix soit á som ame...je vous ador les filles ♥♥♥♥...souhaitons qu'elle trouvera son repos et la paix éternelle.
Ndriiii b ranomaso kely Vanintsoa courage à vous deux d tohizo fona NY kanto e!❤
Otrana za ts mahalala fa mahalahelo zao za vo mahita an'ity fandaharana ity fa tena mbola mirotsaka ny ranomasoko e,mahereza aki nareo e!