tiavina harilala fabrice rabenasolo
tiavina harilala fabrice rabenasolo
  • 7
  • 322 334
TARIKA FILAH hazo boboka
TARIKA FILAH hazo boboka
Переглядів: 188 537

Відео

afabaraka nantenaina
Переглядів 21 тис.11 років тому
afabaraka nantenaina
MAMOLAVA NABAOH
Переглядів 22 тис.11 років тому
MAMOLAVA NABAOH
5x5 iarinala
Переглядів 23 тис.11 років тому
5x5 iarinala
Fascination Tsy maintsy tongako any ianao
Переглядів 55 тис.11 років тому
Fascination Tsy maintsy tongako any ianao
ady ny fiainana TIF A TIF
Переглядів 13 тис.11 років тому
ady ny fiainana TIF A TIF

КОМЕНТАРІ

  • @albertrazafindrakoto9600
    @albertrazafindrakoto9600 2 дні тому

    Hay ve isé ity Raymond ka artiste e! Foiny isika classe de seconde tamin'ny 1985 tao amin'ny Saint Joseph Mahamasina ireny dia karaté no nampiavaka an'isé. Na izany aza misaotra fa tsara ny hira.

  • @FitiavanaMael
    @FitiavanaMael 6 днів тому

    Zany ka tena oe kanto

  • @FaniryAndrianavalonome
    @FaniryAndrianavalonome Місяць тому

    2024

  • @MaolidaBenjamin-y7d
    @MaolidaBenjamin-y7d 2 місяці тому

    Merc ! mamy bastaha ok❤❤

  • @andrymortel1027
    @andrymortel1027 4 місяці тому

    Merci

  • @SoloherinirinaPrincia-gj6wb
    @SoloherinirinaPrincia-gj6wb 4 місяці тому

    2024😊

  • @ainarajaonarivelo6134
    @ainarajaonarivelo6134 4 місяці тому

    Année 2002 itony no nalaza?

  • @andriamiaranarivomahery6169
    @andriamiaranarivomahery6169 4 місяці тому

    Tsy misy marika hamantarana fa mahantra aho Ka mety hisompatra ny dia

  • @randrianarisoasantanjanaha2537
    @randrianarisoasantanjanaha2537 10 місяців тому

    Kanto e

  • @AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr
    @AinaArahinjakaLovaArilan-zv9fr 11 місяців тому

    Henoiko matetika🙏🙏👍👍💪💪💪💯tsara loatra 🎉💌

  • @MendrikaLavorary-gp9lr
    @MendrikaLavorary-gp9lr Рік тому

    ❤❤❤❤

  • @ramenjanaharymarieannick9978

    Ndriiii 💓

  • @ramenjanaharymarieannick9978

    Mbola mihaino hatramin'izao 😁💓

  • @JBRandria
    @JBRandria Рік тому

    👏👏👏

  • @manitraramiadanary2283
    @manitraramiadanary2283 Рік тому

    2023 fa mbola kanto foana eh

  • @agnesramangalahy3395
    @agnesramangalahy3395 Рік тому

    Androany aho vao nanaraka ny tonony kay tena tsara fa ilay mélodie foana sy ny refrain no mba haiko izay ela izay Mankasitraka

  • @josephrafalimanana6766
    @josephrafalimanana6766 Рік тому

    ee! mahatsiaro ny fahazazana za zany maheno ity hira ity sady mbola tsisy telephone tamin'izany fa taratasy no hifampiresahana. matsiro ery ny fiainana tamin'izany rankizy a!!!

  • @halokuwait5769
    @halokuwait5769 2 роки тому

    😍😍😍🤣🙏tiko misy lesona be👍👍💪💪💪💪💪🇰🇼🇰🇼🇰🇼ka avy aty kuwait e💖

  • @ravoramarozatovo5237
    @ravoramarozatovo5237 2 роки тому

    💕💕💕💕

  • @rafidisonnomenjanahary6464
    @rafidisonnomenjanahary6464 2 роки тому

    2022 mbola eto fona❤❤❤❤❤🌹

  • @nirinaramangasalama3265
    @nirinaramangasalama3265 2 роки тому

    Mankasitra. Tena tsara. :-)

  • @tojoherylazz910
    @tojoherylazz910 2 роки тому

    ndrii, Ahatsiarovako anlay olona ray zay ty hira ity ,,,, merci

  • @bakolinirinafanjahortensia8054
    @bakolinirinafanjahortensia8054 2 роки тому

    Ahatsiarovana ny fahazazana

  • @coulimanantsoa70tana
    @coulimanantsoa70tana 2 роки тому

    Misaotra eh , Tsara tkou , tohizo fona hira Mitondra hafatra sy mifono anatra hoany tanora misy mihirahira fahatany @ zao 👍👍👍

  • @rjoolivier9876
    @rjoolivier9876 2 роки тому

    2021

  • @mamisoarajaonarivelo3138
    @mamisoarajaonarivelo3138 3 роки тому

    Tsara bé.Ahatsiarovako ny fahatanorako

  • @rrinar
    @rrinar 3 роки тому

    2021 😁😁😁

  • @raholiarimananalydia4175
    @raholiarimananalydia4175 3 роки тому

    Ndryyyyy hahatsiarovako anle anadahiko ty hira ty, tsy afaka ao am bavany io

  • @pamellamougin756
    @pamellamougin756 3 роки тому

    Misaotra e🥰

  • @havanarenciot6430
    @havanarenciot6430 3 роки тому

    Ndrii. Hira mpandeha t@ radio Farimbona t@ zany fotoana

  • @soahiantanarandria9659
    @soahiantanarandria9659 3 роки тому

    Ndriiii fahiny e

  • @saronahraz3648
    @saronahraz3648 4 роки тому

    Ts mety leo an ty hira ty mihnts za 😍mapatsiar n fahazazana

  • @olgamiray8845
    @olgamiray8845 4 роки тому

    Ndriii... ela zany an.. misaotra anareo.

  • @radomananamomota9445
    @radomananamomota9445 4 роки тому

    Mbola tsara fona

  • @narindrarasamimanana126
    @narindrarasamimanana126 4 роки тому

    Tsy misy marika hamantarana fa mahantra aho Ka mety hisompatra ny dia Tsy misy tandroka ny ratsy ka ho fantatrao Izay ao am-poko matokia Sarotra ny làlana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka tolory ahy izany tànanao F’ireny no hazo boboka Tsy misy ny nateraka hijaly mahonena Ka hangataka eny an-tsena Fa làlan'ny fiainana no miova hatrany hatrany F'izay tsy miezaka no ambany Maro ireo nametraka ny toky ho fanekena Izay tsy mafy orina Misaika dia lasa fa ianao ilaozany eo Dia ireo tsiriry vorona Sarotra ny fiainana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka tolory ahy ny takolakao F'izaho hanorokoroka Mangidy lavitry ny faty, ho mamy tian'ny vola Hanohy ny làlan'ny fitia Hifankatia isika ka hiaraka hidola Hifamela, hifanasoa Sarotra ny fiainana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka atolory ahy ny takolakao F'izaho hanorokoroka Sarotra ny lalana, malama sombinaina Tandremo sao midoboka Meteza ka tolory ahy izany tànanao F’ireny no hazo boboka

  • @mamykely35
    @mamykely35 4 роки тому

    ❤❤❤mahatsiarotsaro ny lasa Tiako foana ty hira ty 😘😘😘

  • @fhvvjbbfgvvccg1654
    @fhvvjbbfgvvccg1654 4 роки тому

    Hita eo ny fikanao amizao ianao nahazo seza zao

  • @sarahnanie2290
    @sarahnanie2290 4 роки тому

    2020 ✋✋✋✋

  • @andryrandriamihaja1421
    @andryrandriamihaja1421 4 роки тому

    mankasitrak e

  • @jeanpatriceramanandraitsio5761
    @jeanpatriceramanandraitsio5761 4 роки тому

    mbola hafa ihany e

  • @thierryaugusteandriamangan4998
    @thierryaugusteandriamangan4998 5 років тому

    Ten ankafiziko,hira fanaoko s'y zay zokiko zay fon fahazaza

  • @ratsitoleo572
    @ratsitoleo572 5 років тому

    Tiko fona

  • @ndremanjatodt7966
    @ndremanjatodt7966 5 років тому

    tsara rangah ilay melodie an

  • @lantoratsida9533
    @lantoratsida9533 5 років тому

    efa nantsoiko ny num, mbola mandeha tsara. Mino fa ho tafahaona tsy ho ela ry zalahy a

  • @thierryandriamiandrisoa4170
    @thierryandriamiandrisoa4170 5 років тому

    mbola tiako foana na dia efa mandeha ny taona eh, 2019-aout

  • @chebliyoussouf3921
    @chebliyoussouf3921 5 років тому

    2019 mbola ato aa

  • @sidoniejuster9119
    @sidoniejuster9119 5 років тому

    mankasitraka indrindra Tompoko

  • @marius7151
    @marius7151 5 років тому

    Mbola tiako hatramzao e, mlay le vazo 2019

  • @dialisoafifalina1719
    @dialisoafifalina1719 5 років тому

    Mankasitrake tena efa ela nitediavako anio hirio fa zao vo itako 👍💖

  • @yvsparym1673
    @yvsparym1673 5 років тому

    Ndryyy hatsiarovako ny fahiny