- 18
- 238 217
Vonjisoa Rafidimaharo
Приєднався 29 вер 2016
Karaoke gasy - Dadah - Maso mifanojo - Ravonjy
Maso mifanojo tokoa matetika dia mety manova tanteraka ny fiainam-pitiavan'ny tsirairay. Misaotra an'i Dadah Rabel tamin'ity hira ity.
Переглядів: 1 883
Відео
Karaoke gasy - Mahaleo - Raha mba nanan'elatra - Ravonjy
Переглядів 29 тис.3 роки тому
Hira teny niainanay tokoa fony adolatsento. Isaorana indrindra ny tarika Mahaleo.
Karaoke gasy - Henri Ratsimbazafy - Fony aho - RaVonjy
Переглядів 3,2 тис.5 років тому
Tononkira tsotra nefa mavesa-danja, feon-kira tsara rindra. Misaotra anao "Dear Henri"
Karaoke Gasy - Mireille - Aiza izy izay - RaVonjy
Переглядів 19 тис.5 років тому
Mankasitraka an'i RainTse namorona sy nampihira ity hira ity tamin'ny feo kanton'i Mireille.
Mahaleo - Mimozà - Ravonjy
Переглядів 1,6 тис.5 років тому
Ialàna tsiny fa somary novaina kely araky ny aingam-panahy nandalo.
Mahaleo - Dadah - Andriamanitra Avo - Karaoke Gasy - Ravonjy
Переглядів 12 тис.6 років тому
Mora henoina ny hiran'i Dadah fa sarotra tendrena raha tena te-hanaraka ny fomba fitendriny. Santionany ity hira ity : Andriamanitra Avo
Lolo sy ny tariny - Ny andro fahiny - Karaoke Gasy - Ravonjy
Переглядів 1,6 тис.6 років тому
Hira Frantsay narafitry ny tarika Lolo sy ny tariny tamin'ny teny Gasy. Mahafinaritra
Karaoke gasy - Mahaleo - Rivotra
Переглядів 18 тис.6 років тому
Fomba iray namoahana fihetseham-po kanefa tsy manova betsaka loatra ny rafitra nitondran'i Raoul ilay hira. Misaotra azy
Nono - Ento aty - Karaoke Gasy - RaVonjy
Переглядів 51 тис.6 років тому
Nono - Mpanakanto nametraka anjara biriky lehibe teo amin'ny kolokanto Malagasy. Tsy hita an-tsehatra firy eto an-toerana kanefa manana hira maro mpankafy. Anisan'izany ity hira ity : Ento aty
Karaoke gasy - Levelo - Vokabary - Ravonjy
Переглядів 2,9 тис.6 років тому
Levelo - Artista mahafehy tsara ny tontolon,'ny ambanivolo sady mahay maneho izany amin'ny alàlan'ny aingam-panahy miavaka. Misaotra azy
Karaoke gasy - Lôlo sy ny tariny - Taiza ianao - RaVonjy
Переглядів 2,4 тис.6 років тому
Hiran'i Lôlo sy ny tariny tsy dia hitako loatra amin'ny Karaoke nefa be mpitia rehefa mijery "spectacle" Lôlo ny tena. Somary miova kely angamba eto ilay "style" nitendrena azy.
Karaoke gasy - Jérôme Randria - Feom-baliha fararano - Ravonjy
Переглядів 11 тис.6 років тому
Fahatsiarovana an'i zoky Jérôme Randria.
Karaoke gasy - Dama - Aza tomany - Ravonjy
Переглядів 3 тис.7 років тому
Fahatsiarovana an'ilay menaky ny aina lasa nitady ravin'ahitra any lavidavitra any.
Karaoke gasy T Voninavoko Itondray Ravonjy
Переглядів 4,7 тис.7 років тому
Hira tena manana gadona Malagasy anisan'ny ankafiziko. Misaotra an'i DadaGaby namorona azy.
Karaoke gasy - Tarika - Raitra - Ravonjy
Переглядів 43 тис.7 років тому
Fomba iray namoahana fihetseham-po ny hiran'ny tarika Tarika. Hira tena mavesa-danja amin'ny lafiny rehetra : hakanton'ny tonony, fampivadiana ny fitaovana nentin-drazana sy vahiny, gadona sarotra faritana, feon-kira mahafinaritra, sns... Ao daholo ny hery sy ny fitiavana avy amin'ny mpamorona. Misaotra ny tarika Tarika ary ialàna tsiny ny indro kelin'ny mpandrafitra fa tsy misy ohatry ny tena ...
Karaoke gasy - Lolo sy ny tariny - Lekoma - Ravonjy
Переглядів 6 тис.7 років тому
Karaoke gasy - Lolo sy ny tariny - Lekoma - Ravonjy
Karaoke gasy - Telo Fangady - Gasikara Ravonjy
Переглядів 23 тис.7 років тому
Karaoke gasy - Telo Fangady - Gasikara Ravonjy
Karaoke gasy - Rija Ramanantoanina - Hafatra - Ravonjy
Переглядів 4,8 тис.7 років тому
Karaoke gasy - Rija Ramanantoanina - Hafatra - Ravonjy
Je pense un fils Vicky leandros
Soa loatra
Matsiroe,tohizo ranga fa tena tsara a
Mozika ao @ film " journal d'une baby sitter" 2008, faly ery maheno hira gasy anatina film ♡♡♡
Tsara, mahafinaritra Ravonjy a
💓
Merci namana a !
Tsara foana ny karaoke alefanao , misaotra e !
tsara eh! sao mba azo alàna le manaraka vocale?
kanto
Tena miaina fa msotra e
tsara hira sady misy heviny azo raisina
Nono ange prof de philo e!
Miaiky anao zahay Vonjy a! Misaotra e!
Zany ahay mba tena karaoke matotra. Misaotra betsaka Zoky a
MILAY EEEEE
Merci beaucoup, faites en plein d'autre c'est génial !!
base classika tsara tsika zany an ! sady misy fofona Latiino kely Milay e ! Merci !
Ao tsara e !
Merci Papa a !
Ravonjy mahay mitsy enw ah!
Tsara eh!