Henika Andriamiarimanana
Henika Andriamiarimanana
  • 8
  • 148 342
Androany aloha - Henika [VLOG Manakorà Tour]
🙏 Isak'izay manao fahagagana eo @ fiainako Andriamanitra dia miteny foana aho hoe mbola possible hisy lehibe noho ity intsony ve, fa mbola mahita mahagaga kokoa omena ahy foana Izy anefa.
T@ voalohan'ny taona 2024 aho no nangataka t@ Jesosy hoe te ahita an'izany Paris izany aho, dia nentiny tany aho alohan'ny hifaranan'ny taona. Ary satria mahafinaritra Azy foana ilay "mi-surprendre" manao mihoatra, dia tsy France ihany no nitondrany fa firenana hafa koa. 🥹
Ity vidéo ity no entiko hizarana aminao ny fifaliako tamin'ity fitahiana narotsany indray teo amin'ny fiainako ity, ny fifaliako niara-nanompo sy nifampizara tamin'ireto rahavavy sy anadahiko ao amin'ny Tompo ireto. 😍
Ny azoko lazaina dia tsara Andriamanitra, tena tia anao Izy, ary hanome anao izay irin'ny fonao koa Izy, tsy satria ianao mendrika, tsy satria ianao nanompo bebe kokoa, fa satria, ianao tena tiany loatra.
Merci Jésus ❤
Merci "Manakorà" ❤
#Manakorà #Androanyaloha #TsaraJesosy #grace #childofGod
Переглядів: 2 063

Відео

ANDROANY ALOHA - HENIKA - LYRICS VIDEOANDROANY ALOHA - HENIKA - LYRICS VIDEO
ANDROANY ALOHA - HENIKA - LYRICS VIDEO
Переглядів 94 тис.Місяць тому
📯"ANDROANY ALOHA" Ary amin'izany dia aza manahy ny amin'ny ampitso ianareo; fa ny ampitso hanahy ny azy... Matio 6 🙏 A/C : Henika Production : Haris Arrangement musical : Ish Tsara Lewis
iZAHO MAHALALA (clip officiel)iZAHO MAHALALA (clip officiel)
iZAHO MAHALALA (clip officiel)
Переглядів 44 тис.11 місяців тому
"Andriamanitra tsy mba olona ka handainga, na zanak'olombelona ka hanenina; moa efa nilaza Izy , ka tsy hefainy? Na efa niteny va Izy, ka tsy hotoviny? IZAHO MAHALALA Ny ahy ny Andriamanitro dia marina foana Raha misy lazainy na nampanantenainy Tsy maintsy ho ataony Na ho ela na ho aingana Amin’ny fotoany Na dia tsy hitan’ny masoko aza Izy miasa Na ela niandry aho tsy nisy nitranga Izaho mahala...
Jesosy Kapiteny // HenikaJesosy Kapiteny // Henika
Jesosy Kapiteny // Henika
Переглядів 744Рік тому
"Koa mahereza sy matanjaha; aza matahotra na mivadi-po, fa momba anao Jehovah Andriamanitrao amin'izay rehetra alehanao." Josoa 1:9
Mpandova // HenikaMpandova // Henika
Mpandova // Henika
Переглядів 7 тис.Рік тому
"Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an'Andriamanitra no mpiray lova amin'i Kristy koa" Rom 8:17
Hijanona eto aho // HenikaHijanona eto aho // Henika
Hijanona eto aho // Henika
Переглядів 691Рік тому
"Fa ny indray andro eo an-kianjanao dia tsara noho ny arivo" Salamo 84:10
Miantso anao // HenikaMiantso anao // Henika
Miantso anao // Henika
Переглядів 298Рік тому
"Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandondòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko." Apo 3: 20
Hitako Ianao // HenikaHitako Ianao // Henika
Hitako Ianao // Henika
Переглядів 376Рік тому
"Ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany." Isaia 45:11 Andriamanitra dia velona, ary mahita anao, tena mikarakara anao, tsy manadino anao izany fa efa manomana ny tsara indrindra ho anao.

КОМЕНТАРІ

  • @Ainarazafinarivo38
    @Ainarazafinarivo38 4 дні тому

    🎉🎉❤❤❤❤

  • @Tinahrinah-l2q
    @Tinahrinah-l2q 6 днів тому

    ❤❤❤❤

  • @onitianaramanampamonjy6313
    @onitianaramanampamonjy6313 6 днів тому

    🫶🏻🫶🏻❤️❤️❤️

  • @onitianaramanampamonjy6313
    @onitianaramanampamonjy6313 6 днів тому

    🕊️🕊️🤍🤍🤍🩵✨✨

  • @lovasoavonesoa
    @lovasoavonesoa 6 днів тому

    Voninahitra ho an'Andriamanitra . Nsoowww

  • @haris_rakkmusic
    @haris_rakkmusic 7 днів тому

    ✨✨✨✨✨✨✨✨

  • @JulieNorline
    @JulieNorline 8 днів тому

    ❤❤❤

  • @hortensiarandrianarivo0417
    @hortensiarandrianarivo0417 11 днів тому

    ❤❤❤❤❤❤❤

  • @haingomalalanjakasoa3911
    @haingomalalanjakasoa3911 11 днів тому

    Encore Merci bcp

  • @claudiarazanahoera3044
    @claudiarazanahoera3044 11 днів тому

    ❤❤❤❤Tena Waouh

  • @tianaericandriambolasoa8555
    @tianaericandriambolasoa8555 14 днів тому

    Ame👏🙌

  • @rahariniainaamanda
    @rahariniainaamanda 14 днів тому

    ❤❤❤❤❤

  • @andoniainatahiryraharijaon6645
    @andoniainatahiryraharijaon6645 15 днів тому

    Ny zavatra rehetra miara miasa ❤ Androany aloha dia MIDERA 🎉❤

  • @hobyrandria251
    @hobyrandria251 16 днів тому

    Ma famille et moi adorons la chanson.🎉🎉🎉🎉😊😀

  • @MichelRavalisoanandrasana-f5b
    @MichelRavalisoanandrasana-f5b 18 днів тому

    Tsara loatra

  • @lucianapayet2750
    @lucianapayet2750 21 день тому

    Henika 🔶 ANDROANY ALOHA 🔹 1- Raha hitanao hoe miramirana aho Tsy hoe tsisy raha manahirana aho Fa ilay Raiko ao ambony ao e Izy anie manapaka e Izao rehetra izao e Ka n’inon’inona hitranga e Ny zava-drehetra miara-miasa e Ny mahasoa no tadiaviny Inona ary no antony tsy hiderako e Refrain: Ka androany aloha dia Midera, midera, midera Androany aloha manitatra ny fanjakanao Ny ampitso hanahy ny azy e Fa androany aloha dia hidera Anao aho Jesosy ô 2- Izaho anie manana dada e Mamonjy ahy anaty ady e Mikarakara tsy mba reraka Mahavita ahy tanteraka Ary adidiny aho e Bridge: Asandratray Jesosy e Amin’ny avo indrindra Ny manda rehetra rava Mirodana Ary ny tendrombohitra mietry Mikisaka rehefa asandratray Jesosy, Jeso Misandrata Jesosy ô Misandrata Jesosy ô Misandrata Jesosy ô Misandrata Jesosy ô E, e, e, ooh

  • @axellerakotonomenjanahary9649
    @axellerakotonomenjanahary9649 22 дні тому

    Sao dia misy afaka mandefa tononkira écrit azafady tena tsara loatra ❤ Tahian Jesosy daholo Androany aloho midera isika 🎉

  • @mihantaranarivelo100
    @mihantaranarivelo100 25 днів тому

    Tsara loatra ❤

  • @raharimaminjatovosoadoreea4976
    @raharimaminjatovosoadoreea4976 Місяць тому

    Amen Be. Mifalia mandrakariva amin'ny Tompo ❤❤❤❤

  • @AdrienRak
    @AdrienRak Місяць тому

    AMEN🙏🔥,,, Mitomboa fahasoavana hatrany tompoko

  • @RuffinRanaivoson
    @RuffinRanaivoson Місяць тому

    Amen aleloia

  • @FifalianaRANDRIANARIVO
    @FifalianaRANDRIANARIVO Місяць тому

    En boucle depuis quelques jours déjà 🔥🔥🔥 tena feno hosotra

  • @SOLOFOLOGINOS
    @SOLOFOLOGINOS Місяць тому

    ❤❤❤❤❤❤j’adore 🎉🎉

  • @SOLOFOLOGINOS
    @SOLOFOLOGINOS Місяць тому

    Tsara be

  • @tolotraaristiderandrianand4859
    @tolotraaristiderandrianand4859 Місяць тому

    Marina mihintsy izany Jesosy ah

  • @Mendrika.Hajaina
    @Mendrika.Hajaina Місяць тому

    C'est pourquoi je vous dis: Ne vous inquiétez pas pour votre vie, de ce que vous mangerez ou boirez; ni pour votre corps, de quoi vous le vêtirez ( Mathieu 6) ❤

  • @TianaSolomalalaniaina
    @TianaSolomalalaniaina Місяць тому

    Tena ❤❤❤

  • @MasinaMelodies
    @MasinaMelodies Місяць тому

    📯ANDROANY ALOHA 📯 Version Instrumental ua-cam.com/video/7rhasWqUBfQ/v-deo.htmlsi=aZ_P0LyVnt_JxgfF ( By MasinaMelodies ☁)

  • @NDAGIJIMANAPACFIQUE
    @NDAGIJIMANAPACFIQUE Місяць тому

    ❤❤❤❤❤😂😂😂😂😂😂🎉🎉🎉🎉

  • @WebMadaGrace
    @WebMadaGrace Місяць тому

    Waouh, 😍 Tena tsara be ity hira ity Hita fiderana an Andriamanitra vaovao indray 🙏🙏🙏

  • @Raharimalalabodoharivolaangele
    @Raharimalalabodoharivolaangele Місяць тому

    Tiako be❤❤

  • @leaelisatrasoanirina7730
    @leaelisatrasoanirina7730 Місяць тому

    Amen , 🎉🎉🎉🎉🎉

  • @eliaravelo5430
    @eliaravelo5430 Місяць тому

    Amen! Ho Azy ny voninahitra! Misaotra Azy ary ny Fahasoavany hitoetra lalandava aminao sy ny Talentanao❤