- 5
- 1 091 038
oreez007
Приєднався 6 січ 2013
Відео
Njakatiana - Izao ré no izy
Переглядів 1,1 млн11 років тому
Ny Marina__TANORA SARONA by Carllimage (News Juin 2013)
Переглядів 97111 років тому
New clips Juin 2013 ©CARLLIMAGE
Hafatra lehibe hoan'ny firenena malagasy (part1)
Переглядів 5 тис.11 років тому
Soeur Fabiola Madagascar (part1) Messager de Dieu
Переглядів 31 тис.11 років тому
hafatra lehibe hoampitaina hoan'ny malagasy rehetra tsy ankanavaka -part 1 (ny antony nahatonga an'i Fabiola niakatra tany an-danitra) -part 2 (ny marina mahakasika ny fiainana any an-danitra sy ireo zava-misy eto ka tokony ialana) -part 3 (ny zava miafina nolazaina mahakasika ireo Pasitera sy ny Kristianina) la parite 3 ici ua-cam.com/video/eoKgIR4ztd0/v-deo.html
2024 ❤❤❤❤❤
Mpankafy hatrimin'izay ka hatramin'izao❤ efa ela anie no efa naniriko anao sady zaho nge tsy te hamitaka anao ❤izay ampanantenaiko re foiko ho anao😊❤❤Makasitraka NJAKATIANA!
2024 ❤
2024 ❤
Tena tiko lotra😢❤😢
tiako ity hira ity ❤❤
Tsara ❤
Mamiko loatra, mankasitraka Njakatiana
Izao ilay mahavoa ilay mijery video ,amoronan'ny olona film!
Tsy mino ny resakao zah , rah resaka nofy mahita an i jesosy dia efa maro angamby ny olona nanonofy azy fa tsy mirehareha @ tele , na zah t@ mbola kely (9 taona) aza efa nanofy azy tamin i zah narary b voan i fanintona de sitrana tampoka zah rehefa nifoa ary ny aretiko tsy niverina intsony atramin izao ,zany tsy midika hoe zah masina , zah ary b fahotana fa miezaka ny manao ny marina , sady tsy mitovy @ endrika tantaranao zany izy e. Mibebaha anao, aza mamorona juste te itarika olona ho katramona de mavandy b eo fotsiny.
Tsara be ! Araho tsara mou le tonony
Tsy nampoizinao ny androany Gaga kely angamba ianao Hoe misy famatorana ihany Izaho izao milaza aminao Zao re no izy,tiko ianao Tsy fahatokiana ahy 'ngamba tsisy Fa raha ianao,ianao mihintsy ianao Mitsiriritra aho hatramin'izao Namana tsotra tokoa Ny fiarahana hatramin'izay Ataoko fa tsy sarotra kooooooooooa Raha mba fitiavana indray,ka... Zao re no izy,tiko ianao Tsy fahatokiana ahy 'ngamba tsisy Fa raha ianao, ianao mihintsy ianao Mitsiriritra aho hatramin'izao Efa ela anie,no efa naniriko anao Sady izaho ange, tsy te hamitaka anao 'Zay hampanantenaiko re, foiko ho anao, Ho anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao Efa ela anie, no efa naniriko anao Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao 'Zay hampanantenaiko re, foiko ho anao, Ho anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao Tsy nampoizinao ny androany Gaga kely angamba ianao Hoe misy famatorana ihany Izaho izao milaza aminao Zao ré no izy,tena tiko ianao Tsy fahatokiana ahy 'ngamba tsisy Fa raha ianao,ianao mihintsy ianao Mitsiriritra aho hatramin'izao Hey Efa ela anie,no efa naniriko anao Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao 'Zay hampanantenaiko re, foiko ho anao, Ho anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao Efa ela anie,no efa naniriko anao Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao 'Zay hampanantenaiko re,foiko ho anao, Ho anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao (miv.hatram farany)
Zany n'y tena kanto
🥰🥰😍
tena makafy zay sy Claudio mihaino
Hummmmm tiko eee
IEM
Ijao fotsiny an, Hoy i Jesosy Mitandrema fa hisy j'esosy sadoka Hamitaka anareo, f aza mino hoy izy Rah misy miteny aminareo hoe atsy an'efitra izy de aza mino Ny zanaka olona dia ny maso rehetra no mahita azy
TIAKO 😃
😂 non non
fa ra zay tahotrao ve , izaho tsy hanimba anao. 💕💕💕
Like it.🎤😘
2021 mbola mihainu fôna ô
milay eh
2021 mbola miteny hatrany ny tononkira
Izy aloha tsara feo e
Tsy nampoizinao ny androany Gaga kely angamba ianao Hoe misy famatorana ihany Izaho izao milaza aminao Zao re no izy,tiko ianao Tsy fahatokiana ahy 'ngamba tsisy Fa raha ianao,ianao mihintsy ianao Mitsiriritra aho hatramin'izao Namana tsotra tokoa Ny fiarahana hatramin'izay Ataoko fa tsy sarotra kooooooooooa Raha mba fitiavana indray,ka... Zao re no izy,tiko ianao Tsy fahatokiana ahy 'ngamba tsisy Fa raha ianao, ianao mihintsy ianao Mitsiriritra aho hatramin'izao Efa ela anie,no efa naniriko anao Sady izaho ange, tsy te hamitaka anao 'Zay hampanantenaiko re, foiko ho anao, Ho anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao Efa ela anie, no efa naniriko anao Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao 'Zay hampanantenaiko re, foiko ho anao, Ho anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao Tsy nampoizinao ny androany Gaga kely angamba ianao Hoe misy famatorana ihany Izaho izao milaza aminao Zao ré no izy,tena tiko ianao Tsy fahatokiana ahy 'ngamba tsisy Fa raha ianao,ianao mihintsy ianao Mitsiriritra aho hatramin'izao Hey Efa ela anie,no efa naniriko anao Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao 'Zay hampanantenaiko re, foiko ho anao, Ho anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao Efa ela anie,no efa naniriko anao Sady izaho ange,tsy te hamitaka anao 'Zay hampanantenaiko re,foiko ho anao, Ho anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao Fa raha 'zay tahotrao very, 'zaho tsy hanimba anao (miv.hatram farany)
mpakafy hatramin'ny farany
tsara be j adore quelle epoque
tsara e
🥰🥰-2020 mbola mihaino
tiako loatra ty hira ty mampahatsiaro ny olotiako taloha
05/04/2020 🥰
2020 🥰
10 février 2020 😍😍😍♥️
Tena mitapy t'y sipa kay kle kkkkkkk
Miteniteny foana mitsy...
Ary t'y Kay ny zoky vavin'ny tantandraza 😂😂😂😂
izao re no izy, tena tiako ianao! tena norme b f mlay Njaka a
Kanto loatra😍😍😍😍
Izao re no izy..! Lafatra loatra io hira io. Mifono fahatsiarovana bdb
Ahatsiarovana ny hatanorana 👍
Iza no mbola mihaino ity hira ity toa ahy #09_2019 🥰
Isaky ny mahatsiaro
za ar mbola amzao 2020 zao an kanto hira fahiny
za koa mbola mihaino, 2020
2024❤
mankasitraka hatrany e !!
Efa ela anie no efa naniriako anao !
Olomasina ary ts mahita an izany lol
MAHAFINARITRA
milay
Tsara
Efa ela .anie no naniriko ano fa tsy sahy sao .....
2019 ❤❤😍