1991, fony mbola kirihtra tsara ambatobe, nanoratra an'ito hira ito aho ouais, 1991 , izaho ihany no mbola izaho
Efa nalefa ato @zay kay ty ra-Zo an, mlay eh, aleo ery ny lalana dia hitan'ny olona sa aona?Par ou par ou???,
Marina izan billdaps ah Misy mitady letsy elah a!
Ela no nitedavako anty vazo ity izay... mlay ee! Fahazazako
Milay lesany ...2004 isf mahamasina
vazo nenona t@zan mbola mijery mozika metaly sur (y)
mlay e! 👍👍👊👊 mba alatsao ato ko le NANOTA sy le MIHODINA s n sasany reny e
ieuh. ndraso fa alefako e
merci e!