- 29
- 286 906
Jean Michel Zanaka Sakalava
Приєднався 15 лют 2019
ANTSA SAKALAVA NY BOENY MITSINJO MARAMBITSY
Fandraisana olom-panjaka tao amin’ny Distrikan’i Mitsinjo Mahajanga tamin'ny Fomban-dRazana Sakalava Marambitsy Sanjangoatsy niarahana tamin'ny Tompokovavy MPANJAKA AMINA
Переглядів: 146
Відео
ANTSAKA SAKALAVA "BETSIKO" MITAMBATRA DADY MAMY
Переглядів 1,2 тис.4 місяці тому
Razan'ny Fanjakana BETSIOKA sy Marambitsy ary Zafin'ny Bala no hita eo amin'ny sary_sary nalaina tamin'ny HARAMANJAN'I LizaBemanangy ny NDRAMANAVAKARIVO Tsararano MAHAJANGA
ANTSAKA SAKALAVA LAMA___LAMA (Boeny Mahajanga)
Переглядів 3,9 тис.4 місяці тому
LAMA LAMA Fidiranarana Trano amin'ny fomba SAKALAVA# Saha miloloha ny Razan'ny Fanjakana aloha manaraka sy mankamasina ny fomba izay nampidiriny Vahiny eto amintsika dia tsara aloha manaja sy mankamasina nintena🤲🤲🤲🤲🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬
ANTSA NY SAKALAVA__ BOENY
Переглядів 1,6 тис.5 місяців тому
ANABORANO - MAROVOAY/Mahajanga source#LizaBemanangy ny Ndramanavakarivo Mahajanga, Antsa Sakalava Salegy Bahaosa. Vita Mahoulidi ny DADILAHY NDRANIKENDRAZA ANABORANO, tanana izay ny foronin'i NDRANIKENDRAZA ary nitondrany ny Fanjakany
ANTSA NY TROMBA SAKALAVA 2 |DADILAHY MCHEL KELY
Переглядів 1,6 тис.5 місяців тому
Source #BemanangyLIZA antsa enregistrement Mahoulidi ny DADILAHY NDRAMANAVAKARIVO ■■■| Mahajanga/BOENY ABATTOIR Marovato
ANTSA SAKALAVA_ NY BOENY [MAROVOAY]
Переглядів 2,2 тис.5 місяців тому
Boeny tsy vaky Volo ny antsika Fomban-dRazana tsy azo avela, mazotoa manompo antsika jiaby #DADILAHY MICHELY KELY SAKALAVA NY ANALALAVA, BEMIHISATRA tompony fa tsy Mindrana●●●□□□☆☆☆▪︎▪︎▪︎ #MAHAJANGA CAPITALE NY SAKALAVA BOENY/MAROVOAY
ANTSA SAKALAVA NY BOENY |MARINASY_2 &DADY MAMY
Переглядів 3,8 тис.Рік тому
Fomban-drazana Sakalava ny Boeny antsa▪︎ Jijy▪︎Bahosa▪︎ ▪︎▪︎▪︎▪︎▪︎▪︎▪︎▪︎▪︎▪︎▪︎▪︎▪︎ ●hoantsika ZANAKA SAKALAVA, masahia sarotiny ary Tazomo Mafy ny Fombantsika satria io ny maha Antsika ny Antsika!!... ●hoantsika izay Ampanompo Mpino ny Fomba SAKALAVA ♡♡♡♡♡♡♡♡♡ dia •Aza ataontsika Commerce hoetina hivelomana amin'ny fomba tsy amin'ny rariny ny Fomban-drazana izay arahintsika fa mety handrobaka a...
Antsa MARINASY_3 |SAKALAVA BOENY [Vaovao]
Переглядів 4,1 тис.Рік тому
TSIMANDRIMANDRY Revorevo Doany DADY MARODORIA 2013●NDRANASOSOKOARIVO.... Mpiantsa MARINASY dit ZAMAN-DRATSARA°°°°TSIVERIMANGA Sakalava ny Boeny Marovoay AMBALAVONDRO...... Ny Pub Dadilahy Michel kely [ MAJUNGA] aza Miala amin'ny Fomban-drazana antsika SAKALAVA
Antsa sakalava Boeny Zaman-dRady & Nesta | Fisomoagna BEVAVA
Переглядів 2,3 тис.2 роки тому
Antsa Sakalava NY Boeny Mahajanga Honore ZAMAN-DRADY• AMBALAVONDRO°°AMPIJOROA MAROVOAY NESTA • AMBALAMANGA°° AMBATOBOENY Fomban-drazana Sakalava ny Boeny........ BEVAVA ,LEHIBY, ZOKOLAHIN'I TAFA,Tsimihety avy MADIRO BE Tompo ny ANTANIVAKY ,rehareha ny ANTANDAVA (MADIRO BE Commune BEKORATSAKA)....MAMPIKONY
ANTSA SAKALAVA NY BOENY |MAROJOBY (Maroambitsy)
Переглядів 8 тис.2 роки тому
GROUPE MAROJOBY DOANY MIARINARIVO MAHAJANGA ■■■■■■■■■■■■■■■■■ •Antsa SAKALAVA ny BOENY MARAMBITSY •Dadilahy NDRANIKENDRAZA •Zaman'i FOUNDI •Dady Nenin'i MOANA - TSITAHIRINIARIVO •SAKALAVA SANDRANGOATY
ANTSA SAKALAVA ___ |Boeny - Fisomagna TSITOHERINARIVO
Переглядів 2,6 тис.2 роки тому
Antsa Sakalava NY BOENY Mahajanga..... NESTA _AMBATOBOENY °Ambalamanga ■■■■■■■■■■■■■■■ _Fisomagna TSITOHERINARIVO ●Lehilahy Marengarenga Zaman'ny MONDY\\ Zanaka ANKARA-BATO_ AMBATOBOENY...... ▪︎Tovolahiny BETSIOKO ▪︎Tsaikitsaiky NY MANGA MAJUNGA
ANTSA SAKALAVA NY BOENY | MAROJOBY (ANALALAVA)
Переглядів 19 тис.3 роки тому
FOMBAN-DRAZANA SAKALAVA NY BOENY ¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤¤ ■GROUPE MARIJOBY GOMA DOANY, MIARIANARIVO - MAHAJANGA - TSARARANO AMBONY.......... Lehilahy TABIBO loha ny TARIKA sady ACCORDÉON, M'GOMA, M'KÔRO •Avy ao ANALALAVA [ MAHAJANGA ] ●●●Région SOFIA MAHAJANGA●●● ☆ SAKALAVA BEMIHISATRA☆
ANTSA SAKALAVA NY BOENY BETSIKO |MARINASY_1
Переглядів 18 тис.3 роки тому
Antsa Sakalava ny Boeny MARINASY° ZAMAN-DRATSARA•••TSIVERIMANGA▪︎AMBALAVONDRO |MAROVOAY Mahajanga ○○○○○ DADY MAMY Accordéon TSIMIHETY ny MANDRITSARA••••Région SOFIA MAHAJANGA♡♡♡♡♡
Antsa SAKALAVA Diego GOMA AVARATRA (BRADE L'HOMME NOIRE)
Переглядів 34 тис.3 роки тому
Antsa GOMA Fomban-dRazana SAKALAVA Zafin'i FOTSY BRADE L'HOMME NOIRE GOMA#KOROLAHY#Accordeon DIEGO Antsa Maventy Aminy Behy aminy Kely
ANTSA SAKALAVA NY ANTAKARAGNA GOMA | MAGNONDRY
Переглядів 17 тис.3 роки тому
FOMBAN-DRAZANA SAKALAVA ZAFIN'I FOTSY •••GOMA - KÔROLAHY □BRADA L'OMME NOIR ACCORDÉON •Tsimihety •Avy ao ANTSOHIHY ( MAHAJANGA ) □□□Région SOFIA□□□
ANTSA SAKALAVA NY ANTAKARAGNA GOMA |RAVOAY AVARATRA
Переглядів 23 тис.3 роки тому
ANTSA SAKALAVA NY ANTAKARAGNA GOMA |RAVOAY AVARATRA
ANTSA SAKALAVA Diego GOMA __(ANTAN-DRANO)
Переглядів 12 тис.3 роки тому
ANTSA SAKALAVA Diego GOMA (ANTAN-DRANO)
Antsa Sakalava ny Boeny | NDRANIKENDRAZA
Переглядів 28 тис.3 роки тому
Antsa Sakalava ny Boeny | NDRANIKENDRAZA
ANTSA SAKALAVA NY BOENY |ZAMA-KELY - ZAMAN-DRGAGANARIVO
Переглядів 3,2 тис.3 роки тому
ANTSA SAKALAVA NY BOENY |ZAMA-KELY - ZAMAN-DRGAGANARIVO
ANTSA Sakalava Antan-Drano |Zafin'ny Fotsy
Переглядів 8 тис.3 роки тому
ANTSA Sakalava Antan-Drano |Zafin'ny Fotsy
ANTSA SAKALAVA NY BOENY |NDRANAVERINARIVO - ZAMA BEHY
Переглядів 11 тис.3 роки тому
ANTSA SAKALAVA NY BOENY |NDRANAVERINARIVO - ZAMA BEHY
ANTSA SAKALAVA NY BOENY |TSITOHERINARIVO
Переглядів 4,1 тис.3 роки тому
ANTSA SAKALAVA NY BOENY |TSITOHERINARIVO
Ts mety télécharger n blem
Tegna tsara marigny ra ty. #Ambilowbs
Iz ty m ts mety mis tohiny 😂❤
@@fajirafajirafajira6578 mbala tsendriky nisy tohiny ay 😀
Kwezy kwezy
Kwezy kwezi dadilahy
Kwezy kwezy
Tiako fahignana nakay eky araiky zegny Dada ai ❤❤❤❤
@@andrimanjakaalichariboana1005 tsara ndraiky kony izy zaigny ay ,mihezaka fo antsika samy agnamia ny tsara sy ny Maeva antsany Fomban-dRazana ntsika ty avako
@@jeanmichelzanakasakalava ma kasitra ano nizara
❤❤
❤
❤❤
Maiva le roa sanabavy Ralahikoeee 🫶🤜🤛
Antsika Jiaby ahazony Maeva Avako🤲
Kwezi Baba.... Ndreo Gama nao ❤❤❤❤
R.I.P😢 Marinasy sy Dady Mamy , Mpiantsa Marinasy Accordeon Dady Mamy, mipetraka ampo❤ nay mpanaraka🫂 fomban-drazana mandrakizay ny antsa navelanareo🙏🙏🙏🙏
Antsa ny Betsoko rano iray zany, ireo Miafy - Mianaka ,Miralahy - Mianabavy, tena tsara mankasitra e❤❤❤ efa vitsiana mpanao accordeon mahay izany raha amintsika Boeny eto
Mankasitra anareo🙏🙏🙏❤❤❤❤ Zay no tena antsa maha Sakalava ny Sakalava ny Boeny ,fa amin'ny zeo fotoana zeo io nazony zandry tafara lasa Goma fona na fa tromba behy mbola kahia amin'ny Goma fona.......
Marina voalazanao, le olo behy tena mahay fitendrena accordéon taloha efa tampitra lasa lasa fa i indrindra i Dady Mamy, célestin sns...
❤❤❤mandrosoa hasigny.
Antsika jiaby, ahazo ny Maeva🤲🤲
❤❤❤
Tsisy tohiny ma izy ty? Tatra marigny!!!🙂👍
Mbala tsendriky Misy tohiny zio
Fa tsisy hafa
Mbala tsendriky misy fa ka mahazo zao zio, fa postevako eto fo ka fa mahazo
C'est du lourd 👌🏾👌🏾👌🏾
❤❤❤❤
❤❤ mandrosoa hasigny éee
❤❤❤❤❤❤❤❤
Tanana nahitako masoandro tsy hadignako Nosy lava ANALALAVA
Alo ek
Mba tiako hay parole NY hira ze ay .tomagny antegna maharegny zegny merci dadilahy
Tiako zalahy antsa zany eee mandrosohasina
Très bien
Mandrosoha hasigny zandriko meva gama zegny leroaaaa
Merci dadilahy e
Tsisy Fisorana....
❤️❤️❤️❤️
Tsara eky antsa zany ain
Hhgģgģģffffggģfjjjjjjjğhhğfgfjjjjjģģu
Hfkglxkrl Figoyx'rk Orprpvsi Ifprlx Irpdo Kcmfpfm
Marahaba ❤️❤️❤️❤️
Ngoma ny aty êh 🥲
Merci aminaro jiaby fa afapo tanteraka eee
BOMMALAIS
23:40
Merci bcp androsohasigny atsika jiaby havakoo🥰
J'adore ❤❤❤❤
❤❤❤
👏👏👏👏👏 woy zawé
Bravo
Qu'est-ce qu'il raconte dans la chanson ?
😍😍😍😍😍💟💜💕💙tiako be
Pas mal le son " izi zegni dadilahy "
Je voudrais bien avoir la signification de la chanson Merci
Apprend la langue malagasy de l ethnie Sakalava
🥰🥰🥰🥰🥰🥰❤❤❤❤❤❤merci
Tiako be