- 7
- 86 900
Herinjaka Antonio RAKOTOARIVONY
France
Приєднався 11 лип 2014
Відео
Welcome : Kougar (old version)
Переглядів 3446 років тому
Daudet Rv 306 Tany fitsa
Переглядів 11 тис.7 років тому
Farakely : Dama & Erick manana
Переглядів 23 тис.8 років тому
Nofiko : Rija Ramanantoanina
Переглядів 3,2 тис.9 років тому
Inty ny foko : Mahaleo
Переглядів 29 тис.9 років тому
Hiara hiakatra sa hiara hidina : Mahaleo
Переглядів 19 тис.9 років тому
23 avril 2024 16:39 a Farafangana Madagascar.
Ahatiarova raha maro
Izany ny tena vazo, ary tsy tontan'ny ela! Mankasitraka eh
Mantap versi yang ini bagus sekali. Apalagi ada sentuhan harmonica bang Erick.
,❤️
Tiako ty
Tsy ho alahelo no entinao mielo Amin’ny oram-batravatra e Na ho tanam-polo no entinao mijoro Amin'ny oram-batravatra e Ity ny foko mamoha varavaravana Ao anatiny ao, tsara hialokalofana Tsy ho hetaheta no entinao misetra Ny hainandro be migaingaina e Na ho tany mahamay no ho diavinao indray Amin’ny hainandro be migaingaina e Ity ny foko, mitondra alokaloka Ao anatiny ao mamelombelon’aina Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana Be ny olona no very tsy mahita hitarainana Na izany aza no manjo Dia mbola manana ny toerany ny fo (Ny fo x3). Tsy ho hakiviana no entina hamakiana Ny alim-be maizi-kitroka e Na ho fahatahorana no entina hisalorana Amin’ny alim-be maizin-kitroka e Ity ny foko, mitsilo ny lalana Ao anaty ao, misy jiro manazava Tsy mba ho taraina no entinao miaina Ny rivo-mahery mifofofofo e Na ho fandosirana no entina hidovirana Ny rivo-mahery mifofofofo e Ity ny foko, manolotra tanana Ao anatiny ao, misy azo hamaharana Mahery dia mahery ny onjan’ny fiainana (2) Be ny olona no very tsy mahita hitarainana Na izany aza no manjo hummmm Dia mbola manana ny toerany ny fo (Ny fo x3). Ity ny foko, mivoa midanadana Ao anatiny ao, Mandry fahalemana Ity ny foko, mivoa midanadana Mandrosoa ianao, ka mandraisa toerana
tsara! misaotra ô!
tsara! misaotra ô!
merci @le vazo ledada a!! ;)
merci tonton dama milay be le vazo mahatsiaro zay tatara zahay safidiko izy fa tsy anajarako
Henjana le guitaren'i Dama 👍
Trop bien !
Miaky aho Dama a
Mankasitraka fa tena tsara 💗
Il était une fois mahaleo MILAY ry zalahy ah n'y vazo mijanona foana ho n'y taranaka àmampara aty aorina
ca va lesy mbady iee fa tena fa tsiarovana,vitsy ny ilina manana anio @ zao!!!!
FAHATSIAROVANA...
Ca va lesy ty le
Niara niakatra sady niara nidina t@ tarika ny fahatanoranay
MILAY BE LE VAZO ! !!!SUR DAMA !!!!
Bonjour, Za mitady an'iho CD iho fa tsy mahita mihintsy! Saode mba azo apetraka eto ny hira afa?? Na mba teneno zay hoe aizo no mba afaka mividy an'iho eee Merci d'avance
Tena milay le hira eee! Makasitraka e
tiako ty hira ty, misaotra nizara efa ela nitadiavako azy ty, tena mahay mitendry zareo