- 2
- 208 463
vloggasy
France
Приєднався 27 сер 2012
Fiainana izany | Voahangy (lyrics)
Fiainana izany - Voahangy
Tonon-kira:
Ny saiko adala, tsy mety mino
Tsy mety mino, fa tsy ho hita intsony ianao
Feno alahelo, vonton-dranomaso
Miaina izao, ora farany eto izao
Na tsy hino aza, na tsy hiaiky
Tsy maintsy aleha, izao làlanao izao
Izany ihany anie, no hananan-kery
Mifarana eo, ny tantaram-piainanao.
Miverina ato an-tsaina
Ireo adiady izay natao
Mitaraindraina
Ilay mozikanao
Miverena hoy aho
Raha mbola azo atao
Fa foana babangoana
Ny toeranao
Satriko ihany, ho eto ianao
Nefa indrisy, ts’isy intsony azo atao
Mino anefa aho, f’any andro iray
Izaho sy ianao, mbola hifankahita indray
Marina fa hoe
Efa voasoratra hatrizay
Vahiny isika, mandalo dia izay
Mbola hody ho vovon-tany
Hanaraka azy ihany
Mafy anefa dia tsy maintsy
Fiainana izany
Mbola hody ho vovon-tany
Hanaraka azy ihany
Tsy azo hidifina mantsy
Fiainana izany
Mandria am-piadanana ireo efa lasa rehetra.
Mandria am-piadanana Dada Tiako. Mbola tsy mety mionona ny fon'ity zanakao kamboty :'(
Tonon-kira:
Ny saiko adala, tsy mety mino
Tsy mety mino, fa tsy ho hita intsony ianao
Feno alahelo, vonton-dranomaso
Miaina izao, ora farany eto izao
Na tsy hino aza, na tsy hiaiky
Tsy maintsy aleha, izao làlanao izao
Izany ihany anie, no hananan-kery
Mifarana eo, ny tantaram-piainanao.
Miverina ato an-tsaina
Ireo adiady izay natao
Mitaraindraina
Ilay mozikanao
Miverena hoy aho
Raha mbola azo atao
Fa foana babangoana
Ny toeranao
Satriko ihany, ho eto ianao
Nefa indrisy, ts’isy intsony azo atao
Mino anefa aho, f’any andro iray
Izaho sy ianao, mbola hifankahita indray
Marina fa hoe
Efa voasoratra hatrizay
Vahiny isika, mandalo dia izay
Mbola hody ho vovon-tany
Hanaraka azy ihany
Mafy anefa dia tsy maintsy
Fiainana izany
Mbola hody ho vovon-tany
Hanaraka azy ihany
Tsy azo hidifina mantsy
Fiainana izany
Mandria am-piadanana ireo efa lasa rehetra.
Mandria am-piadanana Dada Tiako. Mbola tsy mety mionona ny fon'ity zanakao kamboty :'(
Переглядів: 130 028
Відео
Tokim-panompoana | Ampifitia (Lyrics)
Переглядів 78 тис.10 років тому
Tonon-kira 1- Raiko ô, izaho misaotra Anao Fa mba nofidianao ho mpiasanao Ka na dia tsy mendrika aza aho Nomenao anjara hanao ny asanao. Z’inona aho Andriamanitro ô Z’inona moa aho no mba tinendrinao Mpanota aho tsy mendrika tokoa Nefa indro fa toloranao ny soa Refrain : Ka ambarako eto izao Ny fahafoizan-tenako hanompo Anao Raiko Tsy handrarak’ilo mby an-doha Fa tena hanao ny asanao tokoa. Na ...
Driiii ❤
Ndryyy, ilay anadahiko izay tena Tia anayyy
Satriko ho eto ianareo nefa indrisy tsisy intsony ny azo atao😢😢😭😭
Repose en paix mon beau frère , je t'aime na dia tsy ho hitako tsony aza elah 😭😭😭😭
Mandria ampiadanana vady Malalako 😢😢
tsy mety mino fa tsy ho hita intsony ianao...........satriko ihany,ho eto ianao........mandriam-piadanana dada,12/10/24
vao omaly dia omaly vao nahalala fa hai tena ira fanaovambeloma ty hira ty, tena mandona fo
Mandria ampiadanana zoky Malala😭😭😭 any les elah zay, tsaroako n fitiavan'lah anh ref mis mibed za d mitsangana ialah miaro ahy, veloma les Zoky a😭😭
Pour ma petite maman 😓😓😢💔elle est parti le 05/05/2024
Ndrii, mamanay t@ 15/08/2024
Mandriam piadanana mimy ah .io le hiranao tena tinao 😢😢😢😢
Na veloma zokiko tsy nifanaovantsika. Any zanakanao anaovany mamany zay tiany atao aminy 😭😭😭 Je t'aime grand frère Tu nous manques 💔💔 Fiainana izany 😭
Ndriii 😓 manganohano ihany isika mihaino ity hira ity😢 fiainana tokoa izany 😟
Joy kely , mino za fa one day we will sée again😭😭
Ndriiii mandriam piadanana Vady malalako ts foiko Ts hadinoko ianao na d nandao ahy aza mbola tiko fona2 ary ts hadinoko ianao Fidy malalako😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭😭
À la mémoire de ma maman adorée 😢😢, 14 toana izay no lasa izy fa mbl ts niverina foana 😢
ndriiii je suis tellement désolée de lire votre commentaire. mahereza re.
Mbola manofy anao foana aho hoe: mamihina anao, ary narary ianao de sitrana ary velona😢. Misy ny nenina 😢nefa tsy azoko iverenana intsony. Mandria am-piadanana zany dada malalako izany. Tiako ianao na dia tsy renao intsony aza izany😢 Lundi 22_02_21 vers 10h----18h maty ianao
courage namako a. lalam-piainana ilay izy, tsy maintsy zakaina. courage.
😭😭😭😭 repose zany havako izany 😭😭 tsy manadino enganie mba hiona indray andro any 😢😢
Repose en paix neniko.. Malahelo anao isan'andro ity zanakao
ndrii...Repose en paix Papa
Mandria ampiadanana vady malalako
Repose en paix mon amour 😢 vadiko tiako❤
Ndriii 🥺🥺🥺🥺🖤,tena mandona fo le hira
Mandria ampiadanana Santatra 🥺 Meilleure amie Sady zoky nanatratra❤️🥰 Jesosy anie hiahy anao foana 😅
Repose en paix ma sœur aimé, Angèle...
mama tu reposes en paix ☮️ ❤😢
Repose en paix ki mama a
Ndriiee.!!mandria ampiadanana zany Dadako malalako izany😭♥️
Gloire à Dieu tout puissant aleulleuia
😭🤍
any zay ianao zandry...zoky aty mahatsiaro malahelo ,mitomany matetika, mahatsiaro irery indraindray... .....................................................ekena fa zay no lahatra nefa tsy foy Ampoko mandrakizay Nomena. Zoky et ta nièce Kaliana
Tiako dry Neny, tiako foana❤
🖤
❤
Reposes en paix chère mère
Ta chanson préférée Mom ❤, tu resteras toujours dans mon cœur. 05/05/22 Repose en paix Mom 😭
Bon courage
soa fa teo Voahangy manamaivana alahelo ,mba handry am-piadanana zay DadaGérard malalako zay!!!!!
Repose en paix zandriko tiako Tsy maty ao ampo ndry je t'aime tout mon cœur tojonirina 😭🖤 04/09 / 2022 😭😭
Mahereza indrindra tompoko🙏
Mampalatsa-dranomaso ity hira ty, malahelo anao aho dada sy zoky malalako 😭😭😭
mahereza namana a mahereza indrinda
Cc enao mitovy tsika koa mahereza Jesosy anie hameno ny banga amntsika s enao Mirary soa.hatrany ho anao
Rip papako sy zandriko malalanay ato ampo nay fona nareo 3 mianaka 😥😥💔
c'est tellement triste
Repose en paix Dada...
Puisse votre Dada reposer en paix et veiller sur vous, de parmi les étoiles
Eritreritra manokana ho an'ny Maman'ny namana iray. Lasa izy tsy nifanao veloma akory! Namela mamy. :'(
Merci
Tian'i mamako ity hira ity ary ahatsiarovako azy foana na any lavitra any aza izy❤️
zany ve? ho ela velona sy ho salama hatrany anie mamanao. hifankahita ampifaliana foana nareo mianaka.
Mandria am_piadanana Hasina zokiko sady dadatoako😭😭😭 Matsiaro ny adiady sy ny sangisangy ah Hasina a😭😭😭😭😭 Ny toetranao kizitinjitina, enao le bé vazivazy rhf mamomamo😭😭😭 na Mila vaniny @ ato an_trano😭😭 Tsy Mino ah e 😭😭😭😭 Notakely ilay notazainao t@ mbola kely😭😭😭
courage Notakely. mitrakà fa raha teo izy dia izay no nafarany anao. Mitrakà namako a
18/12/07 Tu nous a quittés papa,les années passent,mais t me manques ....qd je regarde le ciel,je ferme les yeux car pense que t es la parmi les étoiles qui brillent!
courage
Rest in peace mamasoa malalanay 🥀😖😔❤️
Mandria ampiadanana Tahina. Tsaroana lalandava ny fotoana niarahana sy ny hanihany tsikitsiky. 💔💔💔😭😭😭😭😭😭😭 Mbola hihaona Isika mirahalahy mianaka.
mahereza tompoko.
💔💔💔 fahatsiarovana sisa
🙏🙏