- 8
- 734 489
Raparison Christian
Приєднався 26 бер 2013
BIG MJ feat DJ GOUTY KADOUTSIKY By Boly Ratsimbahalimisafinal
BIG MJ feat DJ GOUTY KADOUTSIKY By Boly Ratsimbahalimisafinal
Переглядів: 1 484
Відео
JOSEPH D'AF MPANJAKAN'NY MPANJAKA By Boly Ratsimbahalimisa Clip Nouveauté 2017
Переглядів 131 тис.7 років тому
JOSEPH D'AF MPANJAKAN'NY MPANJAKA By Boly Ratsimbahalimisa Clip Nouveauté 2017
INTERPRETATIONS MEDLEY ANTSA AN'I KRISTY By Boly Ratsimbahalimisa FINAL YOUTUBE
Переглядів 111 тис.8 років тому
INTERPRETATIONS MEDLEY ANTSA AN'I KRISTY By Boly Ratsimbahalimisa FINAL UA-cam
Joseph d'Af Tompon'ny teny Farany By Boly Ratsimbahalimisa youtube 2
Переглядів 482 тис.8 років тому
Joseph d'Af Tompon'ny teny Farany By Boly Ratsimbahalimisa youtube 2
SLKA Fi FANAHY MASINA By Boly Ratsimbahalimisa full hd
Переглядів 2,5 тис.8 років тому
SLKA Fi FANAHY MASINA By Boly Ratsimbahalimisa full hd
ANTSA AN'I KRISTY Tsisy miala Aminao Jesosy By Boly Ratsimbahalimisa youtube
Переглядів 6 тис.9 років тому
ANTSA AN'I KRISTY Tsisy miala Aminao Jesosy By Boly Ratsimbahalimisa youtube
Misaotra ny tompo🥹💗
Misaotra ny tompo🥹💗
❤❤❤
Mizotra ho aiza ary isika izany...
Ok 😂
🕺
siiiiiii
Merci e, izy hiany toko no tompony teny farany ,fa atsk ny mandinika eee
zany Joseph d'af zany tsara foana, maniry izahay mba ho lasa lavitra amin'ny fanompoana toa an'i Rija Rasolondraibe ianao Joseph d'af
🔥🔥🔥😍
Milay be
Life is good when Jesus is life
Amen
Íjy oki 1
Mankasitraka feno . Tsara be.
Jesosy ambonin zava misy, IZY tompon teny farany. Amen ♥️♥️🙏
###############################################################################################################################################################################################
🙏Merci 👏👍
Merci è 👍👍😍
Merci e 👍👍🙏
Manaiky fa Jesosy no tompony teny farany
AMEN !!
Tompon 'ny teny farany Andriamanitra
Misaotra anao am.ny hira fiderana mahafinaritra sy mampahery 😚😙
taiko iranao aii joseph
Tompony teny farany ny tompo
Amen 🙏🙏🙏
❤
Andriamanitra no tompon' teny farany, marina zany🙏🙏
mamyyyyyy <3 <3
Amen!! Très belles interprétations
Marn zaneee
Congratulations from Brazilian church. God bless you!
i know it's kinda randomly asking but does anyone know a good website to watch new movies online ?
@Wayne Fabian I use flixzone. Just search on google for it =)
@Alejandro Gianni Yup, been watching on FlixZone for since april myself =)
@Alejandro Gianni Thanks, I signed up and it seems like they got a lot of movies there :) I appreciate it!
@Wayne Fabian Glad I could help xD
Loic 😂
Jesosy irery ihany no manokatra lalana
Very good
Izao tontolo izao nilaza fa tsisy azo atao Ny manodidina nilaza fa vita ny momba anao Fa jesosy irery iany tompony teny farany
Tena tsara ny hiranao ee,mankasitraka fa tena mpankafio zahay aty ,kowait,,,,,izy tokoa no tompony teny farany,,misaotree
mahafinaritra eeee
Mankahery @ tsara vitanao
Tena marina ee i jesosy irery iany no tompon'ny teny farany , mahareta atramny farany manao hira fiderana sy fanomezamboninahitra an'Andriamanitra e
Lay instru otran saka miaou zay tsy mety akotrizay mety
Ianao irery ihany Jesoa no tompon'ny teny farany a.
Mafinaritra be
❤❤❤❤ Amen
Tena tiako loatra ity hira ity ." Eny Tompo, Mpanjaka sy Filoha ny fiainako Ianao, Ianao irery no manana fahefana tanteraka eo amin'ny tontolony fiainako , Hosana ho Anao mandrakizay". Amen. Tena tsara loatra ilay hira. Mankasitraka indrindra tompoko. Mirary soa anareo.
bravoooo be. Aleloia aaaa
Eny Jesosy no tompon'ny teny farany!
mahery Jéhovah e!!
yes good...!
Tena Azy irery ihany tokoa ny Teny farany eo amin'ny fiainantsika an! Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany!