🎉❤🎉 Ndreto izahay, mitovy fo Vonona hiaraka ’Ndreo ry zalahy dia indreo koa aho Tsy hoe tonga lafatra Fa miombona, hiaraka haneho ILay fifankatiavana Amin’ireo namana Manasa anao mba hiaraka hifaly Hikorana aminay Raha tonga ianao dia izay no faniriana Efa hatrizay Manasa anao mba hiaraka hifaly Hikorana aminay Fiarahana, raha misy anao Ho soa tokoa fa tafaray Ndeha isika hilalao Ndao, zahay miandry anao Fa ry zalahy manantena tokoa Mandray anao tonga soa
iza no mbl mankafy @zao juillet 2019 zao e! fahatsiarovana b, ary tsy maints atao ref tafahaona ny bandy akama rht! tany@2005 any! kopatanana kel hoan mpianatra TL sy TS College Protestante Rasalama t@zany
2025 présente
❤🎉
2025 mbola ato zahay ee
2025 🥰
Mba asio cabaret e 2025 ❤
06 Novembre 2024, iza no mankafy? Sao dia mba manana ny hiran'ny r'Zalà ilay "Feno" ilay version misy ny feon'i Andry ?
Mbola eto foana
tiko e
2024
🎉❤🎉 Ndreto izahay, mitovy fo Vonona hiaraka ’Ndreo ry zalahy dia indreo koa aho Tsy hoe tonga lafatra Fa miombona, hiaraka haneho ILay fifankatiavana Amin’ireo namana Manasa anao mba hiaraka hifaly Hikorana aminay Raha tonga ianao dia izay no faniriana Efa hatrizay Manasa anao mba hiaraka hifaly Hikorana aminay Fiarahana, raha misy anao Ho soa tokoa fa tafaray Ndeha isika hilalao Ndao, zahay miandry anao Fa ry zalahy manantena tokoa Mandray anao tonga soa
Octobre 2023 Mbola misy mankafy ve,tsy lefy laza ity hira ity❤😊
Tsy mankaleo anah mitsy ity hira ity😊👐
Tsara be ilay fampiaraham-peo... 🥰
TIKO BÉ lé hira ...efa hatr@ izay .
Milay r'zalah !
Tsotrament fa troptsara.
tsara foana lay hira hatramin'izao
2022
I’SE KELLY 🥰🥰
2022 ❤️
Tena hira tsara🎼🎹💃🕺 Misaotra nizara 👍
Superbe musique🎼🎶Misaotra nizara 👍
mampahatsiaro ny fahazazana. Tsara loatra ❤ - 2022
Andry misy atovizana an'i popol tempo gaigy ah😄 Tsy ho loho mandrakizay ity hira ity👏🏽🥰
Tsy mankaleo mihitsy ity hira ity, tsara. Mankasitraka e❤
Marina izany 😀😀
Mankasitraka 😘🎤
❤️❤️❤️
cette chanson est bien faite, en 2021 je l'écoute encore...
Nostalgique😭😭 ndriii tam faazazako ee
juin 2021 iza mbola namako ato?
Juin 2021 tena mbola milay foana e , trop 💥😊♥️
2021?
Fa nankaiza e?
Tiako ity hira ity :) ary mbola mankafy tanterak ao 2021
Tena tsara rangah ty hira ty aaaa.
2021 janvier tsar eryyyyy
24 sept 2020 .... tsy adino ity hira ity
Aona ku t'y pataloha ngedabe ty
Aogositra 2020, aiza ry zalahy ireto zao e? Sao de mba tokony asiana comeback aorian'ny Confinement?
Ao ve eeee
Feo lesy zany r'zalà..iza no mbola mankafy?
Confinement COVID19 - 2020
2020 mbola mankafy
Mba aiza ara zao ry zareo reto!??
Otrany niasa taty nosy Maurice ny sasany, tsy aiko zareo raha bola aty manao fampisehoana zareo rehef misy fetu gasy iny aty
ndriii! 21 Janvier 2020, mbola mankafy fona e
Tsara lesy eh
Iza ko mbola namako mijery sy mihaino antony hira tony
Anio no nahafantarako ity tarika ity fa dia tena tiko daholo ny hirany.Tohizo ary maharetà!
Efa rava rzalah
tonga ah d tara <3 ... na ilay clip na ilay hira tsara daholo!! Tohizo zalah ah!! tiako lisany
iza no mbl mankafy @zao juillet 2019 zao e! fahatsiarovana b, ary tsy maints atao ref tafahaona ny bandy akama rht! tany@2005 any! kopatanana kel hoan mpianatra TL sy TS College Protestante Rasalama t@zany
6 septembre 2019
Za hihihihi