- 29
- 661 949
mena tompo
Приєднався 2 сер 2012
Відео
TDL (true direction life) - Tsy diso lalana
Переглядів 1 тис.8 років тому
TDL (true direction life) - Tsy diso lalana
TDL (true direction life) - Tsy hanan java mahory
Переглядів 2,7 тис.8 років тому
TDL (true direction life) - Tsy hanan java mahory
Tsy resy izany ianao NY ANTSO FIDERANA
Переглядів 88 тис.9 років тому
Tsy resy izany ianao NY ANTSO FIDERANA
Tsy misy miala maina NY ANTSO FIDERANA
Переглядів 13 тис.9 років тому
Tsy misy miala maina NY ANTSO FIDERANA
Jesosy no antsoiko NY ANTSO FIDERANA
Переглядів 9 тис.9 років тому
Jesosy no antsoiko NY ANTSO FIDERANA
Fonenana Tena Tsara NY ANTSO FIDERANA
Переглядів 3,2 тис.9 років тому
Fonenana Tena Tsara NY ANTSO FIDERANA
Andriamanitra manan karena NY ANTSO FIDERANA
Переглядів 33 тис.9 років тому
Andriamanitra manan karena NY ANTSO FIDERANA
Ny Antso Fiderana / Mahay oah Jesosy
Переглядів 16 тис.12 років тому
Ny Antso Fiderana / Mahay oah Jesosy
Raha mbola hisy koa ny farany / Anicet
Переглядів 52 тис.12 років тому
Raha mbola hisy koa ny farany / Anicet
❤❤❤
Miandry aho Jesosy, amen
Amen
Amen❤
Mankasitra mena tompo courage ry Malagasy a andao hiderany tompo
Tena tsy resy tokoa ny miaraka am jesosy mankasitraka e miorena am jesosy ry Malagasy Malala e
Tena oe tiako loatra ty hira ty. Tiako loatra ny Andriamanitro ❤
Jesosy ihany ka tsy hiala aminy 🎀🤎
Mankasitra an Anicet fa tena tsara be daholo ny hiranao. Miandry ny album manaraka fa tena mampahery tokoa ny hiranao
Amen
tsara be😍
mafinaritra be
16 décembre 2022 taigna namapahery zaho ity hira ty ♥️♥️❤️💕 isaoragna ny Amdriamanitra lehibe
Waouh j'aime bien cette chanson et la parole
Amen 🔥
Amen
❤❤❤❤
Amen 🙏❤️🙏 Misaotra Jesosy fa mampandresy anay hatrany Ianao ❤️❤️
Amen 🙏🙏🙏🙏
Fiderana tsisy karazegny! Allelouia ! Jesosy ny antsika hatramin'ny fariny!
💞💞💞💞💞♥️♥️♥️♥️Amen 💞🙏💞
Merci Anicet,kanto loatra ny hiranao dia mirary anao hahefa be hatrany @ fitoriana ankira izay htaonao,mankasitraka tompoko o!
🙏🙏🙏❤️
Tena mahay oah Jesosy misaotra
No
Tsara be ny hira io misaotra aminy fampaherezana deraina jesosy amennnnnnnn
TsaraB, mankasitraka
Mafinaritre be mihintsy ny hiranareo, faly izahay na aty france aza mahita anareo
VANGOA maré rahalahy
Tsara be, deraina Jehovah
Merci
Merci
Amazing voice
Tsara Loatra
Mahay oa Jsosy!
mitondra aimpanahy be ilay hira. Misaotra,
Tena Manankarena aho @ alalan'Ilay Andriamanitro , VONINAHITRA HO AZY IRERY IHANY
Taf nandih ek zh ai . Zay rah nilamign ai 😍😍
Tiko b lay hira; voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany Amen
Mankasitraka ny mihira sy ny Mpamorina fa mampieritreritra Tokoa @zao fotoana mahaizy izao! Isaorana ianareo orana soa!
Fotoana mahamay izao
Dila tiako ai na ny feo na ny gadona na ny parole fa mankasitraka feno homba anareo hatrany anie Jesosy mahery!
JESOSY Ô, MISAOTRA FA TSY DISO LÀLANA TOKOA AHO RAHA NISAFIDY ANAO AMEN
Ampafantaro ahy Jesoa o! fa mahantra nfanahiko.
Tiako ai 😍🙏
tena tsara le hira sady mampatonga saina be,tsara andriamanitra
Jesosyooo avia ato anatiko anw
amen! courage fa valimbavaka efa hoavy🙏😍😘
😂😂😂AZA ela JESOSY fa miandry anao izahay ontsa ny FOKO mihaino sy mahita ity HIRA ity😂
Amen Amen aleloia Mankasitraka indrindra e TSARA ny MIDERA ny TOMPO
Voninahitra anie hoan driamanitra irery ihan Amen 🙏