- 39
- 166 444
Heriniaina Eugene
Приєднався 17 лют 2019
Відео
Rado - Kisendrasendra
Переглядів 91Рік тому
Tononkalo nosoratan'i Rado tamin'ny taona 1965 tany Niantsa Hery vetso.serasera.org
Ankalazao ny Tompo - Avia ry Fanahy Masina ô, hameno ny fo
Переглядів 291Рік тому
Avia ry Fanahy Masina ô hameno ny fon'ireo mino anao (2) Areheto ao aminy ny afom-pitiavanao (2) Fa ianao no mampiray ao anatin'ny finoana iray (2) Ny fiteny rehetra manerana ny tany (2) Aleloia a, Aleloia! (2) Aleloia a, Aleloia! (2) (L) Ny foko midera ny Tompontsika, Ny saiko mifaly amin'Andriamanitra Noho izy Mpamonjy nitsinjo ahy 'Lay mpanompovaviny tsinontsinona. (V) Fa indro manomboka ank...
Fihirana Katolika - Ry Fanahy Masina avia midina
Переглядів 9 тис.Рік тому
Fiv Ry Fanahy Masina, avy e midìna ; avia midìna 1 - Ô ry Rain'ny ory, avia Mpizarazara soa, avia Ry mpanolo-tsaina, avia midìna. 2 - Ry Mpanambitamby, avia Ô ry soa indrindra, avia Ry Mpamelombelona, avia midìna. 3 - Mpanafaka alahelo, avia Ô ry Fahazavana, avia Ô ry Mpanamasina, avia midìna. 4 - Ô ry Mpanadio, avia Ô ry Mpankahery, avia Fanomezan-tsoa, avia midìna.
Fihirana Katolika - Ato amiko ny fanahy
Переглядів 9 тис.Рік тому
1. Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo, Fa nanosotra hitory vaovao mahafaly Amin'ny malahelo sy naniraka ahy Hankahery izay torotoro fo. Ampio aho, tantano am-pitiavana aho, Jesoa o. Fa raha ny heriko ihany dia ho kivy an-dalana aho Hanatontosa ny irakao no mamiko Fa omaly, anio ary mandrakizay Tsy miova ianao, Jesoa o. 2. Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo, Hitoriako fahafahana amin...
Ireo zava-baovao vetso.serasera.org
Переглядів 53Рік тому
Eto no hilazako ireo zava-baovao ao amin'ny site vetso.serasera.org misy ireo tononkalo malagasy maherin'ny 15500
Cedarf - Ny poeta
Переглядів 7Рік тому
Juste un poème en malgache que j'ai trouvé sur vetso.serasera.org et que j'ai lu. Ça parle des poètes :-)
Aina et Rotsy - Invincible (de Muse)
Переглядів 822 роки тому
Quand ils se rencontrent, ils chantent, et je les admire :-)
Aina - Dragonice de Sylvain Guinet
Переглядів 1112 роки тому
On commence à ajouter des nuances... plus de feeling. Pas seulement systématique (ou mécanique). Mais encore beaucoup à faire.
Takelaka Sarintava - Ny ao ambadika
Переглядів 182 роки тому
Fampisehoana tsotsotra fotsiny ny teknolojia miasa amin'ny site avatar.serasera.org
Tiako ny hiaraka aminao Jesoa - Orgue (Zoky Son)
Переглядів 7 тис.2 роки тому
Tiako ny hiaraka aminao Jesoa - Orgue (Zoky Son)
Andriananahary ô, mba tsinjovy - Hira katolika
Переглядів 5472 роки тому
Andriananahary ô, mba tsinjovy - Hira katolika
Tononkalo - Anatr'i dada - Faniriantsoa Razakamalala
Переглядів 2,3 тис.3 роки тому
Tononkalo - Anatr'i dada - Faniriantsoa Razakamalala
Famerenan-kira: Hira Katolika - Avia ry Jesoa avia
Переглядів 2143 роки тому
Famerenan-kira: Hira Katolika - Avia ry Jesoa avia
famerenan-kira: Tsy misalasala miantso anao hoe Rainay (tsy ofisialy)
Переглядів 2893 роки тому
famerenan-kira: Tsy misalasala miantso anao hoe Rainay (tsy ofisialy)
Application Fihirana Katolika (Android)
Переглядів 773 роки тому
Application Fihirana Katolika (Android)
Leaving the door open - Piano cover by Aina
Переглядів 743 роки тому
Leaving the door open - Piano cover by Aina
Nous venons vers toi, chercher ton pain - Mannick
Переглядів 1,5 тис.3 роки тому
Nous venons vers toi, chercher ton pain - Mannick
Dedesse - Omeo fo madio - Lyric Paroles
Переглядів 4,2 тис.3 роки тому
Dedesse - Omeo fo madio - Lyric Paroles
Ainampaniry Anjara Nivo - Sedrao (Tononkalo)
Переглядів 8263 роки тому
Ainampaniry Anjara Nivo - Sedrao (Tononkalo)
Merci Jésus ❤❤❤
Tena manaiky zoky Son a!!!! tsara e!!!!
Mafy ilay Sonn ka
.
Tsara ilay tononkira,,mandria ampiadanana Dedesse😢😢😢,Hira nipetraka ho tantara ,,,,Nad EF 2024 atsika Zao d tsara hatrany Ty Hira ty,mifono anatra
Joyeuses Pentecôte à tous 🏡🏠💒⛪🏡❤️ À Toi aussi Mon père (Père) Tarcis 🎶👏🙏❤ De DIEU. Que Dieu veille sur toi là-bas en Italie Mopera(Père) Prie pour Mada et le monde entier 🙏. Nous tous.💋💋💋
Hummmm grand souvenir du Père Tarcis,😭. Merci pour ta force spirituelle en guérissant toutes les Malgaches ainsi que les étrangers,qui sont venus,assister l'union de prières,de vouloir guérir.D'avoir confiance en Dieu, Seigneur Jésus-Christ guérit... Mes Saluts deSeigneur à Toi Père Tarcis, bienvenue chez ton pays Italie.Grandiose Merci. Tu nous manques. Dieu te bénisse abondamment ⛪🏡❤️ et te protège 🙏💋💋💒 Doris,,,
Bonne Pentecôte à tous 🏡🏠💒⛪🏡❤️🎶
👌👌😃
Cv
❤❤
Merci Dedessy - Bezara Ernest : "Omeo fo madio... Omeo fahamasinana... Fenoy fahamarinana... Omeo fahendrena... Omeo famonjena... Fenoy fahamasinana... Ny saiko ahitsio... Ny tsy finoako ravao... Oh ry be fitia... Omeo... Omeo... Omeo eh...🙏👍❤🥳
❤❤❤❤❤🎉🎉
👍
Misaotra mankasitraka indrindra Monseigneur 🙏🙏🙏
Bravo, Very Nice playing 👍
It's an honor for my son, Sir. Thank you
bravooooo Aina ❤️
Mankasitrak e!
mlay zandry a
Misaotra betsaka Monseigneure
AMEN
Tena mahay ny Akizy Gasy ❤️💖
🥰
Merci,,efa ela nitadiavako an ty hira ty,zao vo hita, Merci
Tena théologien rangaha ito RAD ito a
Tsara Jesosy sady mpanao ny Tsara. Yzy no Lalana sy fahamarinana ary Fiainana. Ary izy koa manafaka antsika @ Gejany Fahotana. Misaotra betsaka ny @ Fampianarana de Tahiny Jesosy o!
Misaotra antsika rehetra mpakafy ny toritenin ' I Monseigneur Pascal e
Fa ng Ts tononkalon Rabearivelo io azafad
Toa Rado io ka.
Mankasitra 🙏 ❤️ ❤️ misaotra betsaka
Misaotra betsaka Monseigneur 💖🙏
grazie sefo fa nahay lesona
Makasitraka mompera 🙏🙏🙏🙏❤
Misaotra fa tiko bé lay toriteny
mahaia🎄🎄🎄🎄🎄
Misaotra Rahery fa mazava. Mirary soa
Nsoooooo❤❤❤
Tohiza hatrany 🥰😓
Merci ! C'est mieux que bien ! Je m'abonne ! Merci beaucoup !
Fanirisoa, ça va ve ianao toa tsy manana vaovao efa ela eto aminy UA-cam naha eo aminy Facebook ny Tenanay ( à supposer ) Mankasitraka .
Mangataka raha ohatra ka azo atao mba avoaka youtube avokoa ireo fampianarana rehetra nataon'i Eveka Mpanampy
Isaorana anareo mamoaka ny toriteny. Angatahina mba avoaka UA-cam avokoa ireo toriteny nataon ' i Mgr Pascal nandritra ny confinement. Mankasitraka anareo mpikarakara. Ho tahian'ny Tompo hatrany
Mahafinaritra
Fleurette b fialonana tssss mseho ho mahay eo tssss mangina refa ts hihaino d aza enona a
Eo ianao no raisina, mbola tsy menatra hiany miteniteny foana, MARARY EEE
Misaotra fa manampy ny be ny toriteninao an misaotra an
Mankasitraka indrindra Mompera fa tena maraina ary mbola manantena
Ary lasa abonnés lay toriteny nefa tokony gratuit, mialantsiny
Mangataka mba hanao video isanteteky fa mampitombo finoana sy sakafompanahy ho antsika katolika ny famohazana toy izao ..mampahery ary mivavaka ho anao Mgr Enganie Andriamanitra hampitombo hatrany fahasoavany lehibe izay ao aminao .Misaotra
Tsara ny Rappel ! Mankasitraka
Merci beaucoup
Misaotra tompoko @ fanampiana ny malagasy @ recours. Marihina fa androany 13/12/2019 vao tafiditra aty amiko ny vidéo. Tsy mazava tsara ilay resaka filoha. I Atoa Sarkozy t@ izy teo @ fitondrana dia tsy azo tsaraina ( fa azo toriana). Ny fanontaniko : Andry Rajoel zany tsy hafaka tsaraina? Misaotra @ ho fanazavana.
Merci merci vita ny kolikoly
Izahay aty france mataotra refa tonga hao ivato aminy kolikoly
Rivo Rakoto marna mintsy zany ... j’y étais en octobre waaa j’étais angoissé tout au long de mes vacances... quand j’ai pris l’avion pour rentrer en France waa j’étais soulagé 😅... mada c’est plus ce que c’était dommage !!!