- 7
- 143 099
Mi Hash
Приєднався 7 чер 2011
Відео
RABEHASINA Gabriel na Gabhy "KINTAN'NY KANTO" nangonin'i Aina RAHERILALA
Переглядів 735Рік тому
Famintinana ny boky RABEHASINA Gabriel na Gabhy «Kintan'ny kanto» izay navoaka tamin'ny fomba ofisialy ny 02 Martsa 2023 lasa teo tao amin'ny tranom-bokim-pirenena Ampefiloha izay natrehan-dRamatoa Ministry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Lalatiana Andriantongarivo Rakotondrazafy. FR : Résumé du livre sur la vie de Gabriel Rabehasina ou Gabhy «Kintan'ny kanto» un des trois membres du groupe myth...
Ho an'i Gabhy - Medley 02 .....
Переглядів 23 тис.Рік тому
Fampiaraham-peon'ny Tarika Gabhy (Lizah Raseta, Michel Mpitendry) Tanora mpankafy (Nantenaina - Lanto - Tahiana), Bodo, Michel, Rivo Honorat, Gege Ramarokoto ary Antsa mpitendry.
Ho an'i Gabhy ... Ny hirahiranao
Переглядів 9 тис.Рік тому
Fampiaraham-peon'ireo tanora mpankafy (Lanto), Lizah Raseta, Michel & Antsa (mpitendry)
Ho an'i Gabhy ... Izao tontolo izao - Tarika Gabhy sy ireo tanora mpankafy azy.
Переглядів 8 тис.Рік тому
Fampiaraham-peon'i Lizah Raseta, Nantenaina, Tahiana, Michel, Bodo, Honorat, Gege, Michel&Antsa (Mpitendry) Mijere finaritra tompoko :)
Ho an'i Gabhy ... Andeha isika hody - Tanora mpankafy an'i Gabhy (Lanto&Tahiana)
Переглядів 5 тис.Рік тому
Ho an'i Gabhy ... Andeha isika hody - Tanora mpankafy an'i Gabhy (Lanto&Tahiana)
Ho an'i Gabhy ... Medley 1 - Tarika Gabhy - Tanora mpankafy - Faniry - Honorat
Переглядів 97 тис.Рік тому
Hira tambatra ho fahatsiarovana an'i Gabhy. Izay ahitana ny fampiaraham-peon'ny mpankafy an'i Gabhy (Lanto - Tahiana) Lizah Raseta, Faniry Raelison, Honorat, Gege Ramarokoto, Michel & Antsa mpitendry. Mihainoa finaritra tompoko ...
Misaotra Tompoko. Tena mahafinaritra,
@@ritsoka1998 mankasitraka tompoko 🥰🥰
👏👏👏👏👏
merci!
misaotra tompoko
bravo. merveilleuse chanson
🥰🥰🥰💕💕💕
magnifique chanson. merci
Otran'ny mandre an' i Tino Rossi ny feomangan' i Gégé
VICTOIRE RASOAMANARIVO
❤❤❤misaotra❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤❤
Mankasitraka tompoko
j'adore beaucoup
merci infiniment 💓💓
Je suis'nostalgique et ça me fais du bien de ecouter les'chanson de ma jeuneusse meri ❤😢
Merci bcp j adore ecouter❤❤😢😢
Je vous en prie
Merci bcp c est sur cette chanson que j ai choisis le prenom.de ma fille aînée Fanja❤❤❤❤❤❤❤
Je vous en prie
Bcp de souvenir surtout pour ma soeur aînée qui n est.plus de ce monde merci❤❤❤😢😢😢
Merci ❤❤❤😢
Resy lahatra ny tenako ry GEGE sy LIZA mampiara peo.TENA TAKATRAREO LAY FEO E.
Je pense a mes collegues quand je travaillais chez Vettex a Tsiadana Antananarivo merci❤❤❤❤❤😢
Merci de rechanter la chanson j adore merci❤❤❤❤
Je vous en prie ❤❤❤
Tena mahatsiaro n'y taloha e! Tsara an.
Mankasitraka tompoko
J adore ❤❤❤ merci
Tsara ny tononkira. Ny rindran'ny mozika koa tena mambabo. Mankasitraka nizara é
mankasitraka tompoko
otrany hoe feon i romule ny feon ilay lehilah mihira voalohany
tsara be
Mankasitraka tompoko
Mahafinaritra ❤
mankasitraka tompoko
Tean tsara e! tena tiako ny feon'i Gabhy. Raha mba azonareo atao ilay hirany hoe "Tsy anjarako ianao" dia atao amin'ny fomban'i Gabhy mihitsy! Mankasitraka Tompoko!
mankasitraka tompoko
Mankasitraka.
mankasitraka tompoko
Tena Kanto👌mampatsiahy an' i neny😢
Misaotra tompoko!
Mankasitraka tompoko
❤️🙏🎼🎶🎼🥰🤗🙏 Mankasitraka tompoko ❤️🥰 Kanto loatra 🇲🇬
Mankasitraka 🙏🙏🙏
Bravo !
misaotra tompoko, 🙏
👍
Malahelo ani papa s'y maman za zany Indrisy Tsy epntsony
Soa sy mendrika tokoa e !!!
mankasitraka tompoko
Mampanembona ny any aminay.
tsara be !
Tiako eee tsara be😍
mankasitraka tompoko
kanto loatra, tsara ny fiarahana eo amin'ny zokiny sy ny tanora, mahay mihira be daholo, mankasitraka nizara, ho ela velona anie ny fahatsiarovana an'i Gabhy.
Mankasitraka tompoko