Yves Ralay S
Yves Ralay S
  • 44
  • 28 108
Vente ART MALAGASY par la MKMB
PARTICIPONS à la récolte de fonds pour les œuvres soutenues par la MKMB (Mpiara-mivavaka Kristiana Malagasy eto Benelux)
MISAOTRA TOMPOKO.
Переглядів: 97

Відео

Antsa pentekosta 2021
Переглядів 1123 роки тому
Iarahantsika amin'ny Sampana Tanora Kristiana Ny Riampeo, FJKM Ziona Fanantenana Ambatobe I Korintiana 2 : 1 - 5
Prédication 27 09 2020 MKMB
Переглядів 273 роки тому
« La pierre rejetée est devenue la pierre d’angle » Mc 12 : 1-12 Pasteur Isabelle Detavernier
Jehovah ô jereo ! STK Ny Riampeo FJKM Ziona Fanantenana Ambatobe
Переглядів 1,4 тис.4 роки тому
« Andriamanitra vatolampiko, Izy no ialofako, Ampingako sy tandroko famonjena Izy ary fiarovana avo ho ahy sy fandosirako; Ry Mpamonjy ahy, mahafaka ahy amin'ny fampahoriana Hianao. » (2 Samoela 22:3)
"Ny fo itoeranao" STK Ny Riampeo FJKM Ziona Fanantenana Ambatobe
Переглядів 4494 роки тому
Fa sambatra aok’izany ny fo onenanao Heniky ny fiadanana Ahi-maitso no itsaharana, Ranon’aina no ivelomana Manan-tombo aho Ray fa manana anao Ka satriko itoeranao.
"Masoandronay" STK Ny Riampeo FJKM Ziona Fanantenana Ambatobe
Переглядів 2,7 тис.4 роки тому
"...tsy misy mahay manaiky hoe: Jesosy no Tompo, raha tsy amin’ ny Fanahy Masina." (I Korintiana 12 : 3b)
Antsa Pentekosta 2020 STK Ny Riampeo Ambatobe
Переглядів 4414 роки тому
“Andriamanitra Mahavelona sy Mahasitrana” “Fantaro ankehitriny fa Izaho dia Izaho no Izy, ka tsy misy andriamanitra eto amiko. Izaho no mahafaty sy mahavelona, ary Izaho no maharatra sy mahasitrana, ka tsy misy mahafaka amin’ny tanako ». Deoteronomia 32 : 39.
Ny tany zay diavinay.
Переглядів 4304 роки тому
hirain'ny Antokompihira Ny Avana MKMB Bruxelles Hiran'ny Maintimolaly 67ha (Toby Fanantenana) « Tsy hatahotra ny horohoro nony alina ianao, Na ny zana-tsipìka manidina nony andro, Na ny areti-mandringana mandeha amin'ny maizina, Na ny fandringanana mandripaka amin'ny mitataovovonana. Na dia hisy arivo aza lavo eo anilanao sy iray alina eo an-kavananao, Dia tsy hihatra aminao izany » (Salamo 91:...
Culte Belgo - Malagasy 24 mai 2020 sy ny Hafatry ny Mpandrindra
Переглядів 144 роки тому
Culte Belgo - Malagasy 24 mai 2020 sy ny Hafatry ny Mpandrindra
Hafatry ny "Coordinatrice" Mpandrindra ny MKMB
Переглядів 564 роки тому
Culte Belgo-Malagasy - 24 Mai 2020
Culte 26 Avril 2020 - Mpiara-mivavaka Kristiana MKMB.
Переглядів 1204 роки тому
Fanompoampivavahana isambolana, ifampaherezana, atolotry ny MKMB ho anao. Manasa anao hitsidika ny pejy Facebook mkmbBelgique Vavolombelon'ny fitsanganan ny Tompo ny mino. Mivavaha ka aza mitsahatra.
PASKA MKMB 12/04/2020 - VELONA JESOSY Tompoko o!
Переглядів 1754 роки тому
VELONA JESOSY Tompoko o! HALELOIA Ny Mpiara-mivavaka Kristiana Malagasy eto Benelux no manolotra ho anao ny Paska. Vavolombelon ny fitsanganan ny Tompo ny mino. Mivavaha ka aza mitsahatra. JESOA reharehako - FF 26 1- Tsy misy reharehako Afa-tsy Ianao, Jesosy ô ! Anao ny hery, Anao ny haja Sy voninahitra Ny fasana sy ny fiainan-tsy hita Indro efa resinao Izao tontolo izao dia nahita Fa efa nitsa...
Herinandro Masina 10 aprily 2020
Переглядів 544 роки тому
Ny MKMB no manolotra ho anao ny ifampaherezantsika ho amin ity Zoma Masina ity. Mivavaha ka aza mitsahatra. Manasa anao hitsidika ny Facebook ny MKMB mkmbBelgique/
Herinandro Masina 09 Aprily 2020
Переглядів 934 роки тому
Herinandro Masina 09 Aprily 2020
Herinandro Masina 08 aprily 2020 - MKMB
Переглядів 594 роки тому
Herinandro Masina 08 aprily 2020 - MKMB
Herinandro Masina 07 aprily 2020 - MKMB
Переглядів 334 роки тому
Herinandro Masina 07 aprily 2020 - MKMB
Herinandro Masina 6 aprily 2020 - MKMB
Переглядів 594 роки тому
Herinandro Masina 6 aprily 2020 - MKMB
Culte en ligne du 29 Mars 2020 MKMB
Переглядів 1704 роки тому
Culte en ligne du 29 Mars 2020 MKMB
MKMB 22 MARS 2020
Переглядів 1184 роки тому
MKMB 22 MARS 2020
Culte 31 mars 2019 MKMB
Переглядів 125 років тому
Culte 31 mars 2019 MKMB
Culte 24 février 2019 MKMB
Переглядів 125 років тому
Culte 24 février 2019 MKMB
Culte 30 décembre 2018 MKMB
Переглядів 235 років тому
Culte 30 décembre 2018 MKMB
Culte 25 novembre 2018 MKMB
Переглядів 155 років тому
Culte 25 novembre 2018 MKMB
Culte 26 Août 2018 MKMB
Переглядів 235 років тому
Culte 26 Août 2018 MKMB
Culte 30 septembre 2018 MKMB
Переглядів 205 років тому
Culte 30 septembre 2018 MKMB
Culte du 23 juin 2018 MKMB
Переглядів 376 років тому
Culte du 23 juin 2018 MKMB
culte 29 Avril 2018 MKMB
Переглядів 336 років тому
culte 29 Avril 2018 MKMB
TSAPAKO
Переглядів 11 тис.6 років тому
TSAPAKO
Culte MKMB 25-03-2018
Переглядів 516 років тому
Culte MKMB 25-03-2018
Culte MKMB 25 02 2018
Переглядів 666 років тому
Culte MKMB 25 02 2018

КОМЕНТАРІ

  • @erickramiandrisoa6337
    @erickramiandrisoa6337 4 роки тому

    Amen

  • @yvesralays6024
    @yvesralays6024 8 років тому

    hommage ho an'ilay artiste no tena nanaovana an'io sequence vidéo io sady nifanandrify t@ noel no nanaovana ny vidéo no sady andro nahaterahan io artiste io koa ny 25 décembre misy ilay hoe sehatra ba gasy ao @ CGM raha any madagascar ianao misaotra e

  • @societeexpertsasasarl5603
    @societeexpertsasasarl5603 8 років тому

    Tena tsara, manandratra an'Andriamanitra @ ny zava-kanto gasy saingy tokony asiana tutorat (fianarana Ba gasy) a!

  • @navadare
    @navadare 8 років тому

    Tsara be mihitsy marina e 😊

  • @noelitianarajaonarison955
    @noelitianarajaonarison955 10 років тому

    Ohatrany itako ery raha ianao sy dadafara no mampiara-peo....Il sera fier de toi Yves

  • @honyandriamahenina215
    @honyandriamahenina215 10 років тому

    mahaiza mankafia e!