- 146
- 1 303 991
Hira malagasy Cassette
Приєднався 1 січ 2017
Chaîne pour écouter vos chansons malagasy des années 90 difficiles à oublier !!!
Відео
Jeannot - Tsiaro azy (k7)
Переглядів 22 тис.5 років тому
Malahelo dia mivetso aho ianao no tsaroana mitoetra irery manirery zatra namana Aiza irony lasa taloha Tantara sisa ireny Lalan-kafa indray izao ny fiainana (...)
Njakatiana & Mbolatiana - Sarotra ny mitia (Ny fitia tsy kilalao)
Переглядів 102 тис.5 років тому
Njakatiana & Mbolatiana - Sarotra ny mitia (Ny fitia tsy kilalao)
Resy Njakatiana & Bodo [[[version originale]]]
Переглядів 19 тис.5 років тому
Resy Njakatiana & Bodo [[[version originale]]]
❤❤❤❤❤❤rien à dire..jsuis très ému en écoutant cette belle chanson
Mampanembona ahy ny adolantsentoko
🤍
Hira tsy totan ny ela tsara be
Afa fo hira taloha tsy maha empaka .
Tsara feo, fa misy simba ny enregistrement
Misaotre
❤
2024 sept
Ity hira ity an..hafa mihitsy... Tena hoe hafa mihitsy... Tsy hira malaza be loatra.. fa mipetraka foana hoe tena hira..tena vazo💞💝
Manja nama a
01 09 2024
2024
2024 mbola tiako foana❤️ary henoiko foana koaa
kanto loatra !!!!
Mankasitraka tsara be
❤❤❤❤❤
😢
2024❤
Karakory Musica malagasy
Kkkkk
❤❤❤
❤
2024 tena Fahatsiarovana 😢
Miverena.amzay.kirobo.ah❤
Ouaouhhhh😢❤❤❤
2024 mbl ❤❤❤
Saotra Tompok'o 🙏
hafa ihany ny grand maître rehefa mihira mitrerona mavestra
...veloma volako...ANDRO HAFA MIFANOJO
Tsara bé fôna eh👍👍👍
mampahatsiahy ny taloha
Tiako daholo ny hiran'i Lalao Rabeson
Tsara loatra
Izay hinoako ho fahasoavana Nokatsahiko hatrizay Ny fahasambarana notadiaviko Ny bitsiky ny foko ao Ny tsiky iainan’ny fisiako Ny hehy irian’ny fifaliako Nomenao ahy daholo izany Tamin’ny androm-pahoriako. Fiv : Hisaoranay ianao Andriamanitra Tsitoha Ny fanahinay izao Injao miainga, tafafoha Ny talenta avy Aminao Mipololotra tsisy fetra Hisaoranay ny Anaranao Amin’ny andronay rehetra. Misy namana nitsabo Nositraninao fony narary Nampiononinao teny am-pamohizana Sy tamin’ny ora nampijaly Nomenao saina mahay mitraka Tamin’ny fotoan’ady Ny fitiavanao nandresy Tsy mba folaka angady. Voa tsinampy kely ihany Ny finoana izay ananako Nefa dia ho ezahiko mba hitombo Izany ary ho tanako Izaho izay, ilay manantena Omenao valiny tokoa Amin’izay fiainako ho avy Matoky Anao aho ao am-po.
Tsara foana! Misaotra an’i Hery. Misaotra ny nizara ihany koa!
Sady feo no tononkira raitra e!
Mahafinaritra
Nanamarika ny fahazazako mihitsy ity hira ity............Alefan'ilay olona eo ampitanay foana isan'andro, hany ka lasa tiako ho azy.........ilay hira koa kanto loatra sady tsara be ilay fampiaraham-peo. Misaotra ny nampiditra azy.
Ndrii n’y hiran’ny fahazazako . Mbola Tsara be fona ❤
Tane Ay antimo zay lahy
Belle chanson merci d avoir partagé ❤❤❤
Tena tsara ♥️ Misaotra betsaka amin'ny fizarana 🙏
Tsara tokoa. Misaotra nizara
Misaotra anao fa tena ela no notadiavako an'ity hira ity.
Tsara feo tokoa lay mpihira. Mbo iza aza? ❤
2024
misaotra nizara fa tena hafa ihany ny hira taloha, tena kanto.
Atolotra ho an zanety gasy taty afrika atsimo 2023.2024