Andriantseheno Vonjy
Andriantseheno Vonjy
  • 15
  • 411 253
KT AMBATOVINAKY "TSY NY LALANA NO SAROTRA"
Ps : Ny sarotra mihintsy no lalana tsy maintsy lalovan-tsika Kristianina ety ambony tany,
Kristianina namako oo! Tsy maintsy mijaly isika, 🙏
Kristianina namako oo! Tsy maintsy sedraina isika,😇
Kristianina namako oo! Aoka hifaly isika 👏😀👏
F'efa mby akaiky ny Famonjena antsika
Переглядів: 8 778

Відео

KT AMBATOVINAKY "HOSANA" lyrics
Переглядів 3,9 тис.3 роки тому
KT AMBATOVINAKY HOSANA Fahiny ela be Ianao Jeso tany Jerosalema Nihobinay vahoaka maro be,vahoaka sesehena Raha niditra ny tanàna Ianao Dia nihira Hosana izahay Hosana,Hosana,Hosana, e !Hosana fiderana Hosana, Hosana, hosana, ho an’ny zanak’i Davida Mpiatsaravelatsihy izahay Jeso Ka mifona Aminao Naneho famantarana izahay Fa hoe vahoakanao Nahahanay andehananao, ireo lamba tety aminay Kanefa ny...
KT AMBATOVINAKY "Ampiraiso Fo"
Переглядів 4,6 тис.3 роки тому
Ampiraiso Fo
KT Ambatovinaky "DIANKAPOKA"
Переглядів 2,5 тис.3 роки тому
KT AMBATOVINAKY DIANKAPOKA tonony sy feo: Naivo
KT Ambatovinaky MISAORA AZY
Переглядів 15 тис.3 роки тому
Misaora Azy Ravoravo ny fo tafahaona indray Tafahaona ato antranon'ny Ray Na dia mafy aza izany onjam-piainana ety Tonga isika hanompo an'i Jeso Kristy Maro fakam-panahy izao fiainana izao Ao satana ta hamitaka anao Aoka isika hatoky an'Andriamanitra Ray Izay nitantana antsika iaona indray Misaora Ilay, Mpamonjy tia F'Izy no nampahery sy niaro ny dia Antsoy Izy, ka matokia Fa ataony mpandresy i...
KT AMBATOVINAKY MARIAGE
Переглядів 2,4 тис.4 роки тому
Eto anatrehan'Andriamanitra no ampakarako anao ho vadiko, satria Masina loatra ny Fanambadiana Ry malalako, ry sombin'aiko Fifaliana ho ahy ny ilaza aminao fa: Ampakatra anao ho vadiko aho Ry malalako, ry sombin'aiko Fifaliana ho ahy ny ilaza aminao fa: Mampakatra anao ho vadiko aho Ry malalako, ry Fitiavako e! Fifaliana ho ahy koa milaza aminao fa: Manaiky ny ho vadinao aho Ry malalako, ry Fit...
KT AMBATOVINAKY "Iza moa Jesosy"
Переглядів 2,2 тис.4 роки тому
Tantaraiko anao ny tantaran'i KristyEfa fantatrao moa Izy de tena tsara beAmafiso hatrany hatrany ny finoana AzyAry ampitampitao any amin'ireo namanao, fa:Olona iray: Nosamborina tsy tamin'antony Izy e!Olona iray: Nokapohina, nororainaOlona iray: nofinantsika, nosinatroka tsiloOlona iray: Nolefonina, maty IzyMaty tao kalvary nefa tsy mba nanota Izy e! e!Maty tao kalvary nefa tsy mba nanota Izy ...
KT AMBATOVINAKY DIANKAPOKA
Переглядів 4,1 тис.4 роки тому
DIANKAPOKA JESOSY IRERY IHANY
Mariage Vonjy & Ando
Переглядів 2254 роки тому
11 Mars 2017
KT Ambatovinaky Mamindrà fo
Переглядів 36 тис.8 років тому
album DVD" FIKIRO MAFY" Mamindrà fo amiko Jehovah ô!fa nanao izay ratsy foana taminao aho!!!!!Kt Ambatovinaky 2016
KT Ambatovinaky Mamindrà fo
Переглядів 7 тис.8 років тому
Mamindrà fo amiko Jehovah ô!! Fa nanao izay ratsy foana taminao aho.....!!!!
KT Ambatovinaky FIKIRO MAFY
Переглядів 315 тис.8 років тому
FIKIRO MAFY JESOSY: Na manonja ny fiainanao na feno fanahiana Aza kivy na ketraka ianao Na mavesatra ihany koa ny hazo fijaliana 'Lay Jesosy tsika tsy mba mandao Na dia betsaka ny olana sy mafy Ka torovana tsy tanty ny fo koa ho aiza moa makanesa aty hoy Jesosy Kristy Fa izaho hanome fitsaharana Hatanjaho ny finoana fa na hino kidona 'lay Jeosy tsy hamela anao irery aza mba toy Petera f'izy ani...
KT Ambatovinaky "Mpandresy" 17 Mai 2014 Palais des Sports Mahamasina
Переглядів 9 тис.10 років тому
Mpandresy izahay! Satria Jesosy Tomponay Dia velona ato anatinay
Mejean Sitrano aho!!!
Переглядів 39610 років тому
niova fo!!!