Blaogy Voyage - Tiary
Blaogy Voyage - Tiary
  • 17
  • 17 893
TSIAFAJAVONA - ANKARATRA [ HIKING, ADVENTURE, MADAGASCAR ]
Saika maty aho zalahy vao tafiakatra teny ambony teny a !!
Ao anatin'ity horonan-tsary ity dia ho entiko ianareo miaraka amiko hitsika an'izany Tsiafajavona izany, Tendrombohitra mirefy 2646m, fahatelo lehibe indrindra eto Madagasikara
#malagasy #madagascar #travel #adventure
---
Facebook : blaogy.voyage
Instagram : blaogy.voyage_tiary
Mail : blaogy.voyage@gmail.com
Переглядів: 1 613

Відео

AVENTURE - AMBATOMENA MANANARA [ MADAGASCAR]
Переглядів 2592 місяці тому
AVENTURE - AMBATOMENA MANANARA [ MADAGASCAR]
ANJIRO - MADAGASCAR [AVENTURE, CAMPING (PART1)]
Переглядів 4193 місяці тому
Fantatrao ve hoe aiza zany Anjiro? Anjiro dia any amin'ny 85 km mialan'Antananarivo raha manaraka ny RN2 iny ianao Maro be ny zavatra azio tsidihana amin'iny faritra iny fa teto dia noentiko nanao camping sy nitisidika ireo karazana cascade maro samihafa ianareo Facebook : blaogy.voyage Instagram : blaogy.voyage_tiary Tik Tok : Blaogy Voyage blaogy.voyage@gmail.com #t...
AVENTURE À ANKADIMANGA
Переглядів 9114 місяці тому
Fantatrao ve ny tantaran' Ankadimanga? Ao anatin'ity horonan-tsary fohy ity dia tantataraiko anareo izany #blaogyvoyage #malagasy #travel
Epic Adventure #Vlog : Camping, Hiking, and Lake Swimming in Andranotoraha, Analavory, Madagascar
Переглядів 4977 місяців тому
Embark on a thrilling journey with us as we explore the breathtaking landscapes of Andranotoraha in Analavory, Madagascar! 🌍 Our latest vlog captures the essence of adventure, combining camping, hiking, and refreshing lake swimming in one unforgettable experience. 🏕️🥾💦 🏞️ Discover Andranotoraha's Hidden Gems: Join us as we traverse the stunning trails and reveal the hidden gems this mesmerizing...
Fromage Ambatomanga - Madagascar ( #Vlog )
Переглядів 714Рік тому
Mafy rehefa te hihinana fromazy ry zalah an! Ny Madagascar Unique Discovery Tour no nikarakara ny Randonnée Facebook : blaogy.voyage Instagram : iamrakotobe #madagasikara #malagasy #travel
AUX PAYS DES ZAFIMANIRY - MADAGASCAR (VLOG)
Переглядів 1,5 тис.Рік тому
Zafimaniry toerana iray any amin'ny 50km mialan'Ambositra Télécharger l'application Taptap Send en cliquant sur ce lien 👇 taptapsend.onelink.me/Lrab/vlaogy N'oubliez pas d'utiliser mon code promo VLAOGY pour gagner un bonus de 10 € Facebook : blaogy.voyage Instagram : iamrakotobe #madagasikara #malagasy #travel
TSIAZOMPANIRY - AMBOHIMIADANA / Vlog
Переглядів 3,4 тис.Рік тому
Tsiazompaniry - Ambohimiadana Toerana iray izay any amin'ny 90 km mialan'Antananarivo no misy azy ary mbola tafiditra ao anatin'ny faritra Analamanga Hisaorana be dia be ny Office Régional du Tourisme d'Antananarivo - ORTANA nanasa ahy sy nitondra ahy tany ary nanampy ahy nanantotosa ity VLOG ity Mino aho fa nankafizinareo ilay oronan-tsary Fanampim-panazanavana kely, raha liana ny handeha ho a...
Mantasoa - Madagascar Vlog
Переглядів 1,1 тис.Рік тому
Androany dia hoentiko ianareo hijery an'izany hoe Mantasoa izany, Mino aho fa ankafizinareo ity vidéo nokarakaraiko ho anareo ity Aza misalasala mihintsy manoratra hoe ahoana ny fahitanareo azy? Partenaire : @taptapsend2827 Nikarakara ny dia : Trèfle à 4 feuilles - Tsidika Rohy hangalana ilay application Taptapsend : taptapsend.onelink.me/Lrab/vlaogy Facebook : blaogy.voyage Instag...
MANDRAKA (Saha Maintsoanala) - MADAGASCAR #VLOG
Переглядів 4902 роки тому
#Mandraka - Saha Maintsoanala, Site akaiky indrindra an' #Antananarivo indray no ho zahantsika ao anatin'ity vidéo ity. Hiaraka hijery Lémurien, Lac ary cascade sy ireo zavatra maro samihafa Ireto ny rohy makany amin'ny : -Facebook : blaogy.trott... - Instagram : iamrakotobe - Twitter : iamrakotobe/ Raha mila fiaraha-miasa kosa dia : blaogy.voyage@gmail.com
TSINGY DE NAMOROKA - MADAGASCAR [ with @Kala Nap's]
Переглядів 4622 роки тому
Tsingy de Namoroka na ihany koa, Massif de Namoroka indray no resahintsika ao anatin'ity oronan-tsary vaovao ity, toerana tsy be mpahalala kanefa tena mifono zavatra maro ary tena miavaka tokoa raha eto #Madagasikara no resahina Facebook : blaogy.voyage Instagram : blaogy.voyage Twitter : rakotobe_ Collab : blaogy.voyage@gmail.com
PARC BOTANIQUE ET ZOOLOGIQUE TSIMBAZAZA - ANTANANARIVO - MADAGASCAR (#Vlog4) [english subtitle]
Переглядів 8992 роки тому
Hiaraka hitsidika ity valan-javaboahary #Tsimbazaza ity indray isika ao anatin'ity #Vlog ity we are going to visit Tsimbazaza in this new #Vog Facebook : blaogy.voyage Twitter : rakotobe_ Instagram : iamrakotobe for collab : blaogy.voyage@gmail.com #Madagascar #Travel
PARC NATIONAL BAIE DE BALY - MADAGASCAR
Переглядів 3232 роки тому
Hiresaka kely momban'ny Parc National baie de Baly aty Madagascar indray isika ato anatin'ity Podcast ity Aza adino mizara azy amin'ny namanao, Facebook : blaogy.voyage Instagram : iamrakotobe Twitter : rakotobe_
AMBOHITRABIBY - AMBOHIMANGA [VLOG#3]
Переглядів 2,7 тис.2 роки тому
Miarahaba anareo mpanaraka ny Blaogy Voyage 👋 Ity ilay Vlog #3, Randonnée Ambohitrabiby - Ambohimanga niaraka tamin'ny ekipan'ny Lavatongotra 🚶🚶 Raha toa ka mbola tsy nahita ny ireo video teo aloha ianao dia ireto ny Rohy: Vlog #1 : blaogy.voyage/videos/515041492487996/ Vlog #2 : Vlaogy.Tiary/videos/746380212796793/ Ity kosa ny rohy makao amin'ny UA-cam : Vlog #1 : ua-...
IREO TOERANA MANAN-TANTARA ETO ANTANANARIVO - Madagascar - Vlog #2 (English subtitle)
Переглядів 1,7 тис.4 роки тому
IREO TOERANA MANAN-TANTARA ETO ANTANANARIVO - Madagascar - Vlog #2 (English subtitle)

КОМЕНТАРІ

  • @fabricerandria4467
    @fabricerandria4467 20 днів тому

    Tena milay be lehitsy ny vidéos an’laha !! Efa presque 30taona no tsy ny verina aty Nosy Malala 🥲

  • @Johasinamusic
    @Johasinamusic Місяць тому

    Ao be zany!!!!

    • @blaogyvoyage
      @blaogyvoyage Місяць тому

      @@Johasinamusic siora beee 🎉

  • @ratsimbazafygati1981
    @ratsimbazafygati1981 Місяць тому

    mlay letsy !

    • @blaogyvoyage
      @blaogyvoyage Місяць тому

      @@ratsimbazafygati1981 mercii 🎉✨

  • @user-gz4by8qu9q
    @user-gz4by8qu9q Місяць тому

    Magnifique continuez beau gosse, merci❤

  • @lurikandriamalala2291
    @lurikandriamalala2291 2 місяці тому

    Mba fangatahana fotsiny hoe mba detailleo anao vidéo foana ny zavatra mety fadifady amin'ilay toerana e!

    • @blaogyvoyage
      @blaogyvoyage 2 місяці тому

      @@lurikandriamalala2291 voaray ny fangatahanao 😉

  • @miorarnly
    @miorarnly 2 місяці тому

    Tsara tareha be le eo aminy commune Ambohitseheno

    • @blaogyvoyage
      @blaogyvoyage 2 місяці тому

      @@miorarnly oui.. Zareo manana goût kokoa 😂

  • @dinaliva7203
    @dinaliva7203 2 місяці тому

    laisany ve rehefa micamp eny akaiky rano eny oa tsy matahotra ranenitoa mihitsy sa efa nisy fotoana tratra

    • @blaogyvoyage
      @blaogyvoyage 2 місяці тому

      @@dinaliva7203 😂 tsy mbola tratra aloha e

  • @kialasoa9980
    @kialasoa9980 3 місяці тому

    MBA mangataka atao format lava kokoa ilay amin'ny youtube ô😊

  • @dinaliva7203
    @dinaliva7203 3 місяці тому

    aza mba atao fohy kely eh. mankasitraka

  • @limi5888
    @limi5888 4 місяці тому

    Lehilahy ankavia ary ny vehivavy ankavanana 🤦🏻‍♂️

  • @limi5888
    @limi5888 4 місяці тому

    Mety ny vlog, tsara ny fitsidihana sy kotrana! Fanontaniana : AmbohiTrabiby sa AmbohiDrabiby?

  • @Johasinamusic
    @Johasinamusic 4 місяці тому

    Yooo! Mahazo Ambohimahitsy Ankosirano eee

  • @ratsimbazafygati1981
    @ratsimbazafygati1981 4 місяці тому

    mlay letsy ! 👍

  • @jodimiddendorf
    @jodimiddendorf 4 місяці тому

    Mahay manamboatra video nareo.

  • @jodimiddendorf
    @jodimiddendorf 4 місяці тому

    Beautiful!! Manignako a Madagasikara. Soasoa ty mijery video a Mada. Fa iraho tsy mahay miteny Marina. Fa teny Tandroy ty haiko. Azoko avao ty raha teninao agnaty video ity. Raha iraky avao tsy nahazo. Ty Tantara mikasiky ty vehivavy tsy azoko..

  • @sarobidyiantsarajosiarisao5112
    @sarobidyiantsarajosiarisao5112 7 місяців тому

    RN firy mo zany ny makany?

  • @dadahrakotoniaina7197
    @dadahrakotoniaina7197 Рік тому

    Tsara ny toy izao kanefa ireto no mila hatsaraina: 1. Ataovy teny Malagasy ranoiray fa aza asiana teny vahiny, 2. Tantara io ka mba fenoy tsara ny dinidinika rehetra. Ohatra: 14 Aogositra 1837 no nandefonana an-dRasalama. 3. Ianao milaza fa Andohalo kanefa dia mbola eny Ambohimitsimbina sy Ankaditapaka ianao. 4. Ambatondrafandrana no misy Fitsarana Gasy .... Ireo no heveriko fa mila hahitsy sy hatsaraina

  • @alainravonjy5133
    @alainravonjy5133 Рік тому

    Ahaona ny momba ilay Katedraly Saint Laurent Ambohimanoro. EEM ?

  • @lovaandriatiaray3225
    @lovaandriatiaray3225 Рік тому

    Mzrci bcp mampafantatra ny any aminay 🤩

  • @fernandisylviorandriarimal2889

    Mahafinaritra ilay horonantsary, misaotra anao 😁

  • @user-om5bc7ct8p
    @user-om5bc7ct8p Рік тому

    Misaotra amin'ny fizarana🙏 Hita mivotra fona ilay vlog, tsara kely😊

  • @framboiseboni658
    @framboiseboni658 Рік тому

    Tsara e😊

  • @anja317
    @anja317 Рік тому

    Tsara eeee❤❤❤

  • @fifilambretta7237
    @fifilambretta7237 2 роки тому

    Good vidéo et bon son

  • @christianedacosta2813
    @christianedacosta2813 2 роки тому

    Mafinaritra tohizo de aza minjanona ao tana fona

  • @michaelramann6565
    @michaelramann6565 2 роки тому

    Superbe video ! Merci !! :-)

  • @mikarandrianaivo2888
    @mikarandrianaivo2888 2 роки тому

    Misaotra e

  • @jeanclaudebelliard9454
    @jeanclaudebelliard9454 2 роки тому

    Belle réalisation . Manque un sous-titrage en anglais ou français . Bonne continuation .😘

  • @mikarandrianaivo2888
    @mikarandrianaivo2888 2 роки тому

    Mahafinaritra e

  • @mikarandrianaivo2888
    @mikarandrianaivo2888 2 роки тому

    Mankasitraka é

  • @raharimanasoafara6646
    @raharimanasoafara6646 2 роки тому

    Ary manahoana ny sécurité any ry Bandy kely?

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 2 роки тому

    ezaka kely sisa de

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 2 роки тому

    🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 2 12 2021🎄

  • @kumarimarthin1346
    @kumarimarthin1346 2 роки тому

    🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬🇲🇬 2 12 2021

  • @danielerakotosamimanana9590
    @danielerakotosamimanana9590 2 роки тому

    documenté tsara

  • @rjcphotos454
    @rjcphotos454 2 роки тому

    Merci, mahafinaritse ! Ho AVY é. Merci @ ilay video.

  • @jodimiddendorf
    @jodimiddendorf 3 роки тому

    I miss Madagascar. Misaotra manamboatra video ianao. Tsara ny mahita tanana vaovao.

  • @jodimiddendorf
    @jodimiddendorf 3 роки тому

    Tsara be ny Madagasikara. Misaotra manamboatra ny video ity. Fa te Ho any ndraike aho.

  • @djohtsihoarana9446
    @djohtsihoarana9446 3 роки тому

    mahaliana! ^_^ tohizo foana! :)

  • @fuegoplayerone
    @fuegoplayerone 4 роки тому

    Very good video! Thank you for the subtitles

  • @firanitra
    @firanitra 4 роки тому

    Ao tsara ilay ezaka e !

  • @emileandria6049
    @emileandria6049 4 роки тому

    Be tokoa ny tsy mahalala na tsy tia halala ny tena marina fa mifaly ny mihainohaino sy manarakefa fotsiny izay voalaza ombieny ombieny eny fotsiny. misaotra an'i Tiary mitondra fanazavàna sy fanampi-mpanazavàna samy hafa, izay tena hilaina, mba hafahina miroso sy mahafantatra ny niandohàna. piment no tiako ny ahy @ ilay novidinareo iny..!!, fa tena izy ve ?? Ary ilay sary be eo akaiky ny tohatra mankany mahamasina angaha tsy azo?.. Mbola be angamba no fanampin'ireto volaza ireto any aorina any fa dia efa misy an'izay aloha..