Misaotra e tena tsy resy manana Azy
Ho amintsika mpihaino rehetra ny faherezan'i Tompontsika fonosin'izany hira mamy izany.
merci zoky an, tena marina!
TENA TIAKO
Nampahery be ahy ity hira ity t@ izaho mbola nianatra t@izany andro izany dia izao niverina nandray kahie indray dia miverina mihaino azy indray❤
2024 fa mbola Tsara foana ity hira ity tena mampahery 🥰
Mivavaka ho anao ho ambinina am zvt rht tht courage
Tohizo ralah aza ajanona fa tohizo a mankasitraka e velona ny fanahinay
Tena Trara n'y tononkira tena maasitra ny ao anaty misaotra an Jésus nanome aingampanahy an io mpamoronkira Io fa tena trara e
Mamiko loatra io hira ,misaotra. Anao manome message. Anay fa tena. Mampahery tokoa marina. N’y Tompo anie ho momba anao hatrany.❤
Fa raha izaho, manana Anao aho, azo itokiana tsotra izao
Aty avaradrano sampanana mankany Lazaina!
Tompo tsy mba ho kivy na ho resy tsy miady fa manana anao
Tena mampahery tateraka . Mankasitraka tompoko
Tsara laotra ilay hira
mahereza rahalah amn asan Tompo JESOSY! tena nomeny talenta ianao! fa trandrao aza reraka! ho AZY irery ny voninahitra mandrakizay!AMEN!
Izay rehetra lazainao ampitso Tompo o ekeko sahady satria Zaho manana anao Tsara b le hira ❤
Tena mampahery ilay hira, tsy mahazo resy enao ry Fanahiko, makasitraka bdb.
misaotra Anicet! mahery ny Tompo, tohizo hatrany ny hira fiderana. Tsy ho resy tsy homiady tokoa isika.
❣❣🙏🙏🙏
Tsara be❤
Ambatomirahavavy zany tanana zany a! mahereza hatrany rahalahy Anicet a. Amen
😍😍😍🥰
😍💕💕😍😍😍
Mankasitraka eeee!! Mba afaka mahazo ny hiran'i Anicet rehetra ve azafady?
Tsara loatra ilay hira 🍀🙏
Mankasitraka Anicet ho tahian Andriamanitra manokana hâtrany ianao tena tsara b l'ay hira mapmahery mamelona Fanantenana Tanteraka. Fa manana azy tokoa isika tsy ho mety Kivy fa manana anao 🙏🙏🙏
❤️❤️❤️❤️🙏🙏🙏
❤️❤️❤️❤️❤️
Vao tady kivy ho kivy aho de ity no hira enoko sady hiraiko misotra fa mampahery 🙏🙏😍
Mampahery, misaotra ❤🙏
Tena tiko ty hira ty a mankasitraka de jesosy hitahiry anao
🔥🔥🔥🤍🤍🕊🕊🕊🙇🏻♀️🙇🏻♀️🙋🏻♀️🙋🏻♀️🙏🏻🙏🏻🙏🏻
Aameen ❤
Amen . TOMPO ôTSY MBA HO KIVY AHO NA HO RESY TSY MIADY FA MANANA ANAO
Manana anao aho JESOSY malala🙏
Fa raha izaho manana Anao, hazotokina tsotra izao, Tompo ô, Tsy mba ho kivy aho na ho resy tsy miandy fa manana Anao aho,
Tompo ô enao lay azo itokisana,tsy mba mivadika
Ianao lay mpiady mahay,mpanolontsaina mahay . Manaiky anao aho Tompo ô
🙏🙏❤️
mankasitraka eh, tsara be
Fa raha izaho manana anao, azo hitokiana tsotrizao Amen 🙏🙏
koa raha misy zava mahory mandreraka ny aiko, zaho matoky anao mpiady mahay!
Misaotra jesosy zah manana anao rah tsy anao ny fianako efa very 🙏🏽🙏🏽🙏🏽🙏🏽
Misaotra jesosy
Mankasitraka fa tena tsara be le hira
Sambatra tokoa isika manana an'i Jesôsy...
Soa fa eo Ianao Jesosy, Ianao ilay hany mampandresy amin´ny ady
Mahafinaritra ity hira ty eh,mampahery dia misaotra nizara eh
2020 mbola matsiro be ity hira ity😍 Misaotra Jesosy a
Tsy lany miintsy zany hira fiderana zany 😍😍😍